Ilay ps-ko

1. soanja ( 04/04/2007 16:26)
Nisy an'izay namana izay nanoratra tamiko dia nilaza ny momba ny ps-ko. Tapa-kevitra aho hijery akaiky an'io hoe inona tokoa moa izany no tena mahadiso ny fanonona azy. Ilay Soanja anie ka "Suuuu" alo vao Anja e! Fa tsy "SAO" vao hoe Njo. Teny gasy samihafa mihitsy ireo.
Raha jerena akaiky de hoe alohan'ny hanoratra ve zany le olona de Saonjo no ao anaty eritreriny sa hoe diso fanindry izy dia mifamadika le izy.

Tsy maninona fa noraisiko mihitsy alo le "Saonjo"
Inona no mahatsara ny saonjo sy ny maharatsy azy.
Ny saonjo aloha dia mahavoky, nefa mampanezana-vavony, mampiaizana koa raha be loatra. Mila misotro rano rehefa mihinana azy na dite na ronono sns.
De le saonjo koa be volony sady maisatra ihany ety ivelany refa tazonina nefa mahate hihinana ihany . Indrindra fa ny saonjo ramandady mora voasana rehefa masaka sady ilay malama ireny ny fialany teo. Asiana tantely de milay be.
De inona no maharasty azy. Tsy hitako mihitsy sa mahita ianareo?
Tsy maninona mihitsy na antsoina Soanja aho na Saonjo nony nandinika satria samy mety amiko ihany ireo e.
Tsy hoe akory te himenomenona aho fa mba tsetsetra tsy aritro sady somary lany atao aho ato. hihihi:D:-*:-*:-*
Anareo njay? Ahoana ny fahitanareo ny Saonjo?
novalian'i soanja ny 07/04/2007 21:09
2. sitlo ( 04/04/2007 16:49)
hmmmm, mba iza mihitsy ary izany namana izany :°)
3. sipagasy ( 04/04/2007 17:52)
mmhhhh i mme Soanja koa mampa noana tssss ny ahy izao ny tonga tao an-tsaiko dia ilay re7 nataoko tary @ takilako taryyyyy e! hihih (sady manau pub ihany)

henabaolina saonjo

Saonjo 3 salasalany
Poti-kena na nofon-trondro 1/4Kgs
Tongolo maitso, persily
Menaka
Atody 1
Lafarinina

Potsehina ny saonjo masaka voakarakara,
Afangaro amin'ny nofon-kena efa masaka ihany koa, ary asiana zava maitso, atody, sira.
Atao bolabolany no sady ampandalovina amin'ny lafarinina mba tsy hiraikitra
Endasina.

Dia mazotoa homana daholo e!!!!! euuhhhh ny saonjo azo hanina fa i mme soanja kosa hmmmmm hihihi....:-*
4. xxx ( 04/04/2007 17:59)
ny fahitako azy dia...resaka adala...
5. hery ( 04/04/2007 18:08)
Hozizy zed

mba mahasahia
6. xxx ( 04/04/2007 18:10)
...avadio resa-bôumanga ndray ary
7. ikaretsaka ( 04/04/2007 18:16)
Tsary hoaninareo zany Mme soanja fa tansion ooon:x Zokinay io..
Fa rehefa Atao mamikely izay aloha izy.... tena hmmmmmm :wink:
8. sitlo ( 04/04/2007 18:22)
Soanja iray lohasaha izany? :-D
9. booboo ( 04/04/2007 18:47)
Anareo njay? Ahoana ny fahitanareo ny Saonjo?


:miam::miam::miam::miam: izy refa ampiarahana @ ronono.
Lé ps-ndray ...ôtra ps retra ihany fa noheveriko fa lhl t@ voalohany kay vhv beeeeeeeeeeeeeeeeeeee mbaka ny fanoratra mihitsy kay hihihihihihi.
10. ikaretsaka ( 04/04/2007 18:47)
hmmm mety hilay be izany soanja 1 lohasaha izany an...
soanja 1 fotsiny aza io de efa faly ery ny olona ko mainka fa... aoka le
11. kelly13 ( 04/04/2007 18:59)
za klou d tena nihevitra fa soanjo ny fanoratra le izy fa tsy saonjo zany e! t@ 1° za no sadaikatra kely ms aveo zatra :)
12. sitlo ( 04/04/2007 19:08)
soanja koa ry kelly fa tsy soanjo izany ah :-D

Za aloha tia saonjo eh, na dia mangididy be aza ny tanana rehefa mamofy azy. :lol:
Asiana tantely dia hanina sady mihaino rivodoza mandalo. Na rehefa misy avandra iny. Heno ery hafanan'ilay saonjo. Sady amin'ireny no tena vokatra.

