Protestant
41. majesty
(
16/04/2007 05:44)
Ny rainay izay any an-danitra izay antsoina hoe vavaka nampianarin'ny Tompo dia Jesosy mihitsy no nampianatra azy io ny mpianatra,fa ilay hoe fanekem-pinoana izay fanao mahazatra ao @ fiangonana katolika sy protestanta dia vao noforonina taty aoriana fa tsy voarakitra ao anaty baiboly akory.
Amiko ny fanekem-pinoana dia miainga avy ao am-pon'ny tsirairay avy fa tsy atao litorjia ka mandrary toa lasa tsianjery maimbo fotsiny izy indraindray :(

42. nathie86
(
16/04/2007 07:40)
oups las resaka lava B ilay izy ny tsara angamba dia manontany pasteur mintsy kou. Misaotra anareo na de tsy mitovy daolo ary ny tianareo ambara eh. Mampazoto le miforum ra izao
43. prime
(
16/04/2007 10:48)
nathie86:... Ekena fa olona voavela heloka no manonona ny fanekem-pinoana fa tsy fanamarinana intsony na fanamafisana fa voavela heloka no anononana ny fanekem-pinoana fa firaisana manambara finoana eto amin\'izao tontolo izao...
Prime>Ra ny faazoako azy zany de miaky enao fa voavela ny elokao dia entinao hamarinina na hamafisina @ fanononana ny fanekempinoana zay zany no antony.
ikaretsaka:... Misy fizaràna roa mazava tsara ny litorjia protestanta (FJKM aloha no lazaiko fa na ny an\'ny Loteràna aza dia mbola misy mahasamihafa azy kely koa)... ka ao amin\'ny faran\'ny fizaràna voalohany no anambaràna ny fanekem-pinoana (rehefa avy nanome voninahitra an\'andriamanitra sy niantso ny Fanahy Masina, nihaino ny sitrapon\'Andriamanitra, niaiky heloka nanoloana ny sitrapon\'Andriamanitra, nandray ny famelan-keloka dia manambara ny fanekem-pinoana...)
Dia hono ho\'a
dia amin\'ny propestà.. rehefa avy maninona ao @ litorjia no manao fiekem-pinoana tokoa moa?
44. xxx
(
16/04/2007 12:09)
ikaretsaka:
Vaovao amiko mihitsy :wink:
xxx:
Misy itovizany be ilay "Izaho mino" sy fanekem-pinoana , samy aorian'ny famelan-keloka angamba izy izay
wow.. vo vita Kyrie ve de tonga de Credo??8O
driiiiii ny an'ny katolika toa tsy aorianan'ny famelan-keloka izy izay ko... fa any @ faran'ny toriteny hiditra fanolorana
XXX; dia samihafa koa ny fanolorana sy ny fankamasinana an!:wink:
Inona no lazain'ny katolika @ fanolorana dia inona no lazainy @ fankamasinana hijerevako hoe inona no misy na tsy misy @ protestant ?
45. xxx
(
16/04/2007 12:13)
pissoa:
Vaovao be amiko njay zany lazain'i xxx zany :-D:-D:-D
inona no vaovao aminao ? ilay hoe misy itovizany ny zavatra ataon'ny katolika sy protestant sa ilay hoe misy fandraisana isan'alahady @ Fiangonana protestant vazaha ? (ERF io)
46. ikaretsaka
(
16/04/2007 12:36)
XXX> hihihihi mivoaha ao anaty rebareba ao e!:wink: (sao de ianao aza le manao akanjon'ny panjaka volomparasy dia manao XXX? sy mijangajanga??? aoka le:P sarobabay ny ahy iny ka ze voa aza tezitra e)
mamakia litorjian-damesa fa zany aby aza kay dia efa tsy hainao.. ilay izy koaaloha garanti anie fa tsisy @ propestah e..
any manko d'efa samihafa!
ny propesta tsinona tsy mino hoe vatan'i jesoa sy rany iny ... raha tsy hoe propesta hafa indray angaha!
