Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 13/04/2007 15:25)
Cherche dévéloppeur Homme ou femme
Société à tanà recrute Développeur Web PHP5 Homme ou femme Débutant(e) accepté(e) Salaire motivant + primes Envoyez CV à mavonante@yahoo.fr avant le 30.04.2007... tohiny
novalian'i frazy ny 05/09/2007 08:41
diamondra27 ( 13/04/2007 15:11)
mazotoa mihaino rehefa tsy mahavita mamaky baiboly ô!
Ho an'izay tsy havanana @ famakiana baiboly dia ity indray izany misy solution hafa e! Mazotoa mihaino. Mety ho samy hafa manko ny effet-ny fa tsy mitovy. www.guadadvent.org/bible/bible.php D... tohiny
novalian'i tinah17 ny 28/11/2017 12:23
salmo1 ( 13/04/2007 14:27)
sari-piaro
Inona no hataoko mba tsy hitsiriritandry zalah mpiara-mianatra aminy, ny jôbakely :?: Mba hamatarandry zalahy fa efa misy tompony i takaka :idea::°)... tohiny
novalian'i salmo1 ny 14/04/2007 16:52
kelly13 ( 13/04/2007 14:27)
solafaka
o ry reto a, tena neveriko fa Ravalomanana mihintsiny ilay lhl mpihira io t@ voalohany http://www.dailymotion.com/relevance/search/kalon%27ny%2Bfahiny/video/x12ph6_solafaka... tohiny
rrosemine ( 13/04/2007 14:07)
nostalgie
mba mangataka ny hiran'ny ainga... tohiny
novalian'i pissoa ny 13/04/2007 16:58
xxx ( 13/04/2007 14:00)
mampiaraka ny vadiko (kay homo)
efa 20 ANS zahay no nivady ny ankizy efa lehibe ihany, tsikaritray fa niova fihetsika fona rangahy, t@ voalohany heverinay fa marary, taty aorindrina otran'ny tsikaritray hoe miaraka @ tovovavy vazà ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2008 11:06
lapino ( 13/04/2007 13:56)
Mila misaina, mieritreritra sy mandanjalanja tsara ...
Efa miezaka izay azo atao, fa dia mbola resy foana. Efa misaina, mieritreritra mafy ary mandanjalanja ihany, fa tsy afaka e ... Efa mieritreritra sy manantena fa hoe nahavoa, kanjo hay voafitaka ihany... tohiny
novalian'i prime ny 14/05/2007 14:38
xxx ( 13/04/2007 13:39)
ilaina ve ny lainga
aza mandainga!!! ilaina ve ny mandainga? . ZA dia manana havana akaiky mpandainga be tsy misy ohatr'izany tafahotra alo, ka efa tsy misy mino ze teneniny intsony . ny ahatahorana fotsiny raha sendra ... tohiny
novalian'i degoares ny 24/08/2007 07:51
azzaro ( 13/04/2007 12:32)
Engagement pour hébergement
salut tout le monde, Mba omeo type-na engagement pour hébergement aho ry ireto e! ilaiko maika be manko izy io. Merci... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 15:58
salmo1 ( 13/04/2007 10:46)
Izaho sy ianao
[img]http://www.122punto1.com/imgs/main/shirts.jpg[/img] http://www.dailymotion.com/relevance/search/kiaka/video/x1pa3y_atolotro-anao-acoustiquekiaka [img]http://www.usamanufacturingguide.com/im... tohiny
novalian'i salmo1 ny 15/04/2007 01:24
dadie ( 13/04/2007 10:16)
blagy MMS
Tao @ bar ono ireto mpinamana roa lahy ; Misa sy Nary lasa teo ny resaka d oy i Misa t@ Nary oe za less anambady atsy ho atsy d oy ny navalin'i Nary oe sambatra less zany elah fa mba tantarao ny fande... tohiny
novalian'i dadie ny 23/04/2007 20:44
LIVAK ( 13/04/2007 10:04)
SLT !
Slt ! Tiko be le hiran'ny Lova feat. Jaojoby mitondra ny lohateny oe " Mitsinjaka " ka mba mangataka tonony sy hira en format mp3 azafady. Alefa @ adresse mail manaraka ity : liva026@yahoo.fr. De m... tohiny
salmo1 ( 13/04/2007 09:58)
Mitany masoandro sy Mahafaty baolina
Tandremo! fa ny oditri-tsika marron reveny vazaha. T@ indray mande izay aho sy ny namany cousine-ko nitsilailay teo @ ambony piscine. Tampokatampoka be teo de mandadizany teo @ tratrako ny tanany... tohiny
novalian'i vale ny 13/04/2007 11:27
vale ( 13/04/2007 09:24)
Vendredi 13, mmmhhh..
Lasa ihany mou zany ny saiko satria androany vendredi 13, ka samy manana ny fahitany an'izy io ny olona, mba misy mahalala ve hoe in marina ny marina amin'izy io fa maha fann!:°)... tohiny
novalian'i karinah ny 14/04/2007 09:50
salmo1 ( 13/04/2007 09:19)
Marina ve ny nofy?
Fa izaho tsy mety manofy vazaha mihintsy http://www.dailymotion.com/relevance/search/tempo%2Bgaigy/video/xkf87_tempo-gaigy-nofy-tsy-tanteraka ... tohiny
novalian'i rrgmt ny 12/07/2007 00:34
nathie86 ( 13/04/2007 09:00)
feu de l'amour
tantara-pitiavan'iza @ ireny no tianareo iainana? Oh ny anà zao ny an'i JT sy Coline... tohiny
novalian'i maikha ny 26/04/2007 09:25
pulchery ( 13/04/2007 08:39)
vierge hono de...
zah(17 ans) reto miaraka @olo 23 ans azo lazaina hoe efa manana experience dé gaga be izy hoe zah mbola virj, fa izy mantsy efa nahavitavita sipa bobaka be hono e fika hambabona an'ah fotsiny ve zan... tohiny
novalian'i tynah ny 26/04/2007 20:00
mazavaloha ( 13/04/2007 08:06)
aiza ary io hoan' izay mahalala mahazo zeuro sy fitiavana b?
[IMG]http://i162.photobucket.com/albums/t273/mazavaloha/IMG_0993.jpg[/IMG]... tohiny
novalian'i kelly13 ny 13/04/2007 12:45
nathie86 ( 13/04/2007 08:04)
Protestant
Ho anareo izay protestant inona kay no dikan'ilay fanaovana faneke-pinoana refa eny antenantenany fifavahana iny?... tohiny
xxx ( 13/04/2007 07:51)
marary
Fafinaretana ihany koa ve ny mahita olona mitaraina rehefa miray ara-nofo?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.562