fa misy inona e!?

41. Vahinala ( 05/04/2007 13:42)
Ie marina mintsy io nolazainy sakaizakely io, sady tsaroako tsara ianao salmo nisy namaly indray mande zay momba na dinika nataonao misy resaka hoe pc e, dvd e playst e sns d nisy niteny taminao hoe te higesta hoe manana izany rehetra izany ianao, ka tsy tokony ho tezitra ianao ra misy miteny toy izany satria ndraindray misy mahasorena olona ilay izy surtout moa tsy azo akory hoe inn no tena tianao ambara amle resaka.
Raha mahasoa marina d raiso fa raha tsia d mimeheza ohatr'izao ataonao zao fa tsy maninn akory an, ianao ihany tsinona no nametraka ilay fanontaniana d milaza ny heviny ny olona ary tsy midika tsy fitiavana anao zany.
42. Fiffi ( 05/04/2007 16:38)
izy indray hono no mametraka fanontaniana......:wink:
43. Vahinala ( 05/04/2007 21:43)
za aza aky mba gaga ko :roll:
44. Aino ( 06/04/2007 19:23)
miala tsiny aloha fa izaho tonga dia anakihana be!!

ny resakareo kosa tena tsy mamely, na tsy misy atao aza ve de tahaka ny hireny ny resaka!!:-w

raha anala azy anie be dia be ny azo atao hanalana azy eh:idea: fa tsy mamorona any izao sy izao!!

ny ahy ity directe ah!! tandremo indry saode miantso de hoe nareo izany koa manakihana be tsss!!! fa izay no marina, de samy amaso no hilazako any izany, raha hamerina anotany ahy dia tsy mamaly tsony aho!!

avelao @ izay letsy ny resajaza fa ny tena efa anambady ihany mbola izany ihany ve!!
olona tahaka anay izao no tsara mbola milalao saribakoly na manao tsibato fa tsy tahaka anao no ande hanao tahaka any izany faona!!.

hoy ilay efa fatatra anarana. FIN.

tsy misy :arrow: hitsony io resako io na eto na ary!!!
45. fasaly ( 06/04/2007 19:28)
hummmmm! ataon'i ainoooooooo!:-P
46. Aino ( 06/04/2007 19:35)
fasaly hihihihi :-P:°) io no menu misy andro any lol.
47. Vahinala ( 06/04/2007 20:12)
aoka marina eihnnnn
48. Fiffi ( 06/04/2007 20:41)
de mifanaraha nareo ao eh ! :wink:
49. salmo1 ( 07/04/2007 00:41)
Aino:
avelao @ izay letsy ny resajaza fa ny tena efa anambady ihany mbola izany ihany ve!!
( :? Es una broma :? )
de noraisiny Aino seré tokoa ny resako :? :{ :-D

SIPA alou vao VADY zay no filamatra sy taregetra:-P:°):D

Marina fa tena misy ny fifandraisana na de samy mifanalavitra be aza; mbola afaka misangy, mifananihany, mifampatsiaro, mifanome fitiavana...de mbola pisipa zany angamba:idea:
Iza no mahita izay hataony any anefa, fa de manaiky fotsiny...:°)

Ary ho hataoko izay rehetra tiany, homeko azy izay hangatahany, amboariko ny mombamombany, ho raisiko raha ti hitsidika, hotsidiako raha tsara ny varavarana hidirako...

Fa ny tsy nekeko azy de izao: manapotika sy mahavery ny fiainany fahatanorana...

De izaho ihany no manontany tena oe:- sahady ve de tsy ho libra:?:
-No:!:Non:!: Mbola tsy afaka aho, haleo izany any aoriana any...

Mbola Tanala zany hatraminzao
50. fasaly ( 07/04/2007 06:06)
:roll::roll:in dool zany ry salmo:?:
51. Fiffi ( 07/04/2007 06:42)
salmo1:
amboariko ny mombamombany,
misy hoa de ......:arrow:


52. Vahinala ( 07/04/2007 16:09)
salmo [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/0004.gif[/IMG]
53. booboo ( 07/04/2007 16:33)
=))=))=))
milay beeee mamaky lé raha sérieux grave beeeeeeeeeee aby nefa lé zanak'oul manala azy fotsiny :-D:-D:-D:-D:-D ...:miam::miam::miam::miam:
54. ftma ( 07/04/2007 17:16)
booboo: sao malemy ny fihomezana ao :-D
Raha vakiana ny eto dia izaho ihany izany mahatsapa hoe mba niova salmo1 :wink:
Mbola betsaka anie no manao resanjaza ato e tsy salmo irery, jereo anie :wink:
55. Aino ( 10/04/2007 14:54)
: salmo1 [ Valio ] 07-04-2007 02:41:42
Lohateny : Re : fa misy inona e!?
Hoy i Aino:
avelao @ izay letsy ny resajaza fa ny tena efa anambady ihany mbola izany ihany ve!!
( Es una broma )
de noraisiny Aino seré tokoa ny resako
vao maika hita hoe zaza saina aza!! mody eo indray no avadika hoe vazivaziko izany!!
tsssso ko raha tsy izaho no donto ko, tsy efa impiry nande teto moa ny dinika nitovy hevitra @io sady toi ihany no napiditra azy!
56. Aino ( 10/04/2007 14:56)
hihihi erovany zoky Fa indray salmo ah!! hihihi
oui marina ny andry nefa tena diso tafahoatra laotra ny any ra henri
57. salmo1 ( 10/04/2007 16:31)
Aino: aoka zay marina, diso tafahoatra lôtra ny fon-dry zany androany!!^:^tsy aiko oe: fa nisy inn?:-* nena! stas passan mol :wink:



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0969