ahoana indray ity?

1. lanissa ( 05/04/2007 18:56)
misy namako zay ry zareo hono tsy mahazo manambady olona mainty8O gasy io an...ahoana ko zany?
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 08:19
2. sitlo ( 05/04/2007 19:02)
Arakarak'ilay mainty ihany io.
3. salmo1 ( 05/04/2007 19:05)
lanissa:
misy namako zay ry zareo hono tsy mahazo manambady olona mainty8O gasy io an...ahoana ko zany?

:-D=))
zay tiany io kou!
4. rush ( 05/04/2007 19:51)
lanissa:
misy namako zay ry zareo hono tsy mahazo manambady olona mainty8O gasy io an...ahoana ko zany?
ahoana ahoana izany?rehefa tsy mahazo dia tsy mahazo koa inona indray?


5. poly ( 05/04/2007 20:03)
hahahahah je te coné mon gars,ianao mintsy zany le mody milalao aminy fa refa tena hoe andao de eo @zay vao sahiratsaina ah,lol;avzivazi raindalana eh
6. fijo ( 05/04/2007 20:10)
de fotsy alaina e
7. Fiffi ( 05/04/2007 20:13)
na mavo :{
8. ikaretsaka ( 05/04/2007 20:55)
de tsy mahazo izany ko!:wink:
9. Fiffi ( 05/04/2007 20:56)
de zay !
10. Vahinala ( 05/04/2007 21:48)
d aona moa ny aona fa mety efa zay zany no lalàna mife ny fianakaviany ko, fa na mainty toy ny sarbo ko aza anef refa tiany v hisy hasakana azy eo !
11. mandrak ( 05/04/2007 22:28)
lanissa:

misy namako zay ry zareo hono tsy mahazo manambady olona mainty8O gasy io an...ahoana ko zany?



asivo mitady vazà zany izy ko
12. lanissa ( 06/04/2007 05:31)
ny mahagaga ahy @ zany manko ry zareo de ny hoe nahoana no manavaka tahaka izany ny olona
13. mamzelkely ( 06/04/2007 06:50)
ka zay le lalàna ao am fianakavina ko :?
14. sakaizakely ( 06/04/2007 09:00)
ka sao dia manao hoatry ny olona fady tongologasy ohatra, fa manjary maniry eo antampodohany hono.

Sao manjary lasa kambo be manaraka sy miraikitra ilay maizina.

:^)

resaka resaka, fa olona te hi snoby zany e !
15. karinah ( 06/04/2007 10:27)
lanissa:

misy namako zay ry zareo hono tsy mahazo manambady olona mainty8O gasy io an...ahoana ko zany?
tsy tia mainty ry zareo zay koh:lol::-D:-D:-D::lol::wink:


16. lanissa ( 06/04/2007 16:42)
na de zany aza tokony tsy abaribary be le tsy fitiavana mainty e, samy olona anie...
17. boubounezy ( 06/04/2007 18:41)
refa ty mainty izy inn ny olana fa zay ny tiny (l)ny ka ra manaiky ny teniny havany izy zany dé oull tsisy personnalité, ka tsy aleo manao maséra a! ny fitiavana zany refa io ny tinao dé tsisy tokony asakana anizany na inn na inn na iza na iza fa refa tiny havany ny amanao té ékeny tsotrizao ny fasambarany zanany; si non égoista bé lé havana ra ny sitrampony no tsy maintsy araina nefa zany ngeh tsy midika fa tsy manaja ny 1 amandreniny izy é!:°)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
18. tynah ( 06/04/2007 20:32)
fa ny gasy ngah hono tsy mainty?
19. Vahinala ( 06/04/2007 21:27)
Zany resaka mainty sy tsy mainty e, andevo sy andriny zany koa ange efa tsy misy tsony amzao e, efa lany andro b zany fa le fianakams nle sipa ko zany tsy mba mivoatra mintsy, sady maninn no manavakavabolokoditra zany anga ra mainty d tsy olombelona izy hanambady azy aza tsy sahirana ko, misy sipa namako zay zao nanambady comorianina d tsy nanaiky koa ny fianakams ny fa izy hiràrà, iny ary no tiany ko.
20. lanissa ( 07/04/2007 02:36)
ka zao ane akia e
le bandy nanadala azy, de nitaraina taty izy fa ry zareo mintsy no tsy tia ol mainty ono fa...lava be mahakamo ny mitantara azy, za ko sorena t@ zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6425