ny hoe fandraisana amin'ny propesta dia hoe "fanasan'ny tompo"---> miara misakafo aminy eo ambony latabatra , invite ianao indraipa isambolana (raha any M/Kara)
fa ny amin'ny katolika dia hoe "komonio" (communion) de hoe mifandray (lasa yin and yang) lasa hoe ianao ao amin'i jesoa de izy ao aminao... afaka mandeha isan'andro ianao raha manam-potoana, na isan'alahady:wink:
io ilay hoe ato anatiko ny tompoko ary izaho ao aminy fa tsy najanoko ao anaty baiboly

47. xxx
(
16/04/2007 13:09)
Ikaretsaka >>>
Fantatro tsara fa ny iray "transubstanciation" ary ny iray "consubustanciation" ka , zavatra tsy mitovy ary tsy fototry ny resaka ataontsika izao, fa ny process no lazaiko fa misy similitude ?
Sady tsa niteny aho hoe mitovy aby izy rehetra
Raha ilay mihira ny "Masina" ohatra no atao hoe fankamasinana @ katolika, dia manao an'io ny protestant ( mihira ny any Dago fa ny eto pasitera ihany no miteny ). Ny "zanak'ondry" dia manao koa ny protestant fa i pasitera ihany no miteny azy. Samy misy ao @ izy roa ilay partie milaza hoe ireto zavatra ireo (mofo sy divay) dia vita t@ vokatra éparpillés dans la nature ...
Ny "rebareba" tsa azo esorina aloha ka , mbola tsary fotoanany izao

48. ikaretsaka
(
16/04/2007 15:28)
Fantatro tsara fa ny iray "transubstanciation" ary ny iray "consubustanciation"
eee. nefa tena any ny base-ny
hay va re..misaotra t@ fanazavana sy ny fanitarana:
1)dia maninona rehefa sanctus (masina) alohan'ny fankamasinana) no hoe pasitera ihany no manao?
2)dia maninona no heo i pasitera irery no miteny ny "zanak'ondry" ary?
sa samihafa koa izany ny an'i pasitera sy ny mpiangona?
raha ny fahazoako azy izany dia i pasitera mi trans fa ho azy irery fa ny mpiangona mi consub fotsiny?
Tsy azoko le!
49. majesty
(
17/04/2007 04:56)
Ikaretsaka:
Miséne mintsss :D:D:D
dia maninona no heo i pasitera irery no miteny ny "zanak'ondry" ary?
sa samihafa koa izany ny an'i pasitera sy ny mpiangona?
raha ny fahazoako azy izany dia i pasitera mi trans fa ho azy irery fa ny mpiangona mi consub fotsiny?
Tsy azoko le!
Miséne mintsss :D:D:D
51. prime
(
17/04/2007 12:14)
ikaretsaka:... Aza mora mitsara rehefa tsy dia mahafantatra, io sahala an'ilay olona iray izay nanao fanamarihana hoe fa maninona no i Mômpera ihany no misotro divay rehefa mandray? sa ny fiangonana tsy mila famelan-keloka?... dia hoy aho hoe misitery izany ry...
1)dia maninona rehefa sanctus (masina) alohan'ny fankamasinana) no hoe pasitera ihany no manao?
2)dia maninona no heo i pasitera irery no miteny ny "zanak'ondry" ary?
sa samihafa koa izany ny an'i pasitera sy ny mpiangona?
raha ny fahazoako azy izany dia i pasitera mi trans fa ho azy irery fa ny mpiangona mi consub fotsiny?
52. ikaretsaka
(
17/04/2007 12:24)
ka ampafantaro zahay hoe inona ny antony fa zahay tsy mahay anie e:roll: prime koa to lalina ..
fa zahay misotro divay(euh... ran' i kristy) koa ka .. na tsy mompera aza:wink:
fa raha olona 10 000 isak'alahady farafakeliny (ohatran'ny ery @ centre akamasoa fotsiny ohatra) ka atao hoe 6000 no vita komonio voalohany.... dia misy mitovy amin'izay ohatra hoe 50 eto antananarivo, ary misy tokoa izay an!,
no misotro isak'a'ahady... dia angamba
"Lasa hamboly voaloboka aby isika ka!":wink:

53. prime
(
19/04/2007 10:23)
Ika> Mahatsikaiky ahy ise ry Ika a... Izaho efa nahaino fanazavàna hafa mikasika an'io fa toa tsy resaka nombre de fidèles ou paroissiens ilay izy fa misy foto-kevitra lalina...:) sa tena io ve no fanazavàna azonao omena aloha...?
