Protestant
61. prime
(
03/05/2007 12:09)
rasily:... Tsara izany fa ny tiako lazaina mantsy dia ilay hoe mandray ka nyr ehetra no mandray fa tsy ilay pretra fotsiny no misotro...:lol:
diso : any amin\'ny monastera dia misy laika afaka miara mandray amin\'ny moines. indrindra rehefa alahady. misy faritra tsy azo alehan\'ny lahika fotsiny, fa ny any @ chapelle sy ny lamesa dia azo tokoa!
rasily:... Didy vaovao ahoana indray ary? toa tsy izany no didy vaovao nomen\'i Kristy r\'ise an...
fa t@ andron\'i Jesoa dia efa didy vaovao io : Samia mandray sy misotro ianareo
62. ikaretsaka
(
03/05/2007 12:55)
prime> betsaka no misotro tsy pretra fotsiny ka. ny katolika aty US zao dia mandray amin'ny forme 2. na isan'andro na isan'alahady.
samia mandray sy misotro amin'ity ianareo...
izany hoe ianao rehetra raha ny faha azoako ny tian'i Zoky Rasily lazaina.
fa tsy ny levitikosy hoe i arona ireny intsony

63. ikaretsaka
(
03/05/2007 12:58)
ny momban'ny any madagasikara sia efa nazavaikio io.. nohon'ny tsy fahampiana..
raha tsy hoe hamboly voaloboka kao angaha isika sy i prime:wink:

64. Mandefitra
(
07/05/2007 05:00)
Ngamba klo tsy de le voaloboka loatra, satria mahavokatra tokoa ny tanimboaloboky i Mopera raha ny ao antananarivo.Ary na aty Maurice aza,sendra niangona tao @ fiangonana Katolika za, de tsy misotro koa ny mpiangona fa ny vatany fotsiny.Ny hitako fahasamihafany, ny aty tsy de mba midera sy miantso an i Maria loatra, na ireo olo-masina .. fa ny any Tana,tena hitako hoe trop, ka mankalaina na ny hiditra ao @ fiangonana aza indraindray ....
65. ikaretsaka
(
08/05/2007 14:37)
Ny ahy ny inoako aloha tsy ilay maha mofo sy divay azy intsony fa ilay maha ao an'i Jesoa. na tsisy divay aza dia ao foana i jesoa
Ny ao maurice (za koa efa nahita) dia fanapahan-kevitra noraisina mihitsy ilay mody tsy mankalaza olomasina sy Maria, nefa jereo na fiangonana katolika aiza ao dua tsy maintsy misy sarin'i masina Maria
ny antony dia ilay malaza be ao koa ny fivavahana hindou,(52%)
dia nisy fotoana hono betsaka ny nanafangaro dia nisy hindou mihevitra hoe mankany @ temple-ny ny mandeha tany ampiangonana..
fa manao dia manao raozery, litania, sns... tokoa ry zareo ka .

66. prime
(
10/05/2007 10:55)
Ika: Any US izany no mba miavaka... fa tsy resaka tsy faampiana divay io r'ise matoa tsy misotro ny laika a...:-D
Ny amin'ny hoe ny fandraisana protestanta dia fanasàna fotsiny dia diso tanteraka... ny mofo sy divay dia famantarana fotsiny ihany fa ny Fanahin'Andriamanitra manaiky ny mpanompony ho iray Aminy ka ahatsiarovana ny fahafatesany sy ny famonjena nataony teo amin'ny hazofijaliana ka andraisana ny famelan-keloka no fototra ijoroany...
Ilay mpanompon'Andriamanitra manombo ny nofony sy ny filàny ary ny otany eo amin'ny hazofijaliana miaraka maty amin'i Kristy, dia voavela heloka ary miara-mitsangana Amin'Izy Jesosy dieny izao sahady no fototra ijoroan'ny fandraisana protestanta...
Izay no mahatonga ny sakramenta protestanta ho roa ihany, sakrametam-pamonjena no iantsoana azy ...

67. ikaretsaka
(
10/05/2007 15:06)
prime> andramo aloha de jereo... ilay resaka tsy fahampiana divay.. rehefa pasitera ianao ka ilay mahazo mpiangona iray hetsy ireny isak'alahady!
hafa indray izany hoe lasa vatan'i JK sy rany tokoa koa ny mofo sy divay amin'ny propesta! vaovao indray izay, satria izay zavatra izay no notoherin'i lotera sy kalvino mafy dia mafy tokoa! aminy dia io hoe fahatsiarovana io fotsiny araka io teninao io!
fa ny an'i katolika dia i JK tokoa iny, anatiny, iny no sakafon'ny fanahiny, iny no mahatonga azy mankalaza azy rehefa sakramenta masina! iny no mamelonany fanahiny isan'alahady, na isan'andro rehefa afaka mandray izy!

68. prime
(
11/05/2007 11:20)
O ry Ika a> Dia raha iray hetsy dia tsy fahanana ve ny vahoakan\'Andriamanitra? ahoana indray aza izany???...:-D
69. ikaretsaka
(
11/05/2007 19:07)
ka izay ange ry prime ilay diso e...
tsy "fanasana" intsony ilay izy (tahaka ny anareo) ! fa "Fandraisana ny Vatan'ny Tompo"

70. prime
(
14/05/2007 14:11)
ika: Tsy diso mihitsy kah... raha vatan'ny Tompo tokoa dia misy ampahan'olona izany tsy hihinana Azy mandrakizay nefa hoe "Mpandray komonio"... d ahoana izany?... izany hoe hisy olona tsy hiray amin'ny Tompo dia hisy hiray Aminy nefa samy Mpandray...
71. ikaretsaka
(
14/05/2007 14:52)
eo indray ry prime di any niveau de spirituality anao no aoka hitsara izany ho anao manokana