fa misy inona e!?
21. pissoa
(
04/04/2007 20:50)
ny dinika sy ny tenin'i salmo filozofika be tsy takatry ny saina keliko kle :oops: nefa refa antaniko izy de lazaina fa
:-D:-D:-D
salmo1 tary ambadika oe:
mino aho fa tsy masera i pissoa :°)
:-D:-D:-D
24. xxx
(
04/04/2007 21:22)
ftma:
Ny fomba firesaka sy fandraisana ny dinika ataon'i salmo1 angamba no tsy mitovy fa izaho aloha nahatsapa fa niova salmo1 na eto na any @ chat e, taloha dia tena sorena za :wink: fa izao mahafinaritra ny miresaka aminy indrindra rehefa ary amin'ny RVG :wink:
Efa nialehibe salmo fa tohizo, dia raiso izay anatra omena eto sao mahasoa :-*
salmo1: 1 punto ^:^
kelly13: cero
25. cutie
(
04/04/2007 21:54)
salmo1 [ Valio ] 04-04-2007 18:36:44
Lohateny : fa misy inona e!?
Ny sasany aminareo, sorendrena mihintsy mahita zay zavatra hataoko rehetra... na lahy na vavy.
Misy mou ny sasany zany, tsy mbola niresaka tamiko akory, fa tonga de kiana be manadala no hafatrany ireny no tena mahagaga
Ny sasany ndray, rehefa tsy henoina ny resany, de mila vaniny be mihintsy, na aiza na aiza...
Fanenjehana alou tsy misy aoka zany...
Fa maninn ary zah
:-D:-D:-D:-D:-D
bandy milay :lol::lol::lol::lol::lol:
26. cutie
(
04/04/2007 21:55)
: ftma [ Valio ] 04-04-2007 22:42:57
Lohateny : Re : fa misy inona e!?
Ny fomba firesaka sy fandraisana ny dinika ataon'i salmo1 angamba no tsy mitovy fa izaho aloha nahatsapa fa niova salmo1 na eto na any @ chat e, taloha dia tena sorena za fa izao mahafinaritra ny miresaka aminy indrindra rehefa ary amin'ny RVG
Efa nialehibe salmo fa tohizo, dia raiso izay anatra omena eto sao mahasoa
:-D:-D:-D:-D:-D
za njay tsy mahalala ny fomba firesaky i salmo alou (na chat na forum ), fa refa mitovy feeling @ fandaharana hira fotsiny de tiako :lol:
27. ftma
(
04/04/2007 22:05)
cutie: ie mahafinaritra ko le feeling rvg miaraka amin'i salmo ka za lasa madahatra hira tsy fatatro fa avy eo tiako ihany ilay hira.
salmo: tohizo fa tsara de misaotra :-*
salmo: tohizo fa tsara de misaotra :-*
28. cutie
(
04/04/2007 22:10)
: ftma [ Valio ] 05-04-2007 00:05:46
Lohateny : Re : fa misy inona e!?
cutie: ie mahafinaritra ko le feeling rvg miaraka amin'i salmo ka za lasa madahatra hira tsy fatatro fa avy eo tiako ihany ilay hira.
hita koa:-D:-D:-D:-D
ny ahy rebika ihany no itovizako @io ka :lol:
za hono mandahatra hiran'antitra hihihihi:-D
29. salmo1
(
04/04/2007 22:17)
ftma, cutie:-D:-D:-D:-D:-D:-D
kôzy ve? fa rvg ny mahatonga anareo roa tahakizao:?:
=))=))=))=))=))=))=))
kôzy ve? fa rvg ny mahatonga anareo roa tahakizao:?:
=))=))=))=))=))=))=))
33. Vahinala
(
04/04/2007 23:09)
salmo > Za aloha d mitovy hevitra am ika mintsy, ohatra misy dinika iray tena sérieux be mandeha samy liana ny olondrehetra manaraka azy dia enao anefa au lieu de hoe mba manome ny hevitrao dia otrany indraindray lasa hanihanianao fotsiny le izy na ianao miresaka zavatr'hafa dia lasa mivara lila ilay dinika; na koa mba misy fotoana ianao mamorona dinika nefa zavatra tsy misy azony olona no tantarainao ao na koa fiainanao andavanandro oh "nitaingina bisikleta nareo sy cousine nao d nisy sipa nanantona anao", franchement tsitako hoe inn le tena tianao atongavana amle izy. Indraindray tokoa alo d tena mahasorena be ny resaka ataonao satria tena manao zaza saina be marina ianao (tsy haiko alo ra tena mbola zaza tokoa an:wink:) d na dinika mba matotra aza avadikao resajaza koa. Nefa koa misy ihany ny resaka ataonao tena mahafinaritra d ndraindray mahagaga hoe ary salmo ty ary ahoana ihany fa toa miovaova, tena zaza sa mody zaza refa te hanao toejaza !
