gasy shanghai, china

1. xxx ( 04/04/2007 14:25)
Misy gasy ve any? ahoana kay ny fiainana any?
2. Fiffi ( 04/04/2007 14:54)
misy any kah !
3. xxx ( 06/04/2007 19:50)
sao dia manan adiresy 'izy ireo? merci fiffi
4. cutie ( 06/04/2007 19:56)
Fa ho any Chine nga i xxx no manontany?
Raha tena ho any manko de andefaso hafatra za :wink:
5. Fiffi ( 06/04/2007 20:36)
xxx:
sao dia manan adiresy 'izy ireo? merci fiffi
heu....ary tena misy mihintsy ange any fa maninona aza ry zareo no tsy mamaly eto ? :roll:


6. diamondra27 ( 10/04/2007 06:04)
:P
fiffi: :wink::-*
7. Fiffi ( 10/04/2007 06:50)
8. xxx ( 16/04/2007 21:29)
cutie:

Fa ho any Chine nga i xxx no manontany?
Raha tena ho any manko de andefaso hafatra za :wink:

merci cutie. mety hifindra monina any fotsiny ny novembre izao ary te hahafantampantatra aho hoe ahoana ny fiainana any sns....

9. Fiffi ( 17/04/2007 05:43)
ary hitako tao am gazety fa nisy ankizy 60 no nahazo bourse ho any ?
10. cutie ( 17/04/2007 14:59)
merci cutie. mety hifindra monina any fotsiny ny novembre izao ary te hahafantampantatra aho hoe ahoana ny fiainana any sns....

tsy misy fisaroana ry xxx a
fa le hafatra aza za mbola tsy nahazo:wink:
11. diamondra27 ( 18/04/2007 09:04)
mampamangy any izany e!

morabe ny fiainana any, ny transport no mandreraka...
ARy xxx koa miafina ao nefa za mba te-hamaly anao any @ hafatra manokana.Sao dia misy azoko hanampiana ihany manko.

na dia tsy any aza ny tena no mipetraka mba mahalala ny fiainana any ihany ....


12. xxx ( 12/06/2007 12:21)
aiz ny tany ts mandoa visa lafo b kah azo ipetrahana tsara,oh oe mora ny fiainana sns,hafa ts lafrantsa an,
13. boubounezy ( 22/06/2007 19:34)
:roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3831