Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ftma
(
09/04/2007 17:02)
lalao hoan'ny ankizy
Sao mba mahita lalao gasy azo ampianarina ny ankizy ianareo akoatry ny sabaka sy ny katro?
Na koa devinety kely ireny ...
tohiny
novalian'i johnnyandri ny 28/04/2007 10:51
xxx
(
09/04/2007 16:07)
lhl tsy mazoto manao firaisana
mamanbady za ary manana zanaka iray ;ny vadiko miasa
fa @zao izy tsy de mazoto ny hiray; tsy haiko hoe manin possible ve zany hoe lhl tsy mazoto zany ; sa hoe reraka izy ; de to mahalasa saina ah...
tohiny
novalian'i bozylove ny 17/04/2007 15:44
simplex
(
09/04/2007 16:03)
Jesoa [ ]
nanao sipa ve i Jesoa e? :)
in no tena dikan'ny le hoe nanao ny fombafomba n'olombelona rehetra i Jesoa? mikapa sy mikaly ihany sa misy zavatra hafa?
:P...
tohiny
novalian'i cutie ny 11/04/2007 23:56
oniala
(
09/04/2007 13:18)
ianao an'i spear o'mis sy anyah
mba mangataka tononkira.misaotra...
tohiny
novalian'i cutie ny 10/04/2007 23:05
ftma
(
09/04/2007 12:23)
Famaliana dinika
Feno dinika mahafinaritra tato ato ary tena mampazoto ny mamaky azy saingy misy manodina foana ilay resaka ka na ireo nametraka ny loha-hevitra aza tsy hita manohy ny resany intsony.
ho antsika mpama...
tohiny
novalian'i cutie ny 12/04/2007 21:29
ftma
(
09/04/2007 10:41)
joyeux anniversaire dadie
Joyeux anniversaire copine, Mirary ny soa indrindra ary ho tratr'antitra e , :-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i ftma ny 18/04/2007 21:51
Bita
(
09/04/2007 09:29)
Soava dia
Mino aho fa nandalo Paska sambatra isika rehetra fa izaho mbola mamerina ny fangatahako indray ilay hira hoe: Tratrin'ny tsy nampoizin'ety izaho ro.........
Mitsodrano anao zaho..... Ahita any izay a...
tohiny
novalian'i Bita ny 17/04/2007 17:31
salmo1
(
09/04/2007 08:52)
maso mijery tsy mitondra mody
Manja sy tsara kara2 ry reto ilay mpandamina @ tif a tif ah^:^:?::}:D
Milay ny fietsakany ilay takaka rehefa mandamina le vazo oe:
- [i]Tantara iray tsy hay fafan hadinoina any aoriana any...[/...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 10/04/2007 19:03
sahonfra
(
09/04/2007 06:29)
Mba tsidio
Lafatra sy kanto ny Appart'hôtel izay nolalovanay ao Antsirabe koa mba tsidio ange ni site web é
http://www.maison-du-bonheur.com....
tohiny
novalian'i Vahinala ny 09/04/2007 17:54
diamondra27
(
09/04/2007 04:51)
lasa izao...Bay2
http://www.dailymotion.com/related/1281829/video/x1b40l_karaoke-bayrouzone...
tohiny
cutie
(
09/04/2007 04:23)
fijo
bn anniv fijo :lol::-*:-*:-*:-*:-*
de aza adino ny anjara dite-ko :wink:...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/04/2007 20:43
salmo1
(
09/04/2007 01:51)
izaho sy ilay sekretera
Hoy lay sekreterany i Papa:
- Inona ntsony leisy no tsy hanany elah @ ity fiainana ity ry salmo1:?: i Papa sy i Maman tena ti be anao, ny Fianakavianao faly be daholo sady feno fitiavana be amina...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2007 19:58
cutie
(
08/04/2007 23:19)
tokinao
happy birthday na de efa tara aza :lol::-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i lancia ny 16/04/2007 12:01
bazylou
(
08/04/2007 22:43)
tsy ratsy indray iny
Biraom-pifidianana Morafeno. Tsy nisy nandatsa-bato mihitsy
06-04-2007 / 11:19
Araka ny loharanom-baovao avy any Sambava, dia tsy nisy nandatsa-bato mihitsy ny mpifidy tao amin’ny kaominina ambani...
tohiny
diamondra27
(
08/04/2007 22:20)
Allo tél any ampiangonana sns...
http://www.dailymotion.com/related/2350682/video/x1fvmc_allo-telephone
ahoana ny andraisanareo azy?...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 13/04/2007 09:16
Rojo
(
08/04/2007 19:56)
Aiza ny zanak' i Dago301
Aiza daolo ny zanak' i Dago301/302. Tsy henoheno, mints...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 16:02
Rafotsy
(
08/04/2007 19:16)
Mangataka toni-kira !
Manao ahoana daholo ô !!
Sao mba misy manana ny tonin'ity hira ity nareo :
o isa o , o isa o , isaky izay mahatsiaro anie aho ka malahelo ,
o roa e , o roa , rohizan'ilay olon-tiako anie ka tsy af...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 16/04/2007 14:00
maditra
(
08/04/2007 19:04)
mangataka tononkira
Sao dia misy manana ny tonon-kiran'i Ejema: "Mbola ambarako anao" iny.
Mety hadikako ihany aloha ilay izy raha tsy misy efa manana e!
Misaotra amin'ny fiaraha-miasa!
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 20:11
rakotoline
(
08/04/2007 11:11)
nenylava
(l)tratrin'ny paska daolo ry zareo e,nenilava hono efa maty dia velona indray asa rénareo vé io,ahoana no tsy natao toy rasalama etc,sy cinema na documentaire,misaotra,mahagaga!:!:...
tohiny
novalian'i tamberina ny 09/05/2007 16:21
hery
(
08/04/2007 08:44)
Tolotry ny Paka
Tolotry ny Paka ho an'ny Katolika indrindra indrindra ny fisokafana ofisialin'ny takelaka [url=http://katolika.org]katolika.org[/url] izay hahitana resaka manodidina ny finoana katolika. Ireo fanontan...
tohiny
novalian'i cutie ny 12/04/2007 21:25
