Protestant
21. ikaretsaka
(
13/04/2007 22:45)
ka misy hoe famelankeloka izany hono de faramparany ...
de avy mihaino an'i pasitera mitory teny sy vakiteny eo ve lo eo de mahazo famelankeloka de vita ny daomy?
le toriteny zany no karazan'ny kofesy sa ahoana fa tsy azoko tsara

22. rakaroka
(
14/04/2007 06:05)
ikaretsaka:
ka misy hoe famelankeloka izany hono de faramparany ...
de avy mihaino an'i pasitera mitory teny sy vakiteny eo ve lo eo de mahazo famelankeloka de vita ny daomy?
le toriteny zany no karazan'ny kofesy sa ahoana fa tsy azoko tsara
Misy processus
1- fiderana an'Atra aloha; dia manao hira sy vavaka fiderana...
(tsy asesiko ny "lutirgie fa lavalava).
Fa misy teny ataon'i Pasitera mitaona ny olona
tahaka izao ohatra: 'ndeha hanantona an'Atra hiaiky ny fahotantsika isika dia fotoanan'ny fieken-keloka izany... dia tokony hiaiky izay tsy nety natao @ izay fotoana izay... fa tsy fotoana maharitra Bbbe ilay izy ha tsy haiko na voahevitra voaaiky tokoa ny "tsy nety rehetra",dia mivavaka noho izany Pasitera , mety arahina hiran'ny fieken-keloka koa dia avy eo misy ny "famelan-keloka" dia misy andinin'ny soratra masina vakiana @ izany ohatra:
Na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo dia hodioviko tahaja ny oram-panala..." dia arahina hira
izany.
Izany hoe misy zotra...bien sur hoe naharay ny tenin'Atra (toriteny) , Izany rehetra izany to vao
manambara ny finoanao @ izay hoe "Mino an'Atra sns..."
23. rakaroka
(
14/04/2007 06:34)
Hadinoko:
alohan'ny famelan-keloka misy partie" fifonanana fibebahana
dia manao vavaka sy hira mifanaraka izany.
Araka ny hevitro ity "partie" ity dia zava-dehibe iray satria raha tsy "conscient "tanteraka @ tsy mety ataony sy manao ezaka iala @ ratsy ny olona, TSY TOKONY iandrandra Famonjena...Hoy ny soratra
"Raha miaiky marina ny fahotantsika isika...,raha hiala @ ratsy fanao... vao mamela ny heloka sy hihaino Atra...:idea:

24. booboo
(
14/04/2007 12:02)
Ny Fanekem-pinoana, toa any @ faramparan'ny fotoana no nisy azy izay!
aorian'ny famelan-keloka = tapan'ny voalohan'ny fotoana.
ka misy hoe famelankeloka izany hono de faramparany ...
de avy mihaino an'i pasitera mitory teny sy vakiteny eo ve lo eo de mahazo famelankeloka de vita ny daomy?
le toriteny zany no karazan'ny kofesy sa ahoana fa tsy azoko tsara
-Miantso ny anaran'Atra
-Midera sy manome voninahitra
-Mihaino ny sitrapon'Atra
-Mangataka famelan-keloka
-Fiderana noho ny famelan-keloka
-Fanekem-pinoana
-Vaovaom-pg
-Fiantsoana Fm noho ny vakiteny
-Vakiteny
-Tori-teny na fampianarana
-Rakitra (misy manao rakitra alohan'ny vakiteny)
-Vavaka faobe famaranana
-Fiderana
-Tso-drano
-Misy fiaraha-misakafo na fiarahana mihinana goûter afaran'ny fotoana arakaraka ny fg (tsy aty Fce @ , fpma ohatra, ihany no manao an'io fa na ny fg sasany any Mcar koa aza misy manao)
Zay ny fandehan'ny raha @ ankapobeny raha @ fg réformés tahaka ny fjkm na fpma na erf ohatra.
25. booboo
(
14/04/2007 12:07)
Ny konfesy = fiaiken-keloka atao afaran'ny fihainoana ny sitrapon'Atra raha manaraka ny litorjia any am-pg.
26. ikaretsaka
(
14/04/2007 12:21)
Booboo>:-* misaotra fa voaray, fa mbola misy tsy azoko.
Miantso ny anaran'Andriamanitra:
Ny propestah tsy manao "amin'ny anaran'ny ray" ko.. sa ahoana ny atao amin'io?