Fa aza tezitra an fa tsy kiana be fahatany akory zany an, fitiavana anao am maha namana anao mpiara misera eto no hilazana anao anzany d raha mahasoa anao d mahafinaritra e !:-*
Fa aza tezitra an fa tsy kiana be fahatany akory zany an, fitiavana anao am maha namana anao mpiara misera eto no hilazana anao anzany d raha mahasoa anao d mahafinaritra e !:-*
34. cutie
(
04/04/2007 23:38)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-04-2007 21:06:57
Lohateny : Re : fa misy inona e!?
pfff, samy manao dol ny ankamaroany eto, na lehibe na kely, de iza ny azo hiafina koukou???? mdrrrr...
eny wa:-D:-D:-D:-D:-D
35. cutie
(
04/04/2007 23:39)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 04-04-2007 22:50:31
Lohateny : Re : fa misy inona e!?
ny dinika sy ny tenin'i salmo filozofika be tsy takatry ny saina keliko kle nefa refa antaniko izy de lazaina fa
Hoy i salmo1 tary ambadika oe:
mino aho fa tsy masera i pissoa
tsy matiko lolo io :-D:-D:-D:-D:-D
36. kelly13
(
05/04/2007 06:41)
xxx:
ftma:
Ny fomba firesaka sy fandraisana ny dinika ataon'i salmo1 angamba no tsy mitovy fa izaho aloha nahatsapa fa niova salmo1 na eto na any @ chat e, taloha dia tena sorena za :wink: fa izao mahafinaritra ny miresaka aminy indrindra rehefa ary amin'ny RVG :wink:
Efa nialehibe salmo fa tohizo, dia raiso izay anatra omena eto sao mahasoa :-*
salmo1: 1 punto ^:^
kelly13: cero
nga fifaninana indray le izy no farany? tsssss sady aleoko tsy mamaly dinika ataon'i salmo1 tsony fa lazainy fa tara aminy za kle, tena mahatsiaro tena ho afa baraka mihintsiny za zany kle :evil:8-)
37. Fiffi
(
05/04/2007 06:51)
heu.......toa tsy raisinao akory ry salmo ny hanatra sy hevitra lazain'ny olona anao ka de .....:arrow:
39. salmo1
(
05/04/2007 08:33)
Fiffi: Vao nanoratra ireo de efa hitako, ary tsy eto @ forum ihany no azoko hamaliana azy fa any ambadika, misy fomba azoko hamaliana azy manokana.
Izaho akoury tsy miavona:°)
Izaho akoury tsy miavona:°)
40. sakaizakely
(
05/04/2007 13:32)
za tokoa aloha dia isan'ny tsy mpakafy an'i salmo e ! aiza ve ka dinika tsisy fotony ireny no sokafany. Toy ny
*vary roa kapoaka
*Ity misy hafatra avy any europa `` - Miova ny fitia
*Fahatsirovana
sns...
Amiko tsy mba sainjaza mihitsy izao satria na zaza 2 - 4 taona aza tsy manao resaka vendrana toy izao fa hitako hoe sainangidina ianao matetika.
Azo atao ny misangisangy eto @ serasera saingy ny anao mbola tsy azonao angamba ilay fahaiza-miaraka @ besinimaro.
Rehefa misy tsikera ataon'olona aminao dia raiso hivoarana iny fa mety hahatsara anao ihany. Raha toa moa tsy te hivoatra ianao dia aza raharahiana ny tsikeran'ny hafa.