Liste des messages
Liste des messages, inserés par lanissa, par ordre de date
lanissa
(
05/04/2007 18:56)
ahoana indray ity?
misy namako zay ry zareo hono tsy mahazo manambady olona mainty8O gasy io an...ahoana ko zany?...
suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 08:19
lanissa
(
05/04/2007 05:53)
fo tokana
manahoana nareo
mitombina ve zany hoe fon' olona iray mitempo ho an' olona 2, de lazainy fa samy tiany daholo hono:roll: mitovy hono ny fitiavany an' reo olona roa reo...
suite
répondu par mandrindra le 10/04/2007 17:25
lanissa
(
05/04/2007 03:46)
tena fitiavana ve?
manahoana daholo nareo, vô zao aho vô handray anjara ato @ forum
misy olondroa tsy mbola nifankahita fa nifanoratra fotsiny,t@ tchat no nifankahitana de avy eo nifandefa mel... rehefa ela ny ela ...
suite
répondu par rhaina le 29/02/2008 13:20
lanissa
(
05/04/2007 02:23)
faniriana
azafady re mba omeo ny tonon-kiran' i jean daps hoe faniriana raha misy mahay nareo.
misaotra betsaka:)...
suite
répondu par rvn le 07/04/2007 17:39