MIhaino ny sitrapon'andriamanitra:
:?: mba afaka velabelarinao ve alohan'ny hamakafakako azy? Inona ohatra ny maha samihafa an'io @ vakiteny raha baiboly no vakiana nangalana an'io?
Famelan-keloka:
Mikofesy??:roll: (nga ny propestah mikofesy indray)?? sa Kyrie, sa miapanga tena?
Fanekem-pinoana:
Credo izany vo vita ny Gloria?
Vaovaom-piangonana:
kay ve ampovoany be ny vaovaom-piangonana e..
tahakan'ny hoe mivavaka iznay dia tonga ny mpizara gazety lakroa eny ampovoan'ny fivavahana eny ?
Tena eritreritro fotsiny ireo fa mbola misy part tsy azoko ilay izy nefa za mba liana ny te hahafantatra fa aza tsiny!

27. booboo
(
14/04/2007 13:12)
Miantso ny anaran'Andriamanitra:
Ny propestah tsy manao "amin'ny anaran'ny ray" ko.. sa ahoana ny atao amin'io?
-Alohan'ny raha aby aby dia manao @ Anaran'i Ray fa tsisy an'ilay tanana iny kah. Tahaka izay koa rehefa vita ny vavaka mangiana alohan'ny hodiana.
-Ilay miantso, mety hoe mihira mety hoe mivavaka mety hoe mamaky versets sns.
MIhaino ny sitrapon'andriamanitra:
mba afaka velabelarinao ve alohan'ny hamakafakako azy? Inona ohatra ny maha samihafa an'io @ vakiteny raha baiboly no vakiana nangalana an'io?
-@ Perikopa misy hoe zao ny thème @ ity herinandro ity dia iny thème iny no ampahatsiahivina @ alalan'ny versets.
-Ny Vakiteny indray, dia ny TT sy ny TV ary vakiteny iray @ truc nosoratan'izy efatra mitsam (Matio, Marka, Lioka, Jaona) = hangalana ny toriteny avy teo na fampianarana.
Famelan-keloka:
Mikofesy?? (nga ny propestah mikofesy indray)?? sa Kyrie, sa miapanga tena?
-Ngah ny mikofesy tsy hoe mihaiky heloka ? :-o. Tsy haiko zany Kyrie zany :-o. Tsy miapanga tena kounkou fa euh...mihaiky heloka e ! ohatra zao ny bla bla t@ sitrapon'Atra lé hoe "tiava ny namanao tahaka ny tenanao". Dia rehefa @ vavaka fihaiken-keloka dia mifandray @ io ny atao. Mety hoe vavaka mangiana mety hoe vavaka iraisana (pasitera no mi-bla bla dia ny mpiangona manaraka ao am-po), mety hoe vakiteny iarahan'ny be sy ny bobaka mamaky sns....
Fanekem-pinoana:
Credo izany vo vita ny Gloria?
loza be fa tsy haiko zany Credo sy Gloria zany ? inn no atao @ zany ?
Vaovaom-piangonana:
kay ve ampovoany be ny vaovaom-piangonana e..
tahakan'ny hoe mivavaka iznay dia tonga ny mpizara gazety lakroa eny ampovoan'ny fivavahana eny ?
-tafiditra anatin'ny litorjia ny filazana ny vaovao kah. dia non, tsy am-povoan'ny vavaka no mizara gazety fa lasa mikorontana ny fotoana raha zany. Efa manana ny anjarany izy dia @ iny fotoana iny no lazaina ny vaovao. Raha mizara truc indray, dia valopim-bokatra matetika no zaraina mandritra ny bla blan'ny filazan-draharaha.
28. ikaretsaka
(
14/04/2007 14:10)
mankasitraka an'i booboo @ fanazavana
hay ve manao amin'ny anaran'ny ray ny propestà fa tsy asiana lakroa e!
Kyrie, rehefa vita ny fiapangan tena na fifonana (confiteor) dia mbola manao ilay hoe Tompo o mamindra fo aminay (Kyrie eleison.)
Gloria: voninahitra anie:
Credo: izaho mino
ny tiako lazaina @ ilay vaovaom-piangonana izany dia hoe mandeha tsara ny fotoan-pivavahana no hoe ..zao aby no vaovao? fa tsy mba hoe alohan'ny rite na aorinany.
hay ve manao amin'ny anaran'ny ray ny propestà fa tsy asiana lakroa e!
loza be fa tsy haiko zany Credo sy Gloria zany ? inn no atao @ zany ?
