solafaka

1. kelly13 ( 13/04/2007 14:27)
o ry reto a, tena neveriko fa Ravalomanana mihintsiny ilay lhl mpihira io t@ voalohany

http://www.dailymotion.com/relevance/search/kalon%27ny%2Bfahiny/video/x12ph6_solafaka
2. sitlo ( 13/04/2007 14:40)
=))=))
3. kelly13 ( 13/04/2007 14:42)
sa rahalahiny io ry sitlo fa eo no mivanitika fotsiny eo 8):°)
4. sitlo ( 13/04/2007 14:50)
ravalo misarma be ny an-dry:-D
5. kelly13 ( 13/04/2007 14:56)
sady eny @ fiangonana tranovato faravohitra mihintsiny io! sa diso fijery sa? mdrrrr
6. Samoana ( 13/04/2007 15:28)
ilay fandihy ampitoerana @ farany izany t@ izy katrin'ny ronono :-D?
Misaotra r'ikalakelly fa efa aman-taonany no tsy nandrenesako io hira io a :wink:!
7. booboo ( 13/04/2007 15:28)
:-D:-D
8. kelly13 ( 13/04/2007 15:38)
samoana> :wink:
efa ela² nge izy io no hitako e, fa teo vao tadidiko ny impression-ko t@ vao nahita azy hihihi, hoe kay v ravalo ka mpihira e, :-D:-D
9. kiadi ( 13/04/2007 16:13)
fa iza zany ravalo?
10. kelly13 ( 13/04/2007 16:15)
io ndray le mody fan :?
11. Stretch ( 13/04/2007 16:54)
fitiavana te hiresaka ndray an !
aôôôôna ary no ahatonga an zao ho ravalo :{ :{
baina ary zao efa bevohoka efa le tam ela be iny , mbola tsy teraka any :-D
12. vale ( 13/04/2007 17:05)
:-D ravalo metisy karana hafahafa zany,hihi!
13. sakaizakely ( 13/04/2007 17:26)
Ra8 ve tsy kapohy kely hoatra andRamahafadrahona ? Ilay mpihira eto hita hoe be gabarit kokoa noho lery...

Misaotra aloha ry sakaizakelly13 @ le hira fa ela tokoa tsy naheno an'io hira io

Ary iza no mba manana ny videon-ilay hira hoe Rendez-vous n'i Ndondolah sy Tahiry fa tena tsy matiko lolo le klipy, toa tsy ao @ klipy gasy intsony :cry:
14. kelly13 ( 13/04/2007 17:55)
sakaizakely http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Dondolah%20sy%20Tahiry
15. kelly13 ( 13/04/2007 17:56)
tsy haiko klou z egabarit an'i ravalo fa tena neveriko fa lery io hihihi

stretch lolll ka jere fa nande le fampiresahana nge e :°)
16. Fiffi ( 13/04/2007 19:23)
heu.....mitovy ve ?
17. Fiffi ( 13/04/2007 19:23)
bogany lery kah ! hummmm......
18. vale ( 13/04/2007 19:26)
ie,=D mmmmmmhhhhhhmmmm
19. tslem ( 13/04/2007 19:50)
kelly13:

o ry reto a, tena neveriko fa Ravalomanana mihintsiny ilay lhl mpihira io t@ voalohany


aôna koa ary zany mason-dry kelly13 zany? mifanipaka be atsimo sy avaratra sy ambony sy ambany, ôtrany oe andohalo sy anosy :-D:-D:-D
20. booboo ( 13/04/2007 19:59)
mifanipaka be atsimo sy avaratra sy ambony sy ambany, ôtrany oe andohalo sy anosy


:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1275