fo tokana
1. lanissa
(
05/04/2007 05:53)
manahoana nareo
mitombina ve zany hoe fon' olona iray mitempo ho an' olona 2, de lazainy fa samy tiany daholo hono:roll: mitovy hono ny fitiavany an' reo olona roa reo
mitombina ve zany hoe fon' olona iray mitempo ho an' olona 2, de lazainy fa samy tiany daholo hono:roll: mitovy hono ny fitiavany an' reo olona roa reo
novalian'i mandrindra ny 10/04/2007 17:25
2. Fiffi
(
05/04/2007 06:44)
heu.....nahoana moh no tsy ho possible io ? saingy aleo misafidy fa mankarary ......
3. majakely
(
05/04/2007 07:04)
sady mankarary ny tena no mankarary anle hafa ,,,nefa le mararirary iny no tena hummm aminy hihihi ,,tsy memeh loza fa gravy io aa:)
4. lanissa
(
05/04/2007 07:20)
le olona tia 2 ve akia no marary sa le mahalala fa tia olona hafa le olona miaraka aminy?
5. Fiffi
(
05/04/2007 07:27)
heu...ohatra bandy na vavy 1 tia olona 2de io aloha de mampijaly an'le olona tiany sady hampijaly azy koh satria misy fetrany daholo ny zavatra hatao....na ho ela na ho aingana !
6. fasaly
(
05/04/2007 07:28)
zà kosa klou raha mitia oul roa zany tsy mitovy ny fitiavako azy fa latsaka kely ny iray e! otsan hoe famenon'ni banga ilay ray! mifameno zany no ilàna azy:wink:
fa raha bmola possible de aleo mitia oul tokana ihany fa hummmm be!(l)
fa raha bmola possible de aleo mitia oul tokana ihany fa hummmm be!(l)
7. kelly13
(
05/04/2007 07:30)
za zao tia oul 2 d ny vadiko sy ny zanako miala any njay ny mpaningana hihihi
8. tsimatimanota
(
05/04/2007 08:07)
lanissa > cas anao ngamba le izy raha tsy mahadiso?
Aleo manan-droa toy izay mananon-tena,
iny ianao manana assurance foana, fa le ampifilafilain'ny 01 fotsiny tsy milay,
fa mahay mitantana orin'asa 02 fotsiny e!
challenge daholo izany eo @ fiainana,
bon courage ary o!
mandeha eny anelanelan'ny orana dia tsy ho lena,
ok

9. majakely
(
05/04/2007 08:13)
le olona tia roa mijaly satria tsy ho azony hoe eo akaikiny doly le olona tiaviny,kompliké be le zavatra lazaiko ngambany ,ny olona iarahanao koa raha mahalala fa tia olona roa enao de hijaly be izy satria enao tiny de tsy ho zakany velively ny mahafantatra fa ho zarainy amin'ny hafa enao,donc nay le ray na le ray de hampijalijaly doly,fa amiko aloha possible ny mitia anle roa mitovy fa saingy impossible ny hiainanao azy satria tsisy hanaiky anizany,na hiaraka trano aza nareo de tsy maintsy hisy hijaly ao ,tu vois,"FITIAVANA" manahiiiiiirana aaa hihihihi
10. Vahinala
(
05/04/2007 09:37)
ieu possible zany, mety hoe toetra tiany amle iray nefa tsy hanan'ilay iray dia ohatr'izay koa ny amle iray hafa dia samy manana ny mampiavaka azy zany izy roa aminy, mety hoe mifameno zany izy 2 reo am fiainany d samy tsy foiny samy tiany ! Nefa koa amzay fotoana zay mety miaro fitiavantena ndray le izy an:-w
11. fasaly
(
05/04/2007 10:15)
tsimatimanota:
lanissa > cas anao ngamba le izy raha tsy mahadiso?
Aleo manan-droa toy izay mananon-tena,
iny ianao manana assurance foana, fa le ampifilafilain'ny 01 fotsiny tsy milay,
fa mahay mitantana orin'asa 02 fotsiny e!
challenge daholo izany eo @ fiainana,
bon courage ary o!
mandeha eny anelanelan'ny orana dia tsy ho lena,
ok
hummm! marina be klou zany e! aleo misy doublure foana fa refa misaraka mba misy mpitaty kou!:-P
13. simplex
(
05/04/2007 10:58)
lanissa:regle du 20-80 ;-)
mitombina ve zany hoe fon' olona iray mitempo ho an' olona 2, de lazainy fa samy tiany daholo hono mitovy hono ny fitiavany an' reo olona roa reo
14. neopirategasy
(
05/04/2007 11:38)
Salut daholo,
tena tsy milay aloha le roa satria efa teo no niala, fa ny hafatro de aza mandainga de mahaiza misafidy ary aza misafafidy ela loatra satria ilaizaon'ny omby mihaka.Tsy possible aloha le valiny satria "IZA MARINA NO TENA TIANAO" selon Melky; de tsy fantatra mintsy fa toa hoe samy tiany de samy tsy tiany hafoy izy roa kanefa vô miala ny iray de mankarary le misaraka aminy.De aleo aloha misafidy de tsy mbola misantimanka B de hataovy am-pahatsorana.
OKAY eh!!!!
Neo le pirate malgache:twisted:

15. Vahinala
(
05/04/2007 13:24)
neopirategasy > Ka le misafidy ksoa ane ndraindray tena sarotra e ! Fa marina aloha zany e, satria ny hiafarany votsidroa d zay vao eo no raisina !
16. poly
(
05/04/2007 14:07)
mba be resaka kosa lery zany fa tsy maintsy misy tena tiany kokoa ao,c impossible zany,na ny RAD aza @ zanany rehetra misy tena tiany kokoa ao fa zany hoe manahirana moa zany hihangatra zany nefa samy zaza nateraka doly ary makarary ny tena raha misy manjo azy,...à suivre lol!!!
17. lanissa
(
05/04/2007 17:38)
mampijaly marina rehefa mahalala fa we tia olona hafa koa ny olontinao an :snif:
@ io ianao ra oatra tena tafalatsaka aminy tsy sahy miala
@ io ianao ra oatra tena tafalatsaka aminy tsy sahy miala
18. boubounezy
(
05/04/2007 18:02)
fasaly:
tsimatimanota:
lanissa > cas anao ngamba le izy raha tsy mahadiso?
Aleo manan-droa toy izay mananon-tena,
iny ianao manana assurance foana, fa le ampifilafilain'ny 01 fotsiny tsy milay,
fa mahay mitantana orin'asa 02 fotsiny e!
challenge daholo izany eo @ fiainana,
bon courage ary o!
mandeha eny anelanelan'ny orana dia tsy ho lena,
ok
hummm! marina be klou zany e! aleo misy doublure foana fa refa misaraka mba misy mpitaty kou!:-P
fasaly système air bag vé zany ny anjy?:-D tsy maty kosa @ zay an:wink:
19. poly
(
05/04/2007 20:07)
hoy i lanissa:
"mampijaly marina rehefa mahalala fa we tia olona hafa koa ny olontinao an
@ io ianao ra oatra tena tafalatsaka aminy tsy sahy miala"
de za teny anao an,fa ra tena tia azy ianao de mporofoy aminy tena asehoy aminy fa tena tia azy ianao,ny anjara fitiavana nge fiady eh.....

20. Fiffi
(
05/04/2007 20:26)
poly:inona no tianao lazaina @ io ry poly ? tsy azoko loatra an ! :)
ny anjara fitiavana nge fiady eh.....