Hery Tiana REBIKA

1. nyA ( 04/04/2007 12:34)
efa misokatra ho antsika izao ny takelaka misy azy manokana ka mba tsidio dia ravao sary sy hira ary dinidinika::lol:
2. Fiffi ( 04/04/2007 12:42)
aiza hono zany ? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/surpris-confus-923.gif[/IMG]
3. dadie ( 04/04/2007 14:45)
fiffi
4. Fiffi ( 04/04/2007 15:01)
de tsy aiko akia zany an ! fa le hoe "rebika" no toa efa henoko....
5. dadie ( 04/04/2007 15:13)
hoy i fiffi
de tsy aiko akia zany an ! fa le hoe "rebika" no toa efa henoko....


ah ok :P
6. pissoa ( 04/04/2007 15:20)
fa aiza le takelaka ry nyA ?
7. saroun ( 04/04/2007 19:31)
salama daholo e avy aty la reunion ihany mba te hahafantatra hoe efa namoaka cd audio ve hery tiana rebika.tsara feo be le bandy io an tena mankafy be zay na de aty lavitra aty aza.efa naheno hirany iray zahay fa tena milay be.mankafiza daholo e.
8. dadie ( 04/04/2007 19:47)
saroun> merci hatraty io makafy io e:oops:
9. sitlo ( 04/04/2007 19:51)
za tia rebika ndraindray
10. lanto ( 05/04/2007 07:02)
Fiffi:

de tsy aiko akia zany an ! fa le hoe "rebika" no toa efa henoko....


Toa efa heno ? Noheveriko fa efa naheno rebika doly ny gasy :-)

nyA> alefaso le adiresy hojerena e !


11. nikopol ( 05/04/2007 08:05)
aiza hono ny adresy ry sonA a ?:-D
12. lemia ( 05/04/2007 09:53)
zah tsy tia fa otran'ny we fanaovana formation sy fakàna experience le we rebika ka refa de miala dôly!:lol::-D:-D
13. dadie ( 05/04/2007 10:24)
hoy i lemia
zah tsy tia fa otran'ny we fanaovana formation sy fakàna experience le we rebika ka refa de miala dôly

mba olona 3 niala tao fa ny 1 efa niverina kosany e ,ry mahaleo rery npo mpihira itako oe miray hina fa sisan'izay misaraka daolo vo maita lalana ,tsy any dago irery io fa hatraty an dafy ,:oops:
14. saroun ( 05/04/2007 15:18)
za kosa aloha tsy mino ny lazain'i Lemia fa hery tiana kosa nanazava t@ télé ravinala fa tsy miala zany izy fa rehefa mihira ny rebika dia mbola ao koa izy.sady ny hirany ohatran'ny rythme rebika ihany.
15. pissoa ( 05/04/2007 16:09)
Lazao ze marina fa zahay mba te hahafantatra ooo :-D:-D:-D

Tena niala tao amin'ny Rebika angaha i Hery Tiana sa hoe manana hira mitokana fotsiny ? :cry::cry::cry: be raha niala Rebika izy :cry:
16. saroun ( 06/04/2007 15:27)
tsy niala izany izy e fa mba mihira mitokana fotsiny.izy no tena tsara feo ao koa kouny e.
17. lalaotsara ( 20/04/2007 18:02)
mahafinaritra ny mihaino ny hiran i Hery Tiana fa mba efa misy album ve avy aty france ihany hery tiana tadidinao ve ilay tao @ MATV @ 2003 tamin ilay REBIKA GRAND COMPLET isika niaraka naka sary ilay concert tao antsonjombe mbola tsy navoakako mihintsy ilazao i noely mba antsoy hono iMATHU hoe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0824