Protestant
1. nathie86
(
13/04/2007 08:04)
Ho anareo izay protestant inona kay no dikan'ilay fanaovana faneke-pinoana refa eny antenantenany fifavahana iny?
répondu par ikaretsaka le 14/05/2007 14:52
2. diamondra27
(
13/04/2007 08:09)
de inona koa no anaovana ny rainay zay any an-danitra, sa efa mazava aminao?
4. rakaroka
(
13/04/2007 08:41)
Ny nampianarina ahy maha protestanta ny protestanta
aloha dia hoe "baiboly irery ihany!" ,"Jesoa irery ihany" ary "fahasoavana irery ihany", izay efa nilaozako EEEEeeellllla Bbbbbbbe ireo "concepts" ireo.
Ny "liturgie" sy vavaka dia fomba fanantonana sy fifandraisana ary fiderana an'Atra 'ngamba

6. xxx
(
13/04/2007 09:21)
"confession de Foi" izy @ teny frantsay, mety mazava kokoa aminao
tsy ny protestant ihany fa ny katolika koa ka "izaho mino" ny anarany @ katolika .
Vakio tsara izay lazainy dia ho hitanao fa mazava be

7. prime
(
13/04/2007 09:36)
Ny fanekem-pinoana dia anisan'ny rafitra litorjika, ka entina anehoana tsy ampihambahambàna sy tsy amin-kenatra ny finoana no sady iraisana rahateo amin'ny mpino kristiana eran-tany... araka ny voasoratra hoe amin'ny anaran'i Jesosy :
"satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao ianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena ianao." Romana 10:9

8. nathie86
(
13/04/2007 11:31)
Prime>Ra ny faazoako azy zany de miaky enao fa voavela ny elokao dia entinao hamarinina na hamafisina @ fanononana ny fanekempinoana zay zany no antony.
xxx >izay lazain'ny inona no vakiana:?:
xxx >izay lazain'ny inona no vakiana:?:
9. ikaretsaka
(
13/04/2007 12:29)
hmmmmmm kay ve eeeeee8O za koa manko dia nihevitra hoe:
Dia hono ho'a
dia amin'ny propestà.. rehefa avy maninona ao @ litorjia no manao fiekem-pinoana tokoa moa?
ny an'ny katolika manko izao rehefa avy any @ liturgie de la parole ka hivadika any @ liturgie de la messe amin'izay no manao azy.
dia fanolorana (izay tsy misy @ propestà )no mandeha manaraka avy eo!
Sa moa manao fanolorana koa ny propestà:?: ny azy manko toa hoe "culte" fa tsy "messe" ko!
rakaroka:ny fiekem-pinoan-dry zareo..kay izany tsy izany fa "nindramina" t@ katolika ihany fa novaina kely fotsiny
Ny nampianarina ahy maha protestanta ny protestanta
aloha dia hoe "baiboly irery ihany!" ,"Jesoa irery ihany" ary "fahasoavana irery ihany
Dia hono ho'a
dia amin'ny propestà.. rehefa avy maninona ao @ litorjia no manao fiekem-pinoana tokoa moa?
ny an'ny katolika manko izao rehefa avy any @ liturgie de la parole ka hivadika any @ liturgie de la messe amin'izay no manao azy.
dia fanolorana (izay tsy misy @ propestà )no mandeha manaraka avy eo!
Sa moa manao fanolorana koa ny propestà:?: ny azy manko toa hoe "culte" fa tsy "messe" ko!
10. xxx
(
13/04/2007 15:33)
nathie86:
Prime>Ra ny faazoako azy zany de miaky enao fa voavela ny elokao dia entinao hamarinina na hamafisina @ fanononana ny fanekempinoana zay zany no antony.
xxx >izay lazain'ny inona no vakiana:?:
Ilay "fanekem-pinoana" anontanianao e , texte anie io e, ohatran'ny vavaka nampianarin'ny Tompo
Tsy miaiky heloka @ fanekem-pinoana fa milaza ampahibemaso izay zavatra inoana
11. booboo
(
13/04/2007 15:44)
Dia hono ho'a
dia amin'ny propestà.. rehefa avy maninona ao @ litorjia no manao fiekem-pinoana tokoa moa?
Refa vita ny hira afaran'ny famelan-keloka. Ilay hoe culte/messe tsy hitako lôtra ny mahazava-dehibe ny fahasamihafan'ireny fa samy fotoam-pivavahana hiderana sy hihainoana ny TA by reo amiko:°)
ny fiekem-pinoan-dry zareo..kay izany tsy izany fa "nindramina" t@ katolika ihany fa novaina kely fotsiny
Ny fanekem-pinoana iraisan'ny mpino maneran-tany ve zany ?.
