bonbon voanjo

1. booboo ( 04/04/2007 09:46)
Misaotra mialoha zay afaka manoro fanaovana bonbon voanjo ô

:miam::miam:
novalian'i vale ny 09/04/2007 12:17
2. simplex ( 04/04/2007 10:27)
bombo vandro :miam::miam:
3. kelly13 ( 04/04/2007 10:29)
booboo>tena tsy mahay klou za fa aleoko makany @ sinou mijery e, hihihi
4. booboo ( 04/04/2007 10:47)
Kelly13 > aty aminay re tsisy sinoa mivarotra an'ireny ...
5. ftma ( 04/04/2007 10:54)
booboo: manao caramel siramamy (epona) dia arotsaka ao ny voanjo de apetraka eo ambony place hazo iny dia etalena tsara dia avela hangatsiaka
Marary nify eo beloha fa ataovy:wink:
Efa misy vita eny @ sinoa fa lafo be
6. kelly13 ( 04/04/2007 10:54)
iiii d inn no mba varotan'ny sinou any aminjy? ngamba ankia ny fanaovana azy d ataonjy caramel ny sucre d aveo fafazanjy vandro @ zay d etaler-njy @ zvt plat. asa klou e
7. simplex ( 04/04/2007 10:55)

reny ve tsy tsoniana fotsiny ny siramamy d arotsaka ao le vandro e.
somary totona alou le vandro, na potserina @ tavoangy, mba ho somary kelikely ny hangozany.

eritreritro fotsiny io fa tsy haiko na marina an :°)

8. simplex ( 04/04/2007 10:58)

tena siora fa io no fanaovana azy ;-)
9. booboo ( 04/04/2007 11:17)
ahan ! misaotra aby ô

Ftma > tôko ho anà rery lé izy kah hihihihihi
Kelly13 > hihihihi motika mahavoky no varotan-dreo fa tsy reny taitai-kanina reny hihihihi
Simplex > :-D:-D:-D soa fa nofaritanao hoe totoina klou fa saika tondé lé blongany iny no hataoko :-D:-D:-D:-D
10. ftma ( 04/04/2007 11:27)
simlex mangalatahaka fotsiny izay lazaiko ihany no ovainy eo :twisted:
booboo: efa nataoko fa tsara an izy mafana iny no tena matsiro, aza omena beloha sao tsy mahahinana voasarimakirana :wink:
11. kelly13 ( 04/04/2007 11:40)
ftma>:oops: kay niaraka nanoratra tsika hihihi
12. Fiffi ( 04/04/2007 11:52)
http://www.cuisineaz.com/Recettes/Bonbons-aux-arachides-9708.aspx
13. karinah ( 06/04/2007 09:12)
booboo:

Kelly13 > aty aminay re tsisy sinoa mivarotra an'ireny ...
booboo: jereo tsara any @ trano fiantsenana ireny de eny @ rayon snoa eny misy azy ndray2:P ( leclerc manao oh:wink::miam::wink: )


14. Rafotsy ( 07/04/2007 19:38)
Tahaka ny voalazan'i ftma io no fanao fa ny planche fotsiny no atao en marbre fa miraikitra be avy eo ary étaler na @ rouleau iny mbola mafana iny dia teteina @ izay hitiavana azy !:miam::miam:
15. booboo ( 08/04/2007 15:53)
Niraikitra chien mort mitsy izy t@ nataoko omaly ara !!!! hihihihihihihi. Mangeable kou na izany aza e :°)...:miam::miam::miam::miam::miam:

16. pissoa ( 08/04/2007 16:11)
isaky mijery eto zah dia heveriko fa booboo voanjo foana le titre :°)
17. booboo ( 08/04/2007 16:17)
:-D:-D:-D... kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
18. pissoa ( 08/04/2007 16:19)
:-*
:oops::oops::oops::-D
19. vale ( 09/04/2007 12:17)
booboo:

Niraikitra chien mort mitsy izy t@ nataoko omaly ara !!!! hihihihihihihi. Mangeable kou na izany aza e :°)...:miam::miam::miam::miam::miam:


:-D:-D:-D:-D:-D, booboo


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6318