fandovana

1. xxx ( 12/04/2007 16:33)
salama daolo,sao mba misy malala ny fomba fanaovana mutation ny trano lova na homologuena zany e,inona avy no hilaina ary vetivety vé,misaotra mialoa;-)
novalian'i xxx ny 17/04/2007 17:28
2. Fiffi ( 16/04/2007 11:18)
miankina hoe aiza no misy an'i xxx ? tsy mitovy tsinona ny lalana...
3. xxx ( 17/04/2007 17:28)
:Dmisaotra anao ry fiffi resaka any daogo io ,izaho mbola aty ivelany ka tena tsy haiko hoe firy andro satria haka congé kely aho,raha mba misy afaka manoro dia hisaorana mialoha(conseil)fa efa ela tsy mahalala,aiza ny birao hanaovana azy dia firy andro no vita,misaotra fa mila fanampina ny namana sao very:idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3482