Tsy io ihany tsinn ny karazana fanekem-pinoana fa misy hafa fa tsy hoe io foana no hatao. tsy haiko aby ny anarany fa haiko hoe misy 4 hafa efa fataon'ny fg réformés @ zao...
12. xxx
(
13/04/2007 15:45)
ikaretsaka:
hmmmmmm kay ve eeeeee8O za koa manko dia nihevitra hoe:
ny fiekem-pinoan-dry zareo..kay izany tsy izany fa "nindramina" t@ katolika ihany fa novaina kely fotsiny
Dia hono ho'a
dia amin'ny propestà.. rehefa avy maninona ao @ litorjia no manao fiekem-pinoana tokoa moa?
ny an'ny katolika manko izao rehefa avy any @ liturgie de la parole ka hivadika any @ liturgie de la messe amin'izay no manao azy.
dia fanolorana (izay tsy misy @ propestà )no mandeha manaraka avy eo!
Sa moa manao fanolorana koa ny propestà:?: ny azy manko toa hoe "culte" fa tsy "messe" ko!
Misy itovizany be ilay "Izaho mino" sy fanekem-pinoana , samy aorian'ny famelan-keloka angamba izy izay
Inona ilay hoe "fanolorana" ? Mino aho fa misy @ protestant io. Raha henoina tsara ny lazain'i pasitera sy mopera anie (sy eritreretina izay lazaina) dia misy similitudes betsaka mihintsy.
Any M/car no isam-bolana vao misy "fandraisana" ka angamba tsy misy "fanolorana" raha tsy misy fandraisana, fa ny protestant aty Frantsa (vazaha) misy fandraisana foana isan'alahady , toy ny messe katolika ihany
14. ikaretsaka
(
13/04/2007 17:09)
Vaovao amiko mihitsy :wink:
wow.. vo vita Kyrie ve de tonga de Credo??8O
driiiiii ny an'ny katolika toa tsy aorianan'ny famelan-keloka izy izay ko... fa any @ faran'ny toriteny hiditra fanolorana
XXX; dia samihafa koa ny fanolorana sy ny fankamasinana an!:wink:
xxx:
Misy itovizany be ilay "Izaho mino" sy fanekem-pinoana , samy aorian'ny famelan-keloka angamba izy izay
wow.. vo vita Kyrie ve de tonga de Credo??8O
driiiiii ny an'ny katolika toa tsy aorianan'ny famelan-keloka izy izay ko... fa any @ faran'ny toriteny hiditra fanolorana
XXX; dia samihafa koa ny fanolorana sy ny fankamasinana an!:wink:
15. kiranil
(
13/04/2007 18:34)
,"Jesoa irery ihany" ary "fahasoavana irery ihany", izay efa nilaozako EEEEeeellllla Bbbbbbbe ireo "concepts" ireo.
"EEEEEeeeLLLLLLLaaaaa BBbbbbbbbbEEEEE" mintsy ve??
Ka izao ilay izy ry rakaroka a.. Enao izay mivoy foana fa Maitreya no Jesosy Kristy.. ::: nefa dia efa lazain'ny Soratra Masina mazava tsara fa mifanohitra tanteraka @ Jesosy Kristy io Maitreya io.
Na ianao (rakaroka) no marina 100% na Andriamanitra izay nampanoratra ny sitrapony ao @ Soratra Masina.
Jereo ny Tenin'Andriamanitra (Tsy misy resaka "concept" eto fa Tenin'Andriamanitra) izay MIFANOHITRA TANTERAKA @ ny hevitrao::
"Fa iray no Andriamanitra, ary iray no mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy," ITimoty 2:5
"Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. [afa-tsy ny anaran'i Jesosy Kristy] Asa 4:12
" mba ho tahaka ny nanjakan'ny ota tao amin'ny fahafatesana no hanjakan'ny fahasoavana kosa amin'ny fahamarinana ho fiainana mandrakizay amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Romana 5:21
"Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra;" Efesiana 2:8
Anjaran'ny mamaky eto ny mijery hoe aiza sy iza no marina.
Misaotra.
16. ikaretsaka
(
13/04/2007 19:42)
tady ho HS be i kiranil.
tsy le resaka fiekem-pinoana no velabelarina fa olona hafa no torianteny

17. sonwin
(
13/04/2007 20:48)
ka tsy hainy mamelabelatra azy satria tsy voasoratra ao anaty baiboly 8)
18. rakaroka
(
13/04/2007 21:59)
[quote=kiranil]
"EEEEEeeeLLLLLLLaaaaa BBbbbbbbbbEEEEE" mintsy ve??
Omeo ny "versé précis"n'ny soratra Masina milaza izany!
Na ianao (rakaroka) no marina 100% na Andriamanitra izay nampanoratra ny sitrapony ao @ Soratra Masina.
