Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
toubibah ( 08/04/2007 07:51)
Manao aona e,
De tratry ny Paka 2007 daholo e!... tohiny
novalian'i Vahinala ny 09/04/2007 16:34
bilakarenjy ( 08/04/2007 07:50)
Karazam-bola
Azonareo aseho sary eto ve ireo karazam-bola fantatrareo eto an-tany ,na ny taloha na ny vaovao ,na ny vita @ karazan-taratasy na ny vita @ karazam-by . [img]http://img185.imageshack.us/img185/1268/4... tohiny
xxx ( 08/04/2007 07:40)
TSARA FANAHY
aiza no misy toerana ahitana olona TSARAFANAHY ERAN'IZAO TONTOLO IZAO ny poucentage'ny mponina io TAFIDITRA VE TSIKAGASY... tohiny
novalian'i Aino ny 11/04/2007 18:09
salmo1 ( 08/04/2007 02:17)
zanaky bainina
T@ indray mande zay nande nanao vakanse, herinandro izaho sy bainina, tany ampovoany Espane. Satry ilay Ray sy Reny notsidianay de manana zanaka nantsangana malgasy 3ans sy 2 ans eoeo... ary izy roa l... tohiny
novalian'i pissoa ny 10/04/2007 20:45
salmo1 ( 08/04/2007 00:05)
hery
http://www.dailymotion.com/relevance/search/serasera/video/x124pt_webcam-1169730934718 tena tsy mazava fa mihakanakana ingahy miresaka kle :-D=)) =Dna de zany aza tokony natao Italiano na Frantsay... tohiny
novalian'i Vahinala ny 08/04/2007 09:33
soanja ( 07/04/2007 21:57)
Zany ka toetra ratsy!
Afakomaly izany raha avy niasa aho dia namonjy fanaovam-beloma farany ho an'ity miaramila Amerikanina nitolefika noho ny hetraketraky ny politika. Zany hoe maty tany Iraq izy de namonjy izany izahay. ... tohiny
novalian'i rinja ny 21/09/2007 15:55
rafararano ( 07/04/2007 18:41)
mitady bassiste sy saxophoniste na clarinetiste
Manao ahoana adaholo e, Mandefa antso hoan izay olona mahay basse sy saxo ou clarinette, en vue hamorona groupe mpihira. Eto am region ile de france de preference merci e... tohiny
salmo1 ( 07/04/2007 17:57)
Tsy maty am-po
... Oh! fiainana: Fiainana dia sombinaina nipetraka. Tsy maty am-poko eny aky ny lasa Malala ô! manonjanonja eh..... SIPAKO TALOHA... Tsy lasa vadiko! http://www.dailymotion.com/relevanc... tohiny
novalian'i Belami ny 16/04/2008 19:31
Stretch ( 07/04/2007 17:03)
mapimé kely paska !
[img]http://www.alltout.com/humour/humour-noir.png[/img]... tohiny
novalian'i totofy ny 10/04/2007 18:44
simplex ( 07/04/2007 16:04)
atodin'ny paka
in ny ifandraisan'ny atody @ paka/paska e :P:)... tohiny
novalian'i cutie ny 08/04/2007 21:04
Rojo ( 07/04/2007 15:26)
SFX Fianarantsoa,LRR
Mba aiza dahola amin' izao ireny ancient lasa aty andafy ireny. toa tsy mba henoheno. Raha any nareo dia mamalia o!8O:o... tohiny
novalian'i xxx ny 14/08/2007 20:01
Stretch ( 07/04/2007 15:24)
Tratrin'ny fety jiaby !
Eny fa na lasa nitsivaingavainga eran'ny tampon tanety any nareo rehetra de tsaroana sy arahabaina jiabijiaby [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/smileys1203.gif[/IMG] [img]http://www.ga... tohiny
novalian'i paris10 ny 08/04/2007 18:35
damaka ( 07/04/2007 15:06)
princio vonjeo
tsara sady mahafapo ny tanora... tohiny
novalian'i cutie ny 17/04/2007 14:58
Tinaniaina ( 07/04/2007 13:10)
Fitiavan-jazakely
Amin'areo firitaona ny olona iray voa mahazo manao fitiavana.Amiko aloha dia tsy misy taonany fa rehefa tonga ao ampony ilay fitiavana dia efa mahazo manao amin'izay satria voajanahary ny fitiavana to... tohiny
novalian'i paris10 ny 10/04/2007 19:57
Bita ( 07/04/2007 11:11)
Ho meva sy mandrora mitsilany izay hiran'i Mily Clement
no mbba hangatahiko indray raha mba misy any ho any: :-*... tohiny
novalian'i Bita ny 23/04/2007 09:16
ronaldo09 ( 07/04/2007 10:57)
RESULTATS OFFICIEUX. 62% de OUI à Tanà 61% de NON dans les 5
Antsiranana, Toamasina, Toliara, Fianarantsoa et Mahajanga, le Non a devance le Oui dans ces cinq agglomerations. Pour la Première ville, le pourcentage est de l’ordre de 71% pour le Non contre 28%... tohiny
novalian'i wooda ny 07/04/2007 21:55
bazylou ( 07/04/2007 10:56)
jereo ity
http://www.moramora-madagascar.com/index.php/Tana... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/05/2007 04:40
ratonga ( 07/04/2007 09:19)
zanatany
http://www.dailymotion.com/video/x1na1x_nicomad... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/04/2007 05:49
xxx ( 07/04/2007 08:09)
Ny fahafatesan'i Jesosy Kristy
Ny mba tena mahalasa ny eritreritra dia hoe tena maty ny zoma dia nifoa alahady marina ve i Kristy , fa raha nanisa aho toa tsy mahafeno 3 andro sy 3 alina akory io , ka ndeha hiara-mikaroka mba hitom... tohiny
novalian'i raval ny 23/04/2007 13:53
Bita ( 07/04/2007 05:18)
Tratran'ny tsy nampoizina
Salama indray isika rehetra ary mirary ny fetin'ny Paska sambatra avy. Mino aho fa misy mahay ianareo @ ity hiran'ny bakozetra: Misy ny hoe: Tratran'ny tsinapoizin'ety izaho ro mandiny............ Soa... tohiny
novalian'i Bita ny 07/04/2007 11:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6874