Akanjofotsin'ny virijiny
1. poly
(
13/04/2007 02:39)
raha mbola virijiny ny vevavy iray @ fanambadiany de ny akanjo fotsy no midika fa mbola madio ny vevavy irary,mbola tsy nanao firaisana talohan'ny mariage, akehitriny anefa toa tsy misy mitana an'io intsony fa samy manao izay akanjo tiany hanaovana araka ny lamody...mariage nalaza iray tao Gamano(une petite ville de Birmanie),nijily ny mpivady natao mariage nanoloana ny mpanotrona,fombandrazana ve sa efa fivoharana?...à suivre
novalian'i hira ny 17/05/2007 13:47
2. Fiffi
(
13/04/2007 05:38)
heu.....inona no azo lazaina eto ? tsy misy mahafantatra kosa hoe mbola virja ve ireo olona nivady ireo sa tsia ? :roll:
3. salmo1
(
13/04/2007 07:43)
Rehefa hanao mariazy zany de hanontaniana tsara alou lay joba oe:
Ianao - Enao ve mbola virja malala:-*:?:;-)
joba: - Non! Fa izany ve alou no tena hitiavanao ahy:?::roll:
na koa oe:
joba: -Oui! de tsy ho tinao ve izaho raha tsy virja aho:?::{
:°):-P

4. poly
(
13/04/2007 13:19)
shssss,ra tena mifakatia ny oul anakiroa de mifambara ny tena ao amponya ry ny tena amrina,ka amiko zany zavatr a izany tsy misy mahamenatra ny manotanya n'izany nefa tsyu midika ihany koa fa izany no iotiavana na izany no hanambadiana,normale be zany,refa mifampatoky de mifambara ny rehetra koa...
5. Jessimi
(
13/04/2007 15:48)
Fa ny loko fotsy aloha amin'ny kolotsaina malagasy dia ratsy e! ohatra: fotsy varavarana, fotsy rora, fotsy feo, ...
:arrow:
:arrow:
7. pissoa
(
13/04/2007 16:47)
:-D:-D:-D
Nampoiziko fa ilay voaly no midika virjiny fa tsy ny lokon'ny akanjo ! Dia ilay vadiny no manala ilay voaly ... dia ra misy de apoaka le champagne amin'ny sakafo :-D:-D:-D

9. ikaretsaka
(
13/04/2007 23:22)
ny noeritreretako azy koa aloha voaly e
dia izaho koa dia mitovy koltora @ jessimi io. ny fotsy @ Gasy dia ratsy.
Fotsy varavarana, fotsy (tsisy vola), fotsy (sainan'ny resy), fotsy kibo (tsy afaka miteraka=momba)
fa dia creme na blanc cassé foana no anaovana..
ny lobaka fotsy aza raha tsy hoe antony araka asa sy fianarana tsy fanaovana matetika
Misaona fotsy ny Vakinankaratra sasany (tahaka anay)

10. hira
(
17/05/2007 13:47)
marina izany, fotsy feo, fotsy varavarana etc rats ny loko fotsy avant la colonisation...
ny frantsay koa anie vao haingana no ny adopter an'io couleur blanche io pour les mariées. c'était au début du 20è siècle! eritreretinareo les années 1910 et 1920 seulement.
diso, erroné be daholo le mariazy @ robe blanche hitantsika @ films sy dessins animés ireny. mba nianatra momba ny histoire de la femme mantsy aho un moment, dia gaga fotsiny aho nahita hoe robes très colorées no anaovan'ny frantsay vavy taloha. plus on était riche, plus on mettait bcp de couleurs. ny vhv mahantra koa dia matetika manao robe noire! robe noire satria @ izay dia iny ihany no anovana @ enterrement sitran'ny ahay tsy mividy8-)
tsy mahagaga raha miverina indray ny robes en couleurs aty andafy @ mariage e! retour aux sources ihany io comme on dit, ny gasy moa dia manaraka eny fotsiny, fa mba ahoana angaha ny ankanjon'ireo vhv taloha rehfa hanaterambodiondry ry zareo?