bevoka a

1. nenipita ( 04/04/2007 09:03)
salut nareo, aona kay hoy ianareo fa 8 ny tension ko nefa bevoka 4 mois aho izao , inon no sakafo tokony tsara hohaniko mba hampiakatra azy ho normale?
misaotra
répondu par sakaizakely le 11/04/2007 20:06
2. Vahinala ( 04/04/2007 09:10)
Efa bijery dokotera ve enao ? Ts d normaly mihitsy tokoa alo zany tension nao izany, fa alohan'ny rehetra mijere aloha gynéco d araho izay lazainy.
3. Fiffi ( 04/04/2007 09:54)
heu.....bevohoka efa 4 mois zany ve de tsy hitan'le gynéco hoe ambany be le tension ka inona no tokony hatao mba hampiakatra azy ?
Ny Dr hiany no afaka manome hevitra anao @ io....en urgence hatao fa grave zany 8 de tension am olona bevohoka zany an !
4. tywa68 ( 04/04/2007 10:17)
nenipita : efa fantatr'ilay dokotera manaraka anao ve izany ? Mila makà repos sy misotro rano be d be (rano minérale no tsara kokoa), mihinana sakafo salé ! d tsy mandrera-tena eto @ serasera :-D
5. fasaly ( 04/04/2007 10:24)
nenipitia: hummmmm elalela de harabaina zany nahazo fahasoavana e! aza manao vizana beuh!
6. kelly13 ( 04/04/2007 10:28)
ny nolazain'ny dokotera ahy ndray nefa d normal ny tension ambany refa bevohoka,
7. jhouhlambout ( 04/04/2007 11:34)
8. bonnechance ( 04/04/2007 11:51)
Rehefa bevohoka de aza misalasala mihitsy ny manaramaso tsara ny fahasalamana. Ny antony dia aina 2 no entinao . Raha toa hilaza aminao aho hoe normal io satria zay ny cas possible , tena tsy mety mihitsy io @ cas nao noho izany de raha vao misy zavatra hafahafa de aleo manantona mpitsabo. Ny mila tadidiana anefa dia tsy aretina akory ny grossesse fa benediction de raiso ara'izany koa e. Fa aza manao stressée mihitsy. Na izany aza dia bon courage fa ny vehivavy niteraka rehetra nandalo teo avokoa ary raha manaraka tsara zay atoron'ny gynecologue anao enao dia "tout se passeras très bien."
9. Vahinala ( 04/04/2007 12:34)
Zay indrindra mantsy, samy manana ny toebatany ny olona, mety misy ho normal zany am vatany fa aminao mety tsy ho normal, ny ahy alo tamza bevoka d nijanona am normal foana ny tension ako fa ts nidina be toy izany.
Aza varimbariana fa mijereva gynéco malaky, ra toa moa iz no miteny hoe mety d zay fa ra tsy mety d izy ihany no mahalala izay mety ho fanafody tokony hoaninao. Bon courage d aza mora mi stresser be an !
10. nenipita ( 04/04/2007 15:09)
salut nareo miala tsiny raha zay indray vao afaka nankato ami'nny seraserantsika. Misaotra bdb tamin'iorep toro-hevitra fa tena mahatsiaro mananan namana toko amisy anareo. Eny efa annantona dr mantsy aho de gaga izy raha nahita io tension ambany io ka nasainy mihinana fanafiody. De noteneniny koa hoe tsy tokony hanao reraka be loatra eny e tokony ahano repos kely aloha.
Izay fa misaotra betsaka anareo
11. Fiffi ( 04/04/2007 18:11)
nenipita:
gaga izy raha nahita io tension ambany io ka nasainy mihinana fanafiody.
an ?????? :roll::roll: mihinana fanafody ? à 4 mois de grossesse ???? gynéco ve zany sa medecin traitant ? raha zah enao de mijery Dr hafa zah fa na de primpéran aza raha efa feno 4 mois zany mila mitandrina satria io aza de efa anisan'ny fanafody.....


12. dongadonga ( 04/04/2007 21:46)
ie marina mahintsiny izany an! ndana miova dokotera aingana aza mangatak-andro
13. Vahinala ( 04/04/2007 23:36)
Arakaraka le fanafody kosa aloha io e, za zao hatram 3ème mois d narary be foana tsy nahetsika mintsy 1er mois ça va fa ny 2ème s 3ème amzay no tena gravy, fa tsy mba hoe malaise tsotra ohatry ny vhv rehetra mandou kely na maloiloy fa tena k.o tanteraka, na rano 1goutte aza miditra ny vavako d efa gobs be foana ka ny farany aza d nando ranon'afero maintsomaintso mihitsy, d nandeha dokotera d reo no nanome sérum arahina fanafody maromaro ao anatiny tsy nisy fiatraikany tam vohoka mintsy fa tena éfficace aza ka izay le lazaiko hoe tsy azo atao ny mandraindray foana fanafody ra tsy hoe sur le doc fa tena mety ilay izy.
Torohevitra omeko any nenipita dia le gynéco ao ankadifotsy aleha fa reo efa tena spécialiste ary tena mahay, za d tao foana fa niteraka ihany vao tany am msi
14. meva2 ( 05/04/2007 07:23)
Ny anamamy raha oh ianao any mada, ny viande rouge kanefa mila atao masaka tsara, dia koa un petit verre de vin rouge, tsy mihoatra an! io hono dia tsara mihitsy @ vhv bevohoka.
15. nenipita ( 05/04/2007 12:57)
ie, nasain'ilay dr nihinana "primperan sirop "sy "gaviscon sachet"satria hono le aho mandoa fona no mahatonga anle izy ho ambany, de io no nasainy nohaniko.
Ie le anamamy tokoa hono mampiakatra tension de mba nanao ro mazabva tami'nio aho.
ny tena koa moa de le mandoa fona koa raha vao misy sakafo tafiditra de mihoaka fona de amin'le tenenin'i Vahinala hoe efa ranon'afero mihitsy no aloa e
Misaotra anareo namaly hevitra e
16. Vahinala ( 05/04/2007 13:30)
nenipita > Tsy misy fisaorana fa mahereza e, zavatra tena mahafinaritra io mitondra vohoka io fa courage fotsiny, nendry aza zany mbola mahatelina fanafody ihany fa nena ange tamzany d natao sous sérum mihitsy e d ao anaty sérum no atao ny fanafody satria tena tsy misy zavatra tafiditra mintsy ambavako fa ra vo misy d efa mandou be zay.
17. sakaizakely ( 05/04