Kyrie, rehefa vita ny fiapangan tena na fifonana (confiteor) dia mbola manao ilay hoe Tompo o mamindra fo aminay (Kyrie eleison.)
Gloria: voninahitra anie:
Credo: izaho mino
ny tiako lazaina @ ilay vaovaom-piangonana izany dia hoe mandeha tsara ny fotoan-pivavahana no hoe ..zao aby no vaovao? fa tsy mba hoe alohan'ny rite na aorinany.
29. rakaroka
(
14/04/2007 20:39)
Ary tsy mitovy akory izany ilay "litorzia", nalahatr'i booboo sy ny heveriko ko! Tsy aloha bbbe izany ny filazan-draharaha ny natrehiko dia any aorian'ny toronteny no misy ny fanekam-pinoana ka!
En plus natao "iraisana ilay izy raha ny "voalaza"!
Diniho @ ity raha te handalina misimisy Ika:
http://athis.fanantenana.free.fr/litorziaefatra.html

30. ikaretsaka
(
14/04/2007 23:03)
vao mainka za re olona fanina fa moramora ihany a. tsy haiko intsony zao hoe ny dessert ve no miditra aloha sa ny glasy..
31. rakaroka
(
15/04/2007 04:30)
Ny tsapako dia manome fahalalahana ny propestà ilay hoe eo ambany fahasoavana fa tsy ambanin'ny lalàna:
"Tsara BBBBbe ilay izy" raha toa mahatsapa tena TANTERAKA @ andraikitra sy ny tokony atao ny olona,
fa vokatr'ilay "idéologie" tsy ambanin'ny lalàna, dia lasa mi-proteste wà ohatra hoe "tsy voatery ho izany" ka!...dia lasa "indiscipliné", dia lasa samy manao izay saim-pantany!... dia indraindray anefa samy mihevi-tena ho manana ny marina!...Sarotra ihany
fa efa eo andalam-piraisana ho "iray" rizareo @ izao fotoana!
Fa ny mahafinaritra ahy @ protesta aloh dia "manefy" ny perso koa lé miaina ao anaty fikambanana izay samy manana ny perso ny tsi1/1, samy manamafy ny heviny ... dia "anjarako "tierce perso" no mitsakotsako hoe "ahoana tsara aza no mety amiko:
ny glace aloha sa ny "dessert"?....:-D:-D:-D

32. booboo
(
15/04/2007 09:53)
Rakaroka > litorjia fpma no tao an-dohanao ô ? :wink:
Ikaretsaka > ié, zay mihitsy ny fandehan'ilay bla bla filazam-baovao.
"-Tonga eo @ fotoana filazana ny vaovao-pg tsika koa iangaviana ny tompon'andraikitra hitsangana hizara izany.
-Bla bla bla bla "
:°):°)ôtra ôtra zay lé izy :°):°)
-Ny @ ilay Kyrie sns, dia mitovitovy @ io notenenin'ingahy io ihany ny filaharany : mifona, midera sy misaotra fa nahazo famelan-keloka dia manambara am-pahibemaso ny raha inoana avy teo.
**** ny @ fandehan'ny litorjia, dia samy manana ny hitany fa tsara hitondrana ny raha ny isa-pg. Ohatra, ny rakitra misy mandeha mialohan'ny toriteny, misy afaran'ny toriteny ; misy ny asa fifohazana alohan'ny tsodrano, misy afaran'ny tsodrano ; toy izay koa ny filazan-draharaha sns.
Fa @ ankapobeny dia io nomeko io ny filaharany ny raha mandritra ny litorjia.