Ilay izy tsy hoe misotro divay ve Ika sa tsia fa rehefa mandray komonio no resahina...

Ika:... Tsy hoe ny Pasitera ihany no manao fa ny fiangonana manontolo miaraka amin'ny antso sy ny hira ary ny fanamasinana...
1)dia maninona rehefa sanctus (masina) alohan'ny fankamasinana) no hoe pasitera ihany no manao?
Ika:...:-D:-D Aoka lehiretsy a...:-D ka inona ry Ika no mahampisorona ny Mpitandrina (na Pasitera) raha mitovy tanteraka ny ataon'ny laika sy ny mpandraharaham-pivavahana rehetra ao amin'ny fanompoam-pivavahana?:-D
2)dia maninona no heo i pasitera irery no miteny ny "zanak'ondry" ary?
sa samihafa koa izany ny an'i pasitera sy ny mpiangona?
raha ny fahazoako azy izany dia i pasitera mi trans fa ho azy irery fa ny mpiangona mi consub fotsiny?
54. ikaretsaka
(
19/04/2007 13:10)
tsy mahay indray ny olona de mehezana... enao ry prime an!
Indro kely aloha @ ilay resaka fandraisana ny Ran'i kristy. Io amin'ny firenena latinina (amerika latinina) sy anglo saxons toy an'i USA, Canada, Irlande, pays nordiques, (ilay misy lakroa ireny ny sainany aloha no hitako) dia miara ataony amin'ny komonio. ary raha araka ny fitantaran'i dadabeanay aza fony izy le pandende taty talohan'ny konsily vatikan 2 dia efa izany foana hono. Ny maha samihafa azy amin'ny propesta dia ny an'ny katolika dia calice 1 no itambarana ary samy maka "indraimbava" aby.
ny Frantsay no tsy mpanao an'io dia lasa nolovain'ny gasy. Ny any @ monastera gasy nefa dia manao an'io mandray amin'ny aspect 2 io koa.
hay ve manao masina masina, (sanctus) ny propesta!! azafady fa tsy haiko iny, fa ry zareo kosa tsy mandohalika rehefa Fankamasinana e.
marina fa samihafa tokoa... saingy na ara-tsoratra masina na ara traditions toa tsy izany no fatao ko.. ny tiako lazaina dia hoe raha manao sorona zanak'ondry ny mpisorona dia tsy izy irery no mihinana iny nofon-janak'ondry avy nataony sorona iny rehefa avy eo fa zarainy amin'izay rehetra nanatrika ny asa fisoronany teo.
"kaly iraisana ilay izy" fa tsy hoe izy manana ny "kaliny" dia ny mpanatrika manana ny kaliny!
asa aloha e! izay no fahazoako azy fa raha misy manana arguments matevitevina kokoa

Hoy i Ika:
1)dia maninona rehefa sanctus (masina) alohan'ny fankamasinana) no hoe pasitera ihany no manao?
hoy i prime:
... Tsy hoe ny Pasitera ihany no manao fa ny fiangonana manontolo miaraka amin'ny antso sy ny hira ary ny fanamasinana...
hay ve manao masina masina, (sanctus) ny propesta!! azafady fa tsy haiko iny, fa ry zareo kosa tsy mandohalika rehefa Fankamasinana e.
Hoy i Ika:
2)dia maninona no heo i pasitera irery no miteny ny "zanak'ondry" ary?
sa samihafa koa izany ny an'i pasitera sy ny mpiangona?
raha ny fahazoako azy izany dia i pasitera mi trans fa ho azy irery fa ny mpiangona mi consub fotsiny?
