Dinika ho amin'ny fampandrosoana an'i Mada ve io sa?

1. Solitikabe ( 14/04/2007 03:47)
Ho an'ny rehetra,
Misy dinika izay atao mikasika ny Madagascar MIllenium Challenge, amin'ity taona ity, koa izay manana taratasy te halefa amin'izany dia afaka manoratra amin'ity conference.madagascar@gmail.com.
Fa ny manorisory dia tsy maintsy amin'ny teny Anglisy na teny Frantsay io nefa dia ny Malagasy no heverina ampandrosoina amin'io. Te aminemen an
novalian'i sitlo ny 15/04/2007 17:54
2. Stretch ( 14/04/2007 07:09)
Solitikabe >Te aminemen an

:?::?::?::?::?:
3. Fiffi ( 14/04/2007 14:35)
:roll:
4. Stretch ( 14/04/2007 15:05)
ny tena marina tsy azoko le môrsa :{:{
5. sitlo ( 14/04/2007 15:32)
misy rohy manazava bebe kokoa ve?
6. Fiffi ( 14/04/2007 16:31)
le izy aza tsy azo akory....
7. Solitikabe ( 14/04/2007 20:31)
Salama daholo
"Te aminemen an", sorena aho ny dikan'io fa tsy hoe ahoana akory, satria nahoana no tsy maintsy amin'ny teny anglisy na teny frantsay ihany ilay izy.
Ny rohy indray dia tsy misy fa dia manoratra amin'io adiresy nomeko io fotsiny ho an'izay rehetra manana hevitra tiana ampitaina.
Ny mpikarakara ao angaha no afaka manome vaovao misimisy ho an'ny rehetra.
Dia mazotoa daholo. Ary manovokovo mafy ao fa ....
8. sitlo ( 15/04/2007 17:54)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.57