33. ikaretsaka
(
15/04/2007 12:18)
rakaroka> mety haha monamonaina ihany le tena gateau lo de vary de glasy de salady ka... na samy kaly aza
ohatran'izany koa ny vavaka le! aleo mba asiana filaharany mba mety ho an'ny tena fa tsy hoaninkanina aby ze mandalo eo

34. rakaroka
(
15/04/2007 15:10)
[quote=booboo]
Rakaroka > litorjia fpma no tao an-dohanao ô ? :wink:
Ka ny Fpma moa tsy fiangonana propesta? rahateo efa
"fédération" anie izao. Ary mpitandrina taty @ fpma ihany aza anie no mitarika any Dago koa indraindray ohatra Pasteurn'Isotry fitiavana nifandimby izay. Taty ireny no nankany.Ka izay indrindra ry Booboo no
somary nanahirana ahy teto tsy avy hatrany dia nanomezako "fandaharana" toa ny nataonao "satria"
tena "samy" manana ny fandaminam-potoana sy ny "fandrindrany izany ny tsi1/1" arakaraka...Eto aza Atoa Pasitera mametraka hoe "iraisan'ny" fiangonana protestanta ilay izy fa dia tsapa hoe
:roll::?:tahaka ny tsy protestanta izany ny Fpma raha araka anao?...

35. booboo
(
15/04/2007 15:39)
Rakaroka > satria ve nandahatra litorjia tsy mitovy @ litorjia fanaon'ny protestanta zà no hitenenao an'izany ? :roll:. Ny vetin-kevitra rohizin'ny litorjia tôko mitovy aby fa ny filaharan'ireo trucs/fombafomba fatao @ litorjia no tsy mitovy. Sady efa niteny zà hoe "@ ankapobeny" ...Ny erf zao tsy mitovy @ fpma na ny fjkm na ny loterana ny filahatry ny raha, midika ve zany fa tsy protestanta zareo ? aza mampiteny raha tsy noteneniko kosa e ...
36. kiranil
(
15/04/2007 16:10)
Miala tsiny kely fa hanazava ny resaka nifanaovana tamin-drakaroka::
Izao teny manaraka izao no ho tena fihavian\'i Jesosy Kristy, ka dia asakasak\'izay mbola manaiky ho voafitaky Maitreya::
Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro, atỳ Kristy, na: Indro, arỳ; aza mino hianareo.
Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny.
Indro, voalazako aminareo rahateo izany.
Ary amin\'izany, raha misy manao aminareo hoe: Indro, any an-efitra Izy, aza mankany hianareo; Indro, ao amin\'ny efi-trano Izy, aza mino.
Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian\'ny Zanak\'olona. Matio 24
Fa tahaka ny helatra manelatra hatramin\'ny faravodilanitra ka mahazava hatramin\'ny farany koa, dia ho toy izany ny Zanak\'olona amin\'ny androny. Lioka 17:24
\"..hiseho ilay lehilahin\'ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana,
ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka dia mipetraka eo amin\'ny tempolin\'Andriamanitra izy ka manao ny tenany ho Andriamanitra.\" II tes 2
Ampy ireo hilazana fa fitaka Maitreya, izay nilaza fa efa niseho tany toerana maro tahaka an\'i Kenya.
Fa misy ambanin\'ny lanitra firy?
Jehovah Andriamanitra mihintsy no nilaza io teny io, fa ny zanany dia Jesosy Kristy irery ihany no mpanalalana afaka ahanantonana Azy (tsy maria, tsy pasitera, tsy mompera, tsy masera, tsy pasitera, sns...)
Ary izay no ahatongavan\'i Maitreya izay hanambatra ny religion rehetra eto an-tany (katolika, protestant, silamo...sns) eny hatramin\'ny atheism sy ny satanism sns mba ho iray, hanoherana an\'i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitra ambonin\'ny andriamanitra rehetra.
Tahaka ny zavanisy t@ tilikambon\'ny babela ihany io. Nihezaka hitambatra ho iray ny olona rehetra mba hanohitra an\'Andriamanitra; kanefa an\'Andriamanitra ihany ny fandresena amin\'ny farany.
Tsy ny fitenenana hoe \"iray Andriamanitra\" ange no hoe azo hitokisana fa marina e.. satria raha manao an\'ny \"vola\" na \"sex\" na \"laza\" na \"satana\" ho andriamanitra aho dia \"iray\" koa izay.
Fa ny Andriamanitro izay resahiko eto dia Jehovah Andriamanitra, ilay namorona izao tontolo izao, izay afaka jerena ao @ isaia 66:2 sy ny Soratra Masina iray manontolo ny momba Azy.
Io fahasoavana ao @ Jesosy Kristy io dia fanomezana nomen\'Andriamanitra izao tontolo izao sy ny olombelona rehetra: fa saingy ny olombelona no mbola maro no miavonavona sy manda izany.
