eric manana

1. fijo ( 11/04/2007 21:39)
ao amin'ny klipgasy dia misy ny hiran'i eric manana.misy al'ilay hoe "ny ratranao dia feriko"
ny fanontaniako dia miova kle ve ny accord ny glta eo sa ahoana fa tsy mety tafavoakko le izy.nefa rehefa jerena toa barazy tsotra
novalian'i fijo ny 25/04/2007 21:40
2. hery ( 12/04/2007 07:10)
Jereo fa sao dia mampiasa accord gasy i leiry (accord open)

http://dailymotion.alice.it/visited/search/charlesramaroson/video/x1hqix_accords-embona fa misy fanazavana ny fanovana ny cordes @ accord open.
3. lapino ( 12/04/2007 10:01)
Ohatra ny accord tsotra le izy ka. Mi no itondrany azy

fijo > ohatra ny kompliké kely ny accord-n'ilay izy, misimisy modulations fa tsy tena hoe miova kle. Ohatra an'izao no fahitako azy, fa tsy manana gitara za zao hi-verifier-na azy :


Izay C#m- ratranao dia B- feri- E- ko
Ta- C#m- kaitranao no a- B- reti- E- ko
Ka F#m n'inon'ino- G#m- na han- A- jo
Izay B lalanao no hizora- E- ko
G#7 Hantsana io na teva- C#m- na
Tsy hampi- D- ova na hampihemotra
Fontsika mifan- A- gia
Miala eto ka hatra- E- ry

Veloma C#m lava irony sento to- F#- many
Ireo nofy C#m ratsy tsy nanambina o- F#- maly
Tsy irery in- Bm- tsony aho manomboka andro- E- any
Sendra ny Bm- tiako aho no sady tia ka tsy ho E tana
Tsy hay va- C#m- hana fa mifaningo- F#- paka
Miantra aman' C#m aina ka tsy foiko ho ra- F#- vana
Fitiavana Bm io fa tsy mba tady ma' E- zaka
Tsy vitan'ny Bm hoe "Tapaho hatreo io" dia E miala!
O sana- G#- tria!
4. lapino ( 12/04/2007 10:09)
hery > fa tena mahafinaritra ny video an'i Charles Ramaroson io ao amin'ny dailymotion :)
5. mabloo ( 12/04/2007 12:53)
tsara mihitsy le video fa misaotra e!
mazotoa mianatra le open fa mila kotrana kely e!fahazarana plutôt !
mankalaza e!
6. Fiffi ( 12/04/2007 12:55)
hummm.....de miandry ny mpanan-talentan'ny sera2 hanao demonstration zany koh ! :)
7. mandrindra ( 12/04/2007 17:08)
ary be kalaza be mihitsy kay ato an.
ny normal aza mbola fanina ny tenanay koa aleo aloha ho zokin'ny ao aoriana ity open ity.
fa milay be klou ilay fanazavandracharles azy e.
8. booboo ( 12/04/2007 17:46)
ah pas évident pas évident mitsy :°):°)
9. fijo ( 12/04/2007 19:50)
lapino ,misaotra letsy e,
hery,misaotra fa efa hitako koa io video io ary tena mbola mandany andro amin'io mihintsy aho izao;fa mila fahazarana marina le izy.mamanay no mahay an'io ka raha tsy any mada tsy hafaka hianatra aminy.
fa le mitsonika aminao izao accord tsotra.
fa i dadah marina toa manao io "open" io foana,fa le mamolava io koa izao open.
fa hianarana eo ihany izy e
10. Fiffi ( 12/04/2007 20:02)
fijo:
fa le mitsonika aminao izao accord tsotra.
fijo: anontanio an'i bilakarenjy fa izy toa mahay mitendry be an'io !


11. mabloo ( 13/04/2007 07:56)
ny fahitako azy i Dama no tena mampiasa open be!fa raha accord gasy no ianarana de ilay albumn'i erick manana "razilinah " no tena mora ianarana azy kokoa de mazotoa e!
12. fijo ( 13/04/2007 22:41)
mabloo;ka eo indrindra isika,tsy mahita ireny razilinah ireny intsony izao.nefa za mitady an'ireny mihintsy
13. fijo ( 13/04/2007 22:43)
mahay le ramaroson charles ka
14. lancia ( 16/04/2007 12:08)
anontanio jody fa izy toa maka sary miaraka @ gitara fa ngamba mahay izy
15. lapino ( 16/04/2007 12:38)
fijo, tsisy fisaorana e

fa mahay mihitsy i Charles Ramaroson ka; sady manana goût razoky an
16. fijo ( 17/04/2007 22:27)
ie,za mijery ny vidieon'i lery foana fa tena milay ka
17. lapino ( 23/04/2007 10:56)
Misy diso ilay izy, F# fa tsy G# ilay farany indrindra :)
18. fijo ( 25/04/2007 21:40)
efa nahitsiko taty ka.misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7815