ahoana indray ity?

21. sakaizakely ( 07/04/2007 07:57)
hifatratra @ tsy tiana ihany no iafarany. Farany lasa tara be @le mainty be eo ihany dia vasoka be le hoe tsy tia mainty.
Oka re e !:-D
22. xxx ( 07/04/2007 09:17)
ao @ castorama mivarotra peinture noire spécial visage asaivo lokony mainty ny tarehiny dia ok ny famille mitovy @ zay
23. Vahinala ( 07/04/2007 13:24)
lanissa > Ka tianle sipa ve io bandy io sa tsia ? Raha tiany mantsy d tsy hitako izay hisalasalany fa na tsy fomba aza ny fitiavana anga misy anzany, sa hanaovan'ny olona mariage arrangé ao izy ny farany d ho tiany ve zany ? Asa aloha ko
24. lanissa ( 07/04/2007 15:39)
nikôty wa le bandy de izy no niwawawa be teo we ry zareo tsy mahazo miaraka sy manambady olona mainty de nanazava be teo izy ( izy koa tsy tia mainty )
25. Stretch ( 07/04/2007 15:43)
hoy mandrak :
asivo mitady vazà zany izy ko


vazà mainty ve ry annn ?
26. Vahinala ( 07/04/2007 15:46)
lanissa > Hay ve na izy aza tsy tia mainty ko e, tsssss mampalahelo zany le fisainanle namanao ra izany, nefa tsy omena tsiny ko izy satria mbola tsy sendra ny tena tiany aky izy fa raha sendra anzay izy d ho hitany fa na mainty be otrany goudron hoa d ho tiany foana, zay ange le magie am fitiavana e, tsy mba azo atao ny manao vava fa mbola tsy hay izay any aoriana.
Ilay namako nanambady comoriana io zao mba tsy tia mainty koa izy taloha, nefa zao d mainty ny vadiny ary nanaovany gidraka be tam tao antranony mintsy hoe za tsy maintsy hanambady azy fa izy no tiako.
27. xxx ( 10/04/2007 11:15)
lanissa:

misy namako zay ry zareo hono tsy mahazo manambady olona mainty8O gasy io an...ahoana ko zany?



zany angamba no atao oe mpanavakavabolokoditra zany ry zareo e.???
28. Fiffi ( 10/04/2007 11:21)
tsy voatery an'zany kosa kah ! ny an'olona manko raha vao misy resaka hoe tsy "azo hatao" tondé raisina avy hatrany hoe fanavakavahana le izy....fa aza hadino koh fa misy ny hatao hoe "tsy fomba"
29. tamberina ( 10/04/2007 13:09)
ra vao ferana vao maika milentika an!
30. Fiffi ( 10/04/2007 18:57)
31. paris10 ( 10/04/2007 20:07)
ka ny ankizy zay tsy avela ataony ihany no hisesefany atao!
32. miraymel ( 26/11/2007 08:19)
mety somary fotsy kokoa zao le olona tsy mahazo manambady mainty, ny tena fitia, raha resaka fanambadiana, ts misy an'izay
miresaka fotsiny za a
fa ny hevitro manokana dia manaraka ny tenin'ny ray aman-dreny ihany no tena fahendrena e
izany hoe olana tsy misy afa-tsy valiny roa izany:
_ na manambady ihany de vonona amin'ny izay rehetra mety hitranga
_ na tsy manambady an'ilay olona de mitady fotsifotsy
* de mety alahelo mandrapahafaty raha tena tiana ilay olona mainty
* afak'olana raha tsy tena tiana ilay olona mainty
AZA MITADY LAVITRA OA, hihi :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2357