\"Fa toy izao no nitiavan\'Andriamanitra IZAO TONTOLO IZAO, nomeny ny zanany lahitokana mba tsy ho very IZAY REHETRA mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay\" Jaona 3:16
Hain\'ny maro tsianjery angamba io teny io, ka tsy haiko intsony ny antony mbola hilazanao fa \"mizaha tavan\'olona Andriamanitra..\"
Jereo tsara ny voalaza :: \"IZAY REHETRA MINO AZY\" izany hoe na iza ianao na iza, na silamo, na boudista, na atheista, na kristianina, na satanista, na gasy, na vazaha, na sinoa sns..
kanefa mibebaka, mihaiky ny fahotana vita eo anatrehana an\'Andriamanitra, mangataka ny famelankeloka avy Aminy ary mino fa Jesosy Kristy zanany irery ihany no hany Tompo sy Mpamonjy ary nanolotra ny Famonjena ho antsika olombelona.
Ary ny Teny [Jesosy Kristy] dia tonga nofo ka nonina tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an\'ny Lahitokana avy tamin\'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana Jaona 1:14
Hoy Jesosy taminy: Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin\'ny Ray, afa-tsy amin\'ny alalako. Jaona 14:6
Sarota BBBbeeeee izany ho an\'ny maro; fa tsotra dia tsotra kosa izany ho an\'ireo izay mahatoky an\'Andriamanitra @ teniny, mankato sy mitandrina izany teny izany ary mandray ny fanjakan\'Andriamanitra, izay efa natolony ho an\'izao tontolo izao, tahaka ny zaza.
Matio 18:3 ka nanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha tsy miovahianareo ka tonga tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra amin\'ny fanjakan\'ny lanitra mihitsy hianareo.
Marka 10:15 Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no tsy handray ny fanjakan\'Andriamanitra tahaka ny zaza, dia tsy ho tafiditra aminy akory.
Voninahitra ho an\'Andriamanitra sy Jesosy Kristy zanany irery ihany.
Misaotra.
\"EEEEEeeeLLLLLLLaaaaa BBbbbbbbbbEEEEE\" mintsy ve??
Voalaza teo :
Ka izao ilay izy ry rakaroka a.. Enao izay mivoy foana fa Maitreya no Jesosy Kristy.. ::: nefa dia efa lazain\'ny Soratra Masina mazava tsara fa mifanohitra tanteraka @ Jesosy Kristy io Maitreya io.
Omeo ny \"versé précis\"n\'ny soratra Masina milaza izany!
Izao teny manaraka izao no ho tena fihavian\'i Jesosy Kristy, ka dia asakasak\'izay mbola manaiky ho voafitaky Maitreya::
Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro, atỳ Kristy, na: Indro, arỳ; aza mino hianareo.
Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny.
Indro, voalazako aminareo rahateo izany.
Ary amin\'izany, raha misy manao aminareo hoe: Indro, any an-efitra Izy, aza mankany hianareo; Indro, ao amin\'ny efi-trano Izy, aza mino.
Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian\'ny Zanak\'olona. Matio 24
Fa tahaka ny helatra manelatra hatramin\'ny faravodilanitra ka mahazava hatramin\'ny farany koa, dia ho toy izany ny Zanak\'olona amin\'ny androny. Lioka 17:24
\"..hiseho ilay lehilahin\'ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana,
ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka dia mipetraka eo amin\'ny tempolin\'Andriamanitra izy ka manao ny tenany ho Andriamanitra.\" II tes 2
Ampy ireo hilazana fa fitaka Maitreya, izay nilaza fa efa niseho tany toerana maro tahaka an\'i Kenya.
Voalaza teo :
\"Ary tsy misy famonjena amin\'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin\'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. [afa-tsy ny anaran\'i Jesosy Kristy] Asa 4:12
Ho an\'ny mino an\'i Jesoa dia tsy misy raha tsy Izy!
fa tsy azo odian-tsy hita mihitsy ny karazam-pamonjena tetsy sy teroa izay tsy ny \"anaran\'i Jesoa mihitsy no nahavitany fa olona hafa no nanatanteraka izany!...
Fa misy ambanin\'ny lanitra firy?
Jehovah Andriamanitra mihintsy no nilaza io teny io, fa ny zanany dia Jesosy Kristy irery ihany no mpanalalana afaka ahanantonana Azy (tsy maria, tsy pasitera, tsy mompera, tsy masera, tsy pasitera, sns...)
