vierge hono de...
1. pulchery
(
13/04/2007 08:39)
zah(17 ans) reto miaraka @olo 23 ans azo lazaina hoe efa manana experience dé gaga be izy hoe zah mbola virj, fa izy mantsy efa nahavitavita sipa bobaka be hono e
fika hambabona an'ah fotsiny ve zany araka ny eritreritrareo sahoe te hiteny izy hoe "t'es coincée"
fika hambabona an'ah fotsiny ve zany araka ny eritreritrareo sahoe te hiteny izy hoe "t'es coincée"
novalian'i tynah ny 26/04/2007 20:00
2. salmo1
(
13/04/2007 08:51)
Ra olona manana saina ianao de tsy olana zany sady tsy prôbleme.
Matoa ianao miaraka aminy, tsy tokony hisaina zavatra hapitebiteby anao.
Na dia 17 ans aza ianao izy 67ans :D Tokony efa tany anatiny lohanao oe: ity bandy ity ti hatoritory hiaraka amiko fotsiny, na ti hiara-amiko mandrakizay.
Ny Joba anie ka misaina kokoa nohony bandy eh. Adalany izay Joba mora adalainy bandy any. Ary milay mihintsy ny joba rehefa matotra miseo be saina:°);-)

3. salmo1
(
13/04/2007 08:53)
Tsy enjehany lalàna ve alou raha tsy manana fahefana @ ireo ray amand'reny. raha 17ans sy 23ans kle. Mbola misy tsy manana zo hibaiko ny tenany ato zany.
5. raval
(
13/04/2007 12:51)
Aza manaonao fôna sô de simbasimba fotsiny eo.Ny bandy mantsy bandy iany.
6. nathie86
(
13/04/2007 15:11)
vô 17ans. Tsy maababo mintsy ra izany no fikany. Io ko lou izany tianao ihany eh fa ra omenao azy io de inona intsony indray no ilainy any @nao:)
7. pissoa
(
13/04/2007 16:52)
Na inona fikany na inona dia izay tinao ihany atao e ! Refa mbola tsy vonona dia tsy miroso, indrindra olona efa niaraka tamin'ny vehivavy booobaka be izany ve azo antoka intsony raha azony eo tokoa.
17 ans mbola vierge izany tsy coincée no fiantsoana azy fa normal :wink:
17 ans mbola vierge izany tsy coincée no fiantsoana azy fa normal :wink:
8. sitlo
(
13/04/2007 21:48)
dain, zany le gisalahy homaketsa. :lol:. Revy zany hoy aho misy foana. Ento milamina fotsiny ny fiainana fa aza dia mihaino vavan'olona any. :wink:
10. ninamalala
(
24/04/2007 12:31)
heritaona sisa d anin enao? ts mahamenatra ange ny vierge e!zany ary ny tena tsara!
11. tynah
(
26/04/2007 20:00)
Aza mety hadalain'zany bandy efa nahita sipa bdb zany! efa zany ny toetrany fa efa hasehony anao. tazony ny maha virj anao fa io no fananana tena tsara indrindra ao aminao.Ny zandriko zao 19 ans mbola virj fa tena hembenako mafy mintsy ary hanariko tsara. Mahatsiaro sambatra be zah !:-*