Dia hoy i Prime:
... Aoka lehiretsy a... ka inona ry Ika no mahampisorona ny Mpitandrina (na Pasitera) raha mitovy tanteraka ny ataon'ny laika sy ny mpandraharaham-pivavahana rehetra ao amin'ny fanompoam-pivavahana?
marina fa samihafa tokoa... saingy na ara-tsoratra masina na ara traditions toa tsy izany no fatao ko.. ny tiako lazaina dia hoe raha manao sorona zanak'ondry ny mpisorona dia tsy izy irery no mihinana iny nofon-janak'ondry avy nataony sorona iny rehefa avy eo fa zarainy amin'izay rehetra nanatrika ny asa fisoronany teo.
"kaly iraisana ilay izy" fa tsy hoe izy manana ny "kaliny" dia ny mpanatrika manana ny kaliny!
asa aloha e! izay no fahazoako azy fa raha misy manana arguments matevitevina kokoa
55. prime
(
23/04/2007 14:52)
ika:... Antony telo no mahatonga fandoalehana amin\'ny ankapobeny raha ny Protestanta, fanamasinana, fitsofan-drano ary fametrahan-tanana... mety antony iray ireo, mety antony samihafa...
hay ve manao masina masina, (sanctus) ny propesta!! azafady fa tsy haiko iny, fa ry zareo kosa tsy mandohalika rehefa Fankamasinana e.
Ika:... O r\'ise a, tsy ny fatao na ny fanao (traditions) no resahina io fa ny lazain\'ny soratra masina... raha jerena ny bokin\'ny levitikosy dia misoritra mazava tsara ny momba an\'io...
marina fa samihafa tokoa... saingy na ara-tsoratra masina na ara traditions toa tsy izany no fatao ko.. ny tiako lazaina dia hoe raha manao sorona zanak\'ondry ny mpisorona dia tsy izy irery no mihinana iny nofon-janak\'ondry avy nataony sorona iny rehefa avy eo fa zarainy amin\'izay rehetra nanatrika ny asa fisoronany teo.
56. ikaretsaka
(
23/04/2007 15:40)
o r'ise an... io le interpretation interpretation anareo io foana ...ka raha hijery levitikosy dia tsy azo atao ny mipataloha.. de tsy hipataloha zany?
57. prime
(
27/04/2007 09:05)
Ikaretsaka> Tsy interprétation mihitsy r\'ise a fa dika mivantana (traduction litérale, version originale des textes canoniques et des lois divines) ny tenin\'Andriamanitra...
ikaretsaka:... Aiza ho aiza no miteny hoe \"tsy azo atao ny mipataloha?\" (toko sy andininy?)... ny tena voateny ao aza dia ny lalànam-pisoronana nefa toa tsy misy miraharaha loatra intsony...
ka raha hijery levitikosy dia tsy azo atao ny mipataloha.. de tsy hipataloha zany?
58. Rasiligaoma
(
27/04/2007 13:52)
raha tsy diso aho dia misy an'io voalazan'i Ikaretsaka io ao @ deterenomy 22:5.
fa hoe ny vehivavy dia tsy mahazo akanjon-dehilahy.
dia ny ecossais manao zipo, betsaka ny vehivavy mipataloha...
dia ahoana? mpanota izany ireny ko

59. prime
(
30/04/2007 07:34)
Rasiligaoma,Ikaretsaka> Dia aiza ho aiza hoy aho no miteny hoe tsy mahazo mipataloha... ny tsy mahazo manao ankanjon-dehilahy (tamin\'izany fotoana izany) ve midika hoe tsy mahazo mipataloha?...:lol: Sao dia ianareo no tena manao interprétation hafahafa ny tenin\'Andriamanitra...