Ary izay no ahatongavan\'i Maitreya izay hanambatra ny religion rehetra eto an-tany (katolika, protestant, silamo...sns) eny hatramin\'ny atheism sy ny satanism sns mba ho iray, hanoherana an\'i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitra ambonin\'ny andriamanitra rehetra.
Tahaka ny zavanisy t@ tilikambon\'ny babela ihany io. Nihezaka hitambatra ho iray ny olona rehetra mba hanohitra an\'Andriamanitra; kanefa an\'Andriamanitra ihany ny fandresena amin\'ny farany.
Voalaza teo :
Jereo ny Tenin\'Andriamanitra (Tsy misy resaka \"concept\" eto fa Tenin\'Andriamanitra) izay MIFANOHITRA TANTERAKA @ ny hevitrao::
\"Fa iray no Andriamanitra, ary iray no mpanalalana amin\'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy,\" ITimoty 2:5
Ka ny tao @ Maitreya koa nilaza fa \"iray ihany Atra,
ny filazana fa Jesoa ihany anie no mpanalalana ka sarotra e!Misy \"ambaratonga\" hierarchie ho\'aho ny fiainana: maninn no misy mikonfesy @ mompera ohatra fa tsy tonga dia mivantana any @ i Jesoa raha Izy monja ihany no mpanalalana?....
Tsy ny fitenenana hoe \"iray Andriamanitra\" ange no hoe azo hitokisana fa marina e.. satria raha manao an\'ny \"vola\" na \"sex\" na \"laza\" na \"satana\" ho andriamanitra aho dia \"iray\" koa izay.
Fa ny Andriamanitro izay resahiko eto dia Jehovah Andriamanitra, ilay namorona izao tontolo izao, izay afaka jerena ao @ isaia 66:2 sy ny Soratra Masina iray manontolo ny momba Azy.
Voalaza teo :
\"Fa fahasoavana no namonjena anareo amin\'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin\'Andriamanitra;\" Efesiana 2:8
Izany hoe mifidy tavan\'olona izany Atra?....
Io fahasoavana ao @ Jesosy Kristy io dia fanomezana nomen\'Andriamanitra izao tontolo izao sy ny olombelona rehetra: fa saingy ny olombelona no mbola maro no miavonavona sy manda izany.
\"Fa toy izao no nitiavan\'Andriamanitra IZAO TONTOLO IZAO, nomeny ny zanany lahitokana mba tsy ho very IZAY REHETRA mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay\" Jaona 3:16
Hain\'ny maro tsianjery angamba io teny io, ka tsy haiko intsony ny antony mbola hilazanao fa \"mizaha tavan\'olona Andriamanitra..\"
Jereo tsara ny voalaza :: \"IZAY REHETRA MINO AZY\" izany hoe na iza ianao na iza, na silamo, na boudista, na atheista, na kristianina, na satanista, na gasy, na vazaha, na sinoa sns..
kanefa mibebaka, mihaiky ny fahotana vita eo anatrehana an\'Andriamanitra, mangataka ny famelankeloka avy Aminy ary mino fa Jesosy Kristy zanany irery ihany no hany Tompo sy Mpamonjy ary nanolotra ny Famonjena ho antsika olombelona.
Raha miresaka ny antsoina hoe: \"marina\" eto @ planète \"terre\" isika, toa ho sarotra Bbbbe ny hihevitra fa i Jesoa sy ny \"équipe-ny\" monja ihany no nanana sy manana ary hanana ny marina, mba marina moa
Ary ny Teny [Jesosy Kristy] dia tonga nofo ka nonina tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an\'ny Lahitokana avy tamin\'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana Jaona 1:14
Hoy Jesosy taminy: Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin\'ny Ray, afa-tsy amin\'ny alalako. Jaona 14:6
Sarota BBBbeeeee izany ho an\'ny maro; fa tsotra dia tsotra kosa izany ho an\'ireo izay mahatoky an\'Andriamanitra @ teniny, mankato sy mitandrina izany teny izany ary mandray ny fanjakan\'Andriamanitra, izay efa natolony ho an\'izao tontolo izao, tahaka ny zaza.
Matio 18:3 ka nanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha tsy miovahianareo ka tonga tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra amin\'ny fanjakan\'ny lanitra mihitsy hianareo.
