Nohatsaraina kely ny takelaka.org. Raha misy takelaka GASY fantatrareo, na ny takelakareo ihany koa, dia azonareo apetraka ao.
Ny mahatsara ny takelaka.org?
- Voasokajy ny takelaka ampidirina. Ianao no manasokajy azy.
- Ny takelaka ampidirina dia voafintina @ sary mampiseho azy.
- Azo apetraka any amin'ny takelakao ihany koa ny takelaka avy ao amin'ny takelaka.org http://takelaka.org/index.php?rub=pages/page&page_id=p432c078d3b00c
Rehefa kelikely dia hisy takelaka avy ao amin'ny takelaka.org hapetraka eto amin'ny serasera.org