Dia rehefa vao maraina iny koa. Ilay mbola tsy levon'ny masoandro ny ranon'ando. Ilay mbola raisim-potsiny ny angidina. Amin'iny ianao no mankely an-tsaha dia mandraraka ny ranon'ando avy eo ambony ravin-tsaonjo eo amin'ny tanana. Milay ery, tonga dia hoe io no Madagasikara.
13. cutie ( 04/04/2007 20:03)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 04-04-2007 18:26:17
Lohateny : Ilay ps-ko
Nisy an'izay namana izay nanoratra tamiko dia nilaza ny momba ny ps-ko. Tapa-kevitra aho hijery akaiky an'io hoe inona tokoa moa izany no tena mahadiso ny fanonona azy. Ilay Soanja anie ka "Suuuu" alo vao Anja e! Fa tsy "SAO" vao hoe Njo. Teny gasy samihafa mihitsy ireo.
Raha jerena akaiky de hoe alohan'ny hanoratra ve zany le olona de Saonjo no ao anaty eritreriny sa hoe diso fanindry izy dia mifamadika le izy.

Tsy maninona fa noraisiko mihitsy alo le "Saonjo"
Inona no mahatsara ny saonjo sy ny maharatsy azy.
Ny saonjo aloha dia mahavoky, nefa mampanezana-vavony, mampiaizana koa raha be loatra. Mila misotro rano rehefa mihinana azy na dite na ronono sns.
De le saonjo koa be volony sady maisatra ihany ety ivelany refa tazonina nefa mahate hihinana ihany . Indrindra fa ny saonjo ramandady mora voasana rehefa masaka sady ilay malama ireny ny fialany teo. Asiana tantely de milay be.
De inona no maharasty azy. Tsy hitako mihitsy sa mahita ianareo?
Tsy maninona mihitsy na antsoina Soanja aho na Saonjo nony nandinika satria samy mety amiko ihany ireo e.
Tsy hoe akory te himenomenona aho fa mba tsetsetra tsy aritro sady somary lany atao aho ato. hihihi
Anareo njay? Ahoana ny fahitanareo ny Saonjo?

de in no dikan'le soanja?:lol::lol::lol:
suuuuuu-anja:lol:
hay haiko
sady soa no manja :lol:( sa tsy marina ry soanja?)
14. cutie ( 04/04/2007 20:04)
Mpandefa : hery [ Valio ] 04-04-2007 20:08:46
Lohateny : Re : Ilay ps-ko
Hozizy zed

mba mahasahia

traingo zed marina:-D
15. karinah ( 04/04/2007 21:38)
sitlo:

hmmmm, mba iza mihitsy ary izany namana izany :°)
:-D:-D:-D:-P sao dia mba i pect:roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D::-P:wink:


16. dongadonga ( 04/04/2007 22:26)
mapmé be koa izy izany an ,hiii hii:roll:
17. cutie ( 04/04/2007 22:28)
le ps ve no mampime ry dongadonga:lol:
18. soanja ( 05/04/2007 00:06)
sipagasy:

mmhhhh i mme Soanja koa mampa noana tssss ny ahy izao ny tonga tao an-tsaiko dia ilay re7 nataoko tary @ takilako taryyyyy e! hihih (sady manau pub ihany)

henabaolina saonjo

Saonjo 3 salasalany
Poti-kena na nofon-trondro 1/4Kgs
Tongolo maitso, persily
Menaka
Atody 1
Lafarinina

Potsehina ny saonjo masaka voakarakara,
Afangaro amin'ny nofon-kena efa masaka ihany koa, ary asiana zava maitso, atody, sira.
Atao bolabolany no sady ampandalovina amin'ny lafarinina mba tsy hiraikitra
Endasina.

Dia mazotoa homana daholo e!!!!! euuhhhh ny saonjo azo hanina fa i mme soanja kosa hmmmmm hihihi....:-*


Taiza koa re nazahoan'i sipagasy le madame io e.
Soanja fotsiny ka!
Misaotra betsaka amin'ny re7 fa rahariva ihany defa hanao aho fa zany oe tsy misy le menamena.


19. soanja ( 05/04/2007 00:08)
ikaretsaka:

hmmm mety hilay be izany soanja 1 lohasaha izany an...
soanja 1 fotsiny aza io de efa faly ery ny olona ko mainka fa... aoka le


Mety hosahirana i gasikara raha Soanja no iray lohasaha. Aza hitako aza mahita ahy!:-D:-D:-*:-*


20. soanja ( 05/04/2007 00:08)
sitlo:

hmmmm, mba iza mihitsy ary izany namana izany :°)


Tsiriho fa ho fantatrao e.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3058