Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lanissa ( 05/04/2007 02:23)
faniriana
azafady re mba omeo ny tonon-kiran' i jean daps hoe faniriana raha misy mahay nareo. misaotra betsaka:)... tohiny
novalian'i rvn ny 07/04/2007 17:39
bazylou ( 04/04/2007 23:18)
aferandaomy marina!!!
Référendum 80 % d’abstention • Tana vote oui, Toliara dit non Les électeurs ont boudé le référendum constitutionnel. Le taux d’abstention avoisine les 80 % un peu partout dans l’ïle... tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2007 20:25
salmo1 ( 04/04/2007 21:33)
1vhv + ( 2 lhl - 1lhl ) = 1vhv + 1lhl
Nisy joba zay niara-nibôsy tamiko t@ 2005-2006. le joba manja ndrindra tao ampianarana. isakiny mahita anazy ny masoko de :} be mihintsy. Le joba kou anefa manana akama fa ôtrizai sy zay ihany ilay... tohiny
novalian'i xxx ny 05/04/2007 23:21
tynah ( 04/04/2007 20:49)
Zavatra tsy mazava.
D faly miarahaba anareo rehetra.Tam 4 volana lasa zay d nifampikasoka ny kihoko (tanana) sy ny tanan'ny zandriko d samy nahatsapa zahay roa vavy fa samy lanin'ny courant. Afaka andro vitsivitsy taty a... tohiny
novalian'i sympa ny 13/05/2007 23:20
mmino ( 04/04/2007 18:20)
mangataka parole
mba omeo tononkiran'i lalao rabesson ilay misy hoe: tiako ianao ekeko satria izany no fo tena tia... tohiny
novalian'i mandrak ny 04/04/2007 20:05
ainaheri ( 04/04/2007 17:59)
Tsy haiko politika sa fivavahana!!
D gaga iany aho fa natao alarobia ny ref fa tsy natao alahady otran'ny fifidianana mahazatra!! noho inona ny antony"avy @ fanapahankevitry ny FFKM hono fa ny alahady atao fivavahana" D nanontany ten... tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2007 20:39
salmo1 ( 04/04/2007 16:36)
fa misy inona e!?
Ny sasany aminareo, sorendrena mihintsy mahita zay zavatra hataoko rehetra... na lahy na vavy. Misy mou ny sasany zany, tsy mbola niresaka tamiko akory, fa tonga de kiana be manadala no hafatrany... tohiny
novalian'i salmo1 ny 10/04/2007 16:31
bazylou ( 04/04/2007 16:27)
vao hitako vao teo ity
www.riemessagerie.com:wink::wink: miasaotra an'ilay nanamboatra azy e!!... tohiny
novalian'i sitlo ny 04/04/2007 19:46
soanja ( 04/04/2007 16:26)
Ilay ps-ko
Nisy an'izay namana izay nanoratra tamiko dia nilaza ny momba ny ps-ko. Tapa-kevitra aho hijery akaiky an'io hoe inona tokoa moa izany no tena mahadiso ny fanonona azy. Ilay Soanja anie ka "Suuuu" alo... tohiny
novalian'i soanja ny 07/04/2007 21:09
niryna ( 04/04/2007 16:08)
Tonga amin'izany tanana ry ireto aho.
Manao ahoana daholo isika rehetra.Malahelo anareo aho saingy variana amin'ny fitsangatsanganana aiza ianareo no ho hitako? ahoana ihany ny fotoana eto dago? Sabotsy 14 Avril 2007 no mety ho tsara dia... tohiny
novalian'i tisera ny 13/04/2007 06:21
salmo1 ( 04/04/2007 15:49)
Fanontaniana
Inona no mahasamy hafa ny blaogy.org sy blaogy.com:?::roll:... tohiny
novalian'i Vahinala ny 08/04/2007 09:44
sitlo ( 04/04/2007 15:25)
quote quote
Ahoana kay no fanaovana ilay quote (voalaza teo) ao anaty quote (voalaza teo) ireny eh. Ny ahy toa tsy mety mihitsy. Ny an'ny sasany koa. [url=http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message... tohiny
novalian'i fasaly ny 05/04/2007 07:35
xxx ( 04/04/2007 14:25)
gasy shanghai, china
Misy gasy ve any? ahoana kay ny fiainana any? ... tohiny
raerband ( 04/04/2007 13:24)
Demokrasia mihatsara velatsihy sy Fifidianana
Dia vita ihany iny ny datin'ny 04 Avril izay notononin'ny Fanja fa hanaovana ny fifidianana. Tsy dia hita mazava anefa ny foto-kevitra t@ ny fifidianana natao satria betsaka ny sakana natao mba tsy h... tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2007 20:39
nyA ( 04/04/2007 12:34)
Hery Tiana REBIKA
efa misokatra ho antsika izao ny takelaka misy azy manokana ka mba tsidio dia ravao sary sy hira ary dinidinika::lol:... tohiny
lanto ( 04/04/2007 11:47)
omeko 2segondra...
Tsy dia hoe mitady maika le tonony aho fa sendra nandalo tao an-tsaiko ity hira ity, misy hoe : Orokoro'olon-tiana sy tia lery e Omeko roa segondra ianareo.... Asa raha izay marina le tonony,... tohiny
novalian'i lanto ny 05/04/2007 06:46
xxx ( 04/04/2007 11:04)
fil.....tohizo
andao alou hanala azy izany fa zé togna ao andohano de soraty avy hatrany an! ohatra fotsiny ity.. filozofia...:P... tohiny
novalian'i fasaly ny 06/04/2007 12:50
booboo ( 04/04/2007 09:46)
bonbon voanjo
Misaotra mialoha zay afaka manoro fanaovana bonbon voanjo ô :miam::miam:... tohiny
novalian'i vale ny 09/04/2007 12:17
hery ( 04/04/2007 09:33)
Takelaka.org nohatsaraina kely
Manahoana indray, Nohatsaraina kely ny [url=http://takelaka.org]takelaka.org[/url]. Raha misy takelaka GASY fantatrareo, na ny takelakareo ihany koa, dia azonareo apetraka ao. Ny mahatsara ny ta... tohiny
novalian'i sitlo ny 04/04/2007 15:29
nenipita ( 04/04/2007 09:03)
bevoka a
salut nareo, aona kay hoy ianareo fa 8 ny tension ko nefa bevoka 4 mois aho izao , inon no sakafo tokony tsara hohaniko mba hampiakatra azy ho normale? misaotra ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.898