Sinéma gasy

1. Bariry ( 12/04/2007 16:08)
Salut,
Miha mahazo vahana ny sinema gasy...
Ankoatran'ny Poizina, rainizavona, volomboran 1 sy 2, dia misy an'ireto indray any
- Tana Mania
- Izefa havanareo
- gidram-pitia

Mba manao ahona ny fihetsem-pon'izay efa nahita...
Azo alefa eto ve raha misy rohy indray any...
Merci
novalian'i rakaroka ny 23/04/2007 18:37
2. nathie86 ( 13/04/2007 08:52)
tana mania no efa itako fa tsy de itako loatra izay dikany @ko io fa sendra misy sendaotra eo indr1 an. Tsy efa ela B ve reo eh ary ny malk'ila sy indroa malok'ila manaoahoana:?::?:
3. apache ( 13/04/2007 09:18)
Ngah sinema ireny?
4. nathie86 ( 13/04/2007 11:51)
fa in:?:
5. apache ( 14/04/2007 07:25)
Tsy mbola azo antsoina hoe sinema ireny, satria an!
be dia be anie ny fepetra takina izay vao atao hoe sinema ny horonan-tsary iray e! raha tsy hilaza fotsiny isika afa-tsy halehibean'ny pellicule ampiasaina, ny recit cinematographique sy ny narration, etsetra etsetra ... be pitsopitsony be le izy e! tsy masiaka za fa mahita fotsiny hoe mitady hifampitarika any @ lavaka ny mpijery sy ny mpanantotosa an!!!
6. Fiffi ( 14/04/2007 08:14)
heu......na izany aza aloha de milay ny zavatra vita eh ! manana film maro2 zah ato fa tena miaiky eh ! =D=D=D=D
7. xylo ( 14/04/2007 12:34)
manao ahoana daholo
mba andefaso ilay"film" gasy ireo zahay fa tsy mbola nahita e! misaotra anare zay mandefa
8. Fiffi ( 14/04/2007 15:59)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45e38182aa7d4
9. rakaroka ( 23/04/2007 18:37)
Efa nasehon'ny tao an-trano ahy tokoa ny sasany @ ireny ary "MAHAFINARITRA" ahy tokoa: ilay maha-gasigasy azy mihitsy no mahatsikaiky ka:-D:-D:-D
hoe mba miezaka mamoaka ny any an-tsaina kosa: hoe misy "résultat". Misy rohy iray fantatro ity satria
iarahanay miasa: tsy hoe "fatratra" koa fa mba miezaka koa e mba hoe "traduit" @ fiteny sivy eran-tany ohatra ny "angano" ilay tena notsongaina tany ambanivohitra ireny!
Ny rohy:
www.laterit.fr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3109