fa misy inona e!?
1. salmo1
(
04/04/2007 16:36)
Ny sasany aminareo, sorendrena mihintsy mahita zay zavatra hataoko rehetra... na lahy na vavy.
Misy mou ny sasany zany, tsy mbola niresaka tamiko akory, fa tonga de kiana be manadala no hafatrany:oops::? ireny no tena mahagaga:!:
Ny sasany ndray, rehefa tsy henoina ny resany, de mila vaniny be mihintsy, na aiza na aiza...:oops:
Fanenjehana alou tsy misy aoka zany...
Fa maninn ary zah:?::oops::?^:^

novalian'i salmo1 ny 10/04/2007 16:31
2. Fiffi
(
04/04/2007 16:55)
heu....zany ve ? nisy an'zany marina ve ? de raha nisy an'zany ve de tsy fantatrao hoe fa nahoana ?
Ny ahy kalou tsoriko fa heu.....indraindray mahasorena ny dinika hataonao an ! aleo tsorina fa tsy mety....teo alohaloha teo manko de zay zavatra mandalo ny sainao de hataonao dinika avokoh ...ohatra zao hoe "bonne nuit" na "resakareo sy namanao tam tél" na heu...inona koa moh ? de ohatran'ny manao resa-jaza be enao nefa.......misy dinika na valinteninao tena matotra be kosa aloha an ! ohatra zao ao am politika hummmm.......(aza tezitra raha nilaza ny marina zah an ! heu...ny heritreritro io an!) de tadidinao le dinika hoe http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m46098d8625586

3. salmo1
(
04/04/2007 17:20)
Fiffi mino ve enao:roll:
Fa mety probleme be @ sasany zao? raha hiteny izaho hoe: **tiako be ny molotrao ry ftlozy mapte :* hihi...**
na kou zao: **anjay zany tarehany pach mafatifaty be mihintsy, mapte hisafosafo sy hamihina ny lohanjy;-)** :{:D
De raha vao manao resaka tahakanireo zah de misy tady hitomany mihintsy ndraindray:oops:

4. Fiffi
(
04/04/2007 18:01)
salmo1::roll::roll: zany ve ? fa maninn hono ?:roll:
De raha vao manao resaka tahakanireo zah de misy tady hitomany mihintsy ndraindray:oops:
5. ikaretsaka
(
04/04/2007 18:33)
salmo1:
Ny sasany aminareo, sorendrena mihintsy mahita zay zavatra hataoko rehetra... na lahy na vavy.
Misy mou ny sasany zany, tsy mbola niresaka tamiko akory, fa tonga de kiana be manadala no hafatrany:oops::? ireny no tena mahagaga:!:
Ny sasany ndray, rehefa tsy henoina ny resany, de mila vaniny be mihintsy, na aiza na aiza...:oops:
Fanenjehana alou tsy misy aoka zany...
Fa maninn ary zah:?::oops::?^:^
Hola salmo!
efa tsara aloha ilay ialahy nanontany tena!
za tsy hoe manenjika an'ialahy fa mba miteny an'ialahy fotsiny aho y mba te hampandini-tena an'ialahy:
Amiko:
Ohatran'ny hoe Tsy norme izany ialahy fa manao sain-jaza loatra nefa midikiditra @ resaka misy olondehibe mandray anjara sady olondehibe daholo ny asain'ialahy manao resa-jaza amin'ialahy
dia rehefa mametraka fanontaniana ato ialahy dia tsy mazava ny loha sy vodin'ilay hevitra tian'ialahy anontaniana na ho velabelarina : ohatra hozy ialahy indray andro izay hoe avy ny orana any @ laisany ... na te hipipi ialahy!
dia "so what?" hozizy ny olona ko!..
dia lasa manao ny olona hoe hoe: "retrasado mental" o loco ve ity boaikely ty sa ahoana ??!
Mba zavatra mas importante lazaina!
Aza tezitra an.. namana ialahy matoa atoro!
6. sitlo
(
04/04/2007 18:52)
Samy mananatra daholo ndray izany?
An'ahy zao:
Ny ahy indray eo amin'ilay fanajana. Hoy ny vazaha izay "Les absents ont toujours tort".
Raha misy olona tsy mandray anjara eto amin'ny forum. i patch sy soffia ohatra, dia tsy tokony hofosafosaina eto ilay zana'olona hoe ianao izao sy izao, mampite hanao an'izao sy izao. Ianao tsy atakaloko an'izao sy izao...