Marka 10:15 Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no tsy handray ny fanjakan\'Andriamanitra tahaka ny zaza, dia tsy ho tafiditra aminy akory.
Voninahitra ho an\'Andriamanitra sy Jesosy Kristy zanany irery ihany.
Misaotra.
37. ikaretsaka
(
15/04/2007 16:51)
Miala tsiny indray aloha ra kiranil fa hanao filazana ny hita tetsy sy teroa aho ary mba hilaza ny hevitro kely an
Marina dia marina tokoa. Dia mamela ahy indray hanao fanoharana kely @ fiainana andavanandro: dia alefako indray i XXX1 sy XXX2
matetika ny fanaovan'i XXX1 an'io dia sahala tanteraka @ hoe:
- te ho any Atsimo ianao?
Dia mijery Carte eo izy dia manao hoe:
"araka ny voalaza ato aminn'ny carte dia ny RN7 no lalana mankany atsimo.. mandraisa ny RN7}... ary meo ny 1/10 ny volanao @ zay za fa nanoro anao
fa ny an'i XXX2 manao hoe te ho any atsimo ianao? miakara ato anaty saretiko ato fa lalako ihany any eee.. dia izay i XXX2 vao manoro hoe RN7 no lalantsika
tsy misy maharatsy ilay manoro ny lalana.. fa tsara kokoa amiko ny manampy ilay olona sy mi propose ny hitondra azy any!
Raha hitan'ilay olona aza manko ilay lalana ka tsy misy manosika azy na mitondra azy na mitarika azy handeha..de tsy ho tonga any mihitsy izy fa de mitonantonana eo fotsiny. izany no ilan'i XXX2 olomasina ho alain-tahaka , sekoly, santra sosialy, hopitaly, fiangonana maripototra (fa tsy hoe androany ritz de rahampitso roxy), rafitra mifanohana tsara, sns sns...
Raha mijanona eo ampovoandalana izy ka miteny fotsiny hoe ..hmmmm ity zany ny mankany atsimo an... voahosin'ny camion eo ...mba marina
eto @ fanoharana Ny lalana (RN7) dia i Jesoa, ny Ray de ny any antsimo (arrive) ny sarety dia ny fiangonana sy ny asany ataony aminao!
XXX1 sy XXX2 : izay andraisanao azy:wink:
kiranil:
hoy Jesosy taminy: Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako. Jaona 14:6
Sarota BBBbeeeee izany ho an'ny maro; fa tsotra dia tsotra kosa izany ho an'ireo izay mahatoky an'Andriamanitra @ teniny, mankato sy mitandrina izany teny izany ary mandray ny fanjakan'Andriamanitra, izay efa natolony ho an'izao tontolo izao, tahaka ny zaza.
Marina dia marina tokoa. Dia mamela ahy indray hanao fanoharana kely @ fiainana andavanandro: dia alefako indray i XXX1 sy XXX2
matetika ny fanaovan'i XXX1 an'io dia sahala tanteraka @ hoe:
- te ho any Atsimo ianao?
Dia mijery Carte eo izy dia manao hoe:
"araka ny voalaza ato aminn'ny carte dia ny RN7 no lalana mankany atsimo.. mandraisa ny RN7}... ary meo ny 1/10 ny volanao @ zay za fa nanoro anao
fa ny an'i XXX2 manao hoe te ho any atsimo ianao? miakara ato anaty saretiko ato fa lalako ihany any eee.. dia izay i XXX2 vao manoro hoe RN7 no lalantsika
tsy misy maharatsy ilay manoro ny lalana.. fa tsara kokoa amiko ny manampy ilay olona sy mi propose ny hitondra azy any!
Raha hitan'ilay olona aza manko ilay lalana ka tsy misy manosika azy na mitondra azy na mitarika azy handeha..de tsy ho tonga any mihitsy izy fa de mitonantonana eo fotsiny. izany no ilan'i XXX2 olomasina ho alain-tahaka , sekoly, santra sosialy, hopitaly, fiangonana maripototra (fa tsy hoe androany ritz de rahampitso roxy), rafitra mifanohana tsara, sns sns...
Raha mijanona eo ampovoandalana izy ka miteny fotsiny hoe ..hmmmm ity zany ny mankany atsimo an... voahosin'ny camion eo ...mba marina
eto @ fanoharana Ny lalana (RN7) dia i Jesoa, ny Ray de ny any antsimo (arrive) ny sarety dia ny fiangonana sy ny asany ataony aminao!
XXX1 sy XXX2 : izay andraisanao azy:wink:
39. rakaroka
(
15/04/2007 17:02)
booboo:
Rakaroka > satria ve nandahatra litorjia tsy mitovy @ litorjia fanaon'ny protestanta zà no hitenenao an'izany ? :roll:. Ny vetin-kevitra rohizin'ny litorjia tôko mitovy aby fa ny filaharan'ireo trucs/fombafomba fatao @ litorjia no tsy mitovy. Sady efa niteny zà hoe "@ ankapobeny" ...Ny erf zao tsy mitovy @ fpma na ny fjkm na ny loterana ny filahatry ny raha, midika ve zany fa tsy protestanta zareo ? aza mampiteny raha tsy noteneniko kosa e ...
Voazava araka izao ny mahatonga ilay fisintahana kely maka saina aloha..."Fanina!":{:{:{:{
Ahoana ary izany?:?::?: Misy mpitarika "fiangonana
Protestana manao fanambarana fa ny "Litorzia" dia "iraisan'ny fiangonana protestanta rehetra".
Donk! Diso aloha izany ilay fanambarany!...
Manarak'izany, Misy antony ny nandrindrana izany, ary mety arakaraka ny zava-misy koa donk, je suis qlq'un de "fléxible", araka izay mahamety ny fotoana,
fa tsapako misy ordre "logique ihany hoe ny fieken-keloka ohatra tokony alohan'ny famelan-keloka.
Ny Fanekem-pinoana, tsapako mieux placé kokoa aorian'ny torinteny satria vao nohamafisin'ny torinteny ny "finoana" ohatra!
Ny hevitrao hoe @ "ankapobeny tsy "hitako loatra izay andraisana azy raha toa voatsipika mazava eto
hoe iraisan'ny protesta REHETRA ity litorjia tsy mifanaraka t@ "ankapobeny" noresahinao.
Tsy izaho mihitsy no tsy to inn fa raha manaraka "tsara" ity rohy nomeko dia rizareo no manipika ny "base"n'ilay litorzia e!:wink:
40. rakaroka
(
15/04/2007 18:49)
Kiranyl
:-D:-D:-D Inn aza ny tsy matinao lolo an' Maitreya?
Efa HS hoy i Ika ny resaka, 'za rahateo efa tsy nivonona ny hiresaka mikasika Azy intsony.
ianao indray no mamoha fota-mandry...
tsotra rehefa tsy mino azy dia 'aza resahina intsony izy e, rahateo maro no tsy te hierika na ilay anarana aza: izaho tompon'ny "sujet" iny aza efa nangina..., efa nampirina azy any anatiko any, efa i Jesoa sy ny finoanareo no no-abordé-ko, dia mbola safarianao indray aho: Mbola nisy zavatra maro tsy nolazaiko akory aza ny nampitsangam-bolo ahy ny
resaka azy fa tsy nolazaiko fotsiny satria 'ndrao...
:roll::roll::roll:tsy hifankahitana intsony!....
Fa "tsara"sy mahasoa ahy lavitra ny nahafantarako an-drizareo. Tahaka ny hoe misy droite
dia tsy mirefarefa eo @ position maha olona fa manakaiky kokoa ny toerana misy an'Atra:Toa miverina an-tsaina ny "vrai" image-nao dia izay nahariana anao tany am-piandohana toa an'Atra... mahaefa zavatra mora foana sur cette base fa tsy hoe "olona ihany tsinona!....", zary mi-remplir tahaka ny "ray" maha te ho tia ny "andraikitra"!... Lasa feno "Aina "feno hery , hasa nisy épanouissement...
satria ilay vavaka mihitsy no mitodika @ "accomplissement de l-être.
Ny "conseil d'amie dia A-VA-LO-NY izy ho anareo raha mampanoja ny "finoanareo". Ny "blem " mantsy dia mety hitarika "finoana azy ny firesahana azy!^:^
Ka izao ilay izy ry rakaroka a.. Enao izay mivoy foana fa Maitreya no Jesosy Kristy.. ::: nefa dia efa lazain'ny Soratra Masina mazava tsara fa mifanohitra tanteraka @ Jesosy Kristy io Maitreya io.