Izao no voasoratra amin\'ny anaran\'i Jesosy :
\"Ary ny sisa amin\'ny fanatitra hohanina dia ho an\'i Arona sy ny zanany; ho masina dia masina avy amin\'ny fanatitra atao amin\'ny afo ho an\'i Jehovah izany.\" Levitikosy 2:3... izany no taratra maneho fa tsy hoe voatery iraisana amin\'ny laika foana ny sakafo masina...
rasiligaoma:... Ilay resaka r\'ise tsy hoe mpanota sa tsy mpanota fa fanazavàna ilay fitsikeràna ny foto-kevitra protestantisma izay nitondrako fanazavàna teo aloha a... rehefa arosonareo ny \"textes\" dia tohizo sy omeo ny andininy manamarina izay ambaranareo... rehefa tsy mitombina intsony dia henoy izay fanazavàn\'ny hafa...:)
raha tsy diso aho dia misy an\'io voalazan\'i Ikaretsaka io ao @ deterenomy 22:5.
fa hoe ny vehivavy dia tsy mahazo akanjon-dehilahy.
dia ny ecossais manao zipo, betsaka ny vehivavy mipataloha...
dia ahoana? mpanota izany ireny ko
Izao no voasoratra amin\'ny anaran\'i Jesosy :
\"Ary ny sisa amin\'ny fanatitra hohanina dia ho an\'i Arona sy ny zanany; ho masina dia masina avy amin\'ny fanatitra atao amin\'ny afo ho an\'i Jehovah izany.\" Levitikosy 2:3... izany no taratra maneho fa tsy hoe voatery iraisana amin\'ny laika foana ny sakafo masina...
ikaretsaka:... Tsy marina izany fa tsara ianao manatrika fotoam-pandraisana eny amin\'ny FJKM Andohalo ohatra (paroisse internationale) fa kalisy iray sy mofo iray no iraisan\'ny olona rehetra fa tsy mofo kely bdb...:-D
Ny maha samihafa azy amin\'ny propesta dia ny an\'ny katolika dia calice 1 no itambarana ary samy maka \"indraimbava\" aby.
ikaretsaka:... fanontaniana: ny any amin\'ny monastera angaha moa misy olona tsotra (laika) miara-mandray kominio raha tsy ny \"moines\" sy ny mpiomana ary ny relijiozy ihany????
ny Frantsay no tsy mpanao an\'io dia lasa nolovain\'ny gasy. Ny any @ monastera gasy nefa dia manao an\'io mandray amin\'ny aspect 2 io koa.
60. Rasiligaoma
(
30/04/2007 14:51)
prime>
diso : any amin'ny monastera dia misy laika afaka miara mandray amin'ny moines. indrindra rehefa alahady. misy faritra tsy azo alehan'ny lahika fotsiny, fa ny any @ chapelle sy ny lamesa dia azo tokoa!
Samy manana ny fombany, fa miakatra kely ao atsimo antsinanana ao fotsiny ianao (Amborompotsy) na midina aty ambany (Ambatonakanga, Amparibe Famonjena).. dia efa kaopy fandraisana be! fa ny katolika matetika tsy misy hoe "kaopy fandraisana" izany aloha e.
fa t@ andron'i Jesoa dia efa didy vaovao io : Samia mandray sy misotro ianareo
... fanontaniana: ny any amin'ny monastera angaha moa misy olona tsotra (laika) miara-mandray kominio raha tsy ny "moines" sy ny mpiomana ary ny relijiozy ihany????
diso : any amin'ny monastera dia misy laika afaka miara mandray amin'ny moines. indrindra rehefa alahady. misy faritra tsy azo alehan'ny lahika fotsiny, fa ny any @ chapelle sy ny lamesa dia azo tokoa!
... Tsy marina izany fa tsara ianao manatrika fotoam-pandraisana eny amin'ny FJKM Andohalo ohatra (paroisse internationale) fa kalisy iray sy mofo iray no iraisan'ny olona rehetra fa tsy mofo kely bdb.
Samy manana ny fombany, fa miakatra kely ao atsimo antsinanana ao fotsiny ianao (Amborompotsy) na midina aty ambany (Ambatonakanga, Amparibe Famonjena).. dia efa kaopy fandraisana be! fa ny katolika matetika tsy misy hoe "kaopy fandraisana" izany aloha e.
"Ary ny sisa amin'ny fanatitra hohanina dia ho an'i Arona sy ny zanany; ho masina dia masina avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izany." Levitikosy 2:3... izany no taratra maneho fa tsy hoe voatery iraisana amin'ny laika foana ny sakafo masina...