Izany hoe tsy afaka adika akory izany ny hira ao anatiny ? Nefa ve misy ilay aza mandrora mitsilany? Mba tena mampalahelo kosa izany. De ahoana no atao? Nanana ny tonony anie aho fa very ny kitapoko dia lasa tany anatiny daholo ny dossier-ko sy ny note sy ny tononkira dia vao mamorona vaovao indray ary mijery ireo hira vaovao koa. Dia aleo indray izany mijery any @ Internet raha misy CD amidy any sa ahoana hoy ialahy?