Ka ny tao @ Maitreya koa nilaza fa "iray ihany Atra,
ny filazana fa Jesoa ihany anie no mpanalalana ka sarotra e!Misy "ambaratonga" hierarchie ho'aho ny fiainana: maninn no misy mikonfesy @ mompera ohatra fa tsy tonga dia mivantana any @ i Jesoa raha Izy monja ihany no mpanalalana?....
Ho an'ny mino an'i Jesoa dia tsy misy raha tsy Izy!
fa tsy azo odian-tsy hita mihitsy ny karazam-pamonjena tetsy sy teroa izay tsy ny "anaran'i Jesoa mihitsy no nahavitany fa olona hafa no nanatanteraka izany!...
Tsy mitovy ny fomba fihevintsika ny "fahafatesana".
Ekeko ny maha vokatry ny ota ny fahafatesana ara-panahy, fa ny fahafatesana ara-batana dia isan'ny "processus d'évolution" ka na hazo mamony tsara tsy manota aza, sy ny voaaary maro dia mi-subir izany avokoa!("loi de transformation")
Izany hoe mifidy tavan'olona izany Atra?....
Raha miresaka ny antsoina hoe: "marina" eto @ planète "terre" isika, toa ho sarotra Bbbbe ny hihevitra fa i Jesoa sy ny "équipe-ny" monja ihany no nanana sy manana ary hanana ny marina, mba marina moa:wink:
Tsy misy fisaorana e, mahafinaritra ny hoe mbola mahazo mifanakalo hevitra hisiam-piainana!:lol::lol:
"EEEEEeeeLLLLLLLaaaaa BBbbbbbbbbEEEEE" mintsy ve??
Ka izao ilay izy ry rakaroka a.. Enao izay mivoy foana fa Maitreya no Jesosy Kristy.. ::: nefa dia efa lazain'ny Soratra Masina mazava tsara fa mifanohitra tanteraka @ Jesosy Kristy io Maitreya io.
Omeo ny "versé précis"n'ny soratra Masina milaza izany!
Na ianao (rakaroka) no marina 100% na Andriamanitra izay nampanoratra ny sitrapony ao @ Soratra Masina.
Jereo ny Tenin'Andriamanitra (Tsy misy resaka "concept" eto fa Tenin'Andriamanitra) izay MIFANOHITRA TANTERAKA @ ny hevitrao::
"Fa iray no Andriamanitra, ary iray no mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy," ITimoty 2:5
Ka ny tao @ Maitreya koa nilaza fa "iray ihany Atra,
ny filazana fa Jesoa ihany anie no mpanalalana ka sarotra e!Misy "ambaratonga" hierarchie ho'aho ny fiainana: maninn no misy mikonfesy @ mompera ohatra fa tsy tonga dia mivantana any @ i Jesoa raha Izy monja ihany no mpanalalana?....
"Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. [afa-tsy ny anaran'i Jesosy Kristy] Asa 4:12
Ho an'ny mino an'i Jesoa dia tsy misy raha tsy Izy!
fa tsy azo odian-tsy hita mihitsy ny karazam-pamonjena tetsy sy teroa izay tsy ny "anaran'i Jesoa mihitsy no nahavitany fa olona hafa no nanatanteraka izany!...
" mba ho tahaka ny nanjakan'ny ota tao amin'ny fahafatesana no hanjakan'ny fahasoavana kosa amin'ny fahamarinana ho fiainana mandrakizay amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Romana 5:21
Tsy mitovy ny fomba fihevintsika ny "fahafatesana".
Ekeko ny maha vokatry ny ota ny fahafatesana ara-panahy, fa ny fahafatesana ara-batana dia isan'ny "processus d'évolution" ka na hazo mamony tsara tsy manota aza, sy ny voaaary maro dia mi-subir izany avokoa!("loi de transformation")
"Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra;" Efesiana 2:8
Izany hoe mifidy tavan'olona izany Atra?....
Anjaran'ny mamaky eto ny mijery hoe aiza sy iza no marina.
Raha miresaka ny antsoina hoe: "marina" eto @ planète "terre" isika, toa ho sarotra Bbbbe ny hihevitra fa i Jesoa sy ny "équipe-ny" monja ihany no nanana sy manana ary hanana ny marina, mba marina moa:wink:
dia
Misaotra.
Tsy misy fisaorana e, mahafinaritra ny hoe mbola mahazo mifanakalo hevitra hisiam-piainana!:lol::lol:
20. rakaroka
(
13/04/2007 22:33)
ikaretsaka:
Resaka credon'ny propestà rankizy no resaka'an
Ialan-tsiny re Ra-Ika fa mba manana "droit de réponse kosa izy" dia valiana e! Ny hevitra tsy azo mantsy mampiazoazo:lol::lol:
Ny Fanekem-pinoana, toa any @ faramparan'ny fotoana no nisy azy izay!
Dia "culte" no natao fa tsy "Messe"