fo tokana

21. lanissa ( 05/04/2007 20:30)
za koa tsy mahazo:roll:
22. paris10 ( 07/04/2007 18:20)
mampijaly aloha marina fa tokony entreteniavana ny fitiavana rey olona a!misy aloha tena mafana b na sipa na bandy e!fa vao miresaka an'io dia ny tenanao fona no diso , tsy ampy fitiavana nomena ngamba?
23. paris10 ( 07/04/2007 18:23)
ary tsisy zany tia olona 2 zany fa fitiavan-tena no be e!aiza koa hanao bigamie eo fotsiny!letia e!avelao any rangà fa mitadiava hafa manja a!
24. mandrindra ( 08/04/2007 07:25)
paris10 ô, tsy fitiavantena izany io fa fitiavana olona maro. iza aza be fitiavana zaraina koa aiza ho aiza amin'izany ilay fitiavantena?

lanissa, mety mihitsy ny hoe mitia olona roa ka. ny toro hevitra kely fotsiny dia ampio fanitelony fa raha mitapô izy roa mety ho rava ny tsena an. ny hoe mitovy ny fitiavana an'ireo olona roa ireo indray aloha dia resabe izany amiko, ny olombelona samy manana ny toetrany noho izany tsy ponsibla ny hoe mitovy. raha hoe mitovy lanja angaha dia ekena, atao 50/50
25. lanissa ( 08/04/2007 15:27)
merci mandrindra
26. Vahinala ( 08/04/2007 15:31)
Ary raha izy 3 no mitapô ry mandrindra, zay vo tonga am le fiteny hoe votsitelo !
27. kelly13 ( 08/04/2007 15:49)
:-D
28. sitlo ( 08/04/2007 15:57)
tsy mitovy ny fitiavana ... fa mitovy lanja... :roll:
29. kelly13 ( 08/04/2007 15:57)
firy kilao?
30. sitlo ( 08/04/2007 16:01)
50 hozizy mandrindra :°)
31. kelly13 ( 08/04/2007 16:04)
50kg? maivana b zany an :°)
32. sitlo ( 08/04/2007 16:10)
mora zaka :°), zay no mampety azy anakiroa na telo,
otrinona ny maka maro?
33. kelly13 ( 08/04/2007 16:12)
nenà na 1 aza tsy zaka kle o^oo^oo^o
34. Vahinala ( 08/04/2007 16:13)
hahahahaha tapaka be ny tsinaiko
35. sitlo ( 08/04/2007 16:17)
kelly13> aizaaa

vahinala> ton tsinay e toutafehy koupee
36. kelly13 ( 08/04/2007 16:20)
oadray, batao ra zaka fa tonga d omeko :°)

vahinala>asio sikôts
37. Vahinala ( 08/04/2007 16:24)
=))=))=))=))=))

mon tsinay é touta à fait mivaralila
38. kelly13 ( 08/04/2007 16:25)
aseoy oe zany tsinay mivaralila zany! c du zamé vu kle :-D:-D
39. sitlo ( 08/04/2007 16:28)
vahinala> asio platre

kelly13> firy kilo aloha fa za mantsy tsy bokony tsara :°)
40. kelly13 ( 08/04/2007 16:30)
sitlo>ndana klou mikotrana ra izany :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0517