7. salmo1
(
04/04/2007 18:52)
ikaretsaka: ok leisy e^:^. zany mihintsy angamba no fahazaikao, le manao resan-jaza na zaza saina:°).
8. salmo1
(
04/04/2007 18:54)
sitlo:
Raha misy olona tsy mandray anjara eto amin'ny forum. i patch sy soffia ohatra, dia tsy tokony hofosafosaina eto ilay zana'olona hoe ianao izao sy izao, mampite hanao an'izao sy izao. Ianao tsy atakaloko an'izao sy izao...
=))=))=))=))=))=))=))
10. kelly13
(
04/04/2007 18:58)
d zao le tsy itiavako miditra na mandray anjara @ dinika ataonao ry salmo1, refa tenenina ianao d imehezanao indray ny oul! d eo ianao zany kou :(
12. xxx
(
04/04/2007 19:06)
pfff, samy manao dol ny ankamaroany eto, na lehibe na kely, de iza ny azo hiafina koukou????:o mdrrrr...:{:{:{
13. ikaretsaka
(
04/04/2007 19:07)
salmo1:
ikaretsaka: ok leisy e^:^. zany mihintsy angamba no fahazaikao, le manao resan-jaza na zaza saina:°).
de any @ blog n'ialahy ialahy manao an'izany fa tsy eto imasombahoaka eto..
efa nisy nanoro an'ialahy an'io hevitra io ngamba..
lasa retrasado mental be ela manko raha eto.
sady fifanajana araka io tenin'i sitlo io koa e
16. salmo1
(
04/04/2007 19:09)
sitlo: ka marina anie zany e. Hita zao fa mapte mapte:°):-D,
fa elah ve aône:?: rehefa be mpitsiriritra hono ny vhv, vao maika sambatra... vao maika mola2, vao maika milingilingy sns... ;-)
Mahatsapa-tena tampoka izy sady mieritreritra oe: **zah zany kay tena vhv mhmmmmm ihany eto an-tany, matoa itsy manao anzao amiko nefa tsy hataony @ anina mitovy amiko...**

17. salmo1
(
04/04/2007 19:36)
kelly13:ka zarany kelly13 anie zany ny tsy hiresadresahako sipa hafa eto intsony e.
d zao le tsy itiavako miditra na mandray anjara @ dinika ataonao ry salmo1, refa tenenina ianao d imehezanao indray ny oul! d eo ianao zany kou :(
Satry rehefa tsy zakany tsenany tampoka le bandy de zay hampangina an-le bandy no ao aneritreriny http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m460245fcd1738 ange :°)
18. xxx
(
04/04/2007 19:55)
kelly13:
d tsy bogossy v enao?:°)
xxx:
fa ataony kelly13 inn koa ra bogosy i salmo1 na tsia?
kelly13:
fanontaniana tsotra sa misy pb?
kelly13:
zany ka hita hiafenana :(
salmo1:
kelly13: raha oh: ka nataoko tao anatiny lisitra marina ndry de ahoana ny fietse-ponao? :°)
kelly13:
ra tao anaty liste za d tena nalahelo b! d milay b le jereo eto nalefanao io hihihi
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m460245fcd1738
19. ftma
(
04/04/2007 20:42)
Ny fomba firesaka sy fandraisana ny dinika ataon'i salmo1 angamba no tsy mitovy fa izaho aloha nahatsapa fa niova salmo1 na eto na any @ chat e, taloha dia tena sorena za :wink: fa izao mahafinaritra ny miresaka aminy indrindra rehefa ary amin'ny RVG :wink:
Efa nialehibe salmo fa tohizo, dia raiso izay anatra omena eto sao mahasoa :-*

20. kelly13
(
04/04/2007 20:44)
xxx=salmo1 maninn aza no miafina e? za nga ra manoratra ireo rehetra ireo d mifono zvt hafa? zarako aona kou ianao tsy hiresaka @ sipa hafa eto? sao d heverinao fa tara aminao klou za eh? :-D:-D:-D afa baraka aho marina mafy :oops: