feu de l'amour

1. nathie86 ( 13/04/2007 09:00)
tantara-pitiavan'iza @ ireny no tianareo iainana? Oh ny anà zao ny an'i JT sy Coline
novalian'i maikha ny 26/04/2007 09:25
2. kelly13 ( 13/04/2007 11:07)
za tsy maharaka intsony, hihihi
3. nathie86 ( 13/04/2007 11:42)
fa manin:?::?:
4. kelly13 ( 13/04/2007 12:14)
ka dongin'le zazakely ny tele d dessins animes fona no hita
ny hitako farany zao d i jt le nanavotra an'i coleen t@ incendie
5. nathie86 ( 13/04/2007 13:07)
mbolza maita lazaina kosa enao @zany ka aza menamenatra mintsy la lazao ambarao
6. kelly13 ( 13/04/2007 13:28)
za nga menatra milaza izany, fa io noteneniko anao io no hitako farany zao d mba tatarao ny suite-ny za aza e
7. nathie86 ( 13/04/2007 15:23)
ka ny tiako anontaniana an'toi ne de tantarampitiavan'iza no tianao iainana fa tsy hoe tohizo le film eh:) Victor sy Nicky ve sa sharon sy Nick sa Raoul sy Britany sa Brad sy Ashley sa Frediric sy Anita sa i Gill(tsy aiko ny manoratra azy) sy Larie sa .........
8. miangalyandria ( 13/04/2007 15:45)
Oay, tena nahatsiaro tampoka mihitsy aho, ny ahy iza no tiako moa, tena tsy tadidiko intsony fa efa ela tsy nahita e, i Victor sy Nicky aloha tsy tiako, i Brad sy Ashley no mba ohatran'ny mahafinaritra ahy. Dia ahoana tokoa ry reto no tohiny tao ? Ary ny amour, gloire et beauté koa mba nanao ahoana ary izay e ?

Tsy misy site azo ijerena an'ireny angaha moa ?
9. kelly13 ( 13/04/2007 16:10)
nathie>lollll ok, i jt sy colleen kou, no mba mafinaritra

miangalyandria>za refa mijery resumé d any @ canale5.it no jereko ny momba an'i amour gloire et beauté
10. Fiffi ( 14/04/2007 16:00)
zah de tsy mba tia an'ireny série kely ireny.....
11. nathie86 ( 16/04/2007 07:45)
fiffi zany fa in no tindry mba lazao.
miangaly tsy aiko ra misy site azo jerena.
12. Fiffi ( 17/04/2007 19:23)
titanic :)
13. nathie86 ( 18/04/2007 08:57)
zany an an an
14. maikha ( 26/04/2007 09:25)
le ikala jill tsy matotra amin'ny fitiavana mihitsy fa anti-bavy tsa mahay miaina.Ny an'i raoul sy brittany mba mahavariana ahy....fa i victoria mampalahelo very olon-tiana lava izao...à suivre...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1874