solafaka

21. Stretch ( 13/04/2007 20:04)
fa aôna ty dinik ty e !
solafaka ravalouuuu ? :{
22. sakaizakely ( 13/04/2007 20:17)
kelly13:

sakaizakely http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Dondolah%20sy%20Tahiry


mesi kia
:-*


23. Fiffi ( 13/04/2007 21:51)
Stretch:
fa aôna ty dinik ty e !
solafaka ravalouuuu ? :{
le mpihira hono ohatran'misy hitovizana...


24. vale ( 13/04/2007 22:23)
Stretch:

fa aôna ty dinik ty e !
solafaka ravalouuuu ? :{
mihira hono ra8 koh! :-P solafaka be mintsy ngamba:-D


25. sitlo ( 13/04/2007 23:16)
voafongana ka nitorombona ra8 :-D
26. jemimah ( 14/04/2007 07:09)
tssy hifandraisany
27. jemimah ( 14/04/2007 07:09)
:twisted:tssy hifandraisany
28. dadie ( 14/04/2007 07:46)
KELLY13> MISAOTRA AKI SADY TENA EFA ELA NY TSY NIAINO ANINY ,sady nisy tonony koa tao am komantera d naka pozy mihitsy za no nira niaraka taminy :-*

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
29. Fiffi ( 14/04/2007 08:05)
aza atao anzany kosa ny pezidan-tsika an ! hummm.....bandy manja be io klé hehehehehe :)
30. karinah ( 14/04/2007 08:17)
sitlo:

voafongana ka nitorombona ra8 :-D
:twisted:


31. sakaizakely ( 14/04/2007 09:01)
kelly13> sao de mba tokony manao solomaso njy fa za tena tsy mahita fitovizana amindRa-Eight mhts manko 8O
32. kelly13 ( 14/04/2007 09:23)
hahahahaha tsy solomaso tsony ankia fa loupy mitsiny a
33. dongadonga ( 14/04/2007 12:40)
mitovi @ ra8 mahintsiny kosa izy raha vao jerevana tampoka ee,hhhiiii hhhhiii ,:-D:-Dary sao de mba io mpihira io kosa aza no saika nisy namono ,de ra8 no saika maty ,hiii hiii:-D:-D:-D:-D
34. sitlo ( 14/04/2007 14:00)
karinah:


voafongana ka nitorombona ra8 :-D

:twisted:


manaraha tonon-kira ndry. :°)


35. kelly13 ( 14/04/2007 16:26)
dongadonga>:-D:-D:-D

nareo ranga b resaka eo dol fa lazao ny marina oe ra vao sendra nijery tampoka an'io clip io tonga d oe "oay, nga mihira ra8" en plus oa le izy eo antokotanin'ny tranovato faravohitra! :-D:-D:-D
36. sitlo ( 14/04/2007 17:13)
ye, ny salovany fotsiny fa jerena amin'ny antsipirihany. :°)
37. sakaizakely ( 14/04/2007 20:51)
Za ndray ry Sitla efa fay dia tsy mba mionona am salovana izany fa mijery antsipiriany foana a !

Tam za nodidiana (césarienne) dia ilay dokotera anesthésiste neveriko fa ny vadiko :oops: Za ko efa fanina ny fanafody anesthésiant (nefa tapany ambany fotsiny fa tsy anesthésie générale), moa izy manao masque rahateo dia sangodimpanina teo aho, nefa henoko tsara ny feony fa tsy mitovy loatra amin'ny m'sé sakaizakely. Za kou tsy te hisahirana hieritreritra hoe izy marina sa tsia fa concentrée am le fandidiana moa izy koa de nanarampotsiny teo :{:{:{

De oka fotsiny tsy tantaraina ny zava-nitranga fa wainina kely rehefa tonga tokoa ny vadiko fa hay moa izy mbola taraiky fa nampiakanjoana tary ambadika tary :-D:-D:-D

De zao za mijery tsara foana vao miteny :P
38. dongadonga ( 15/04/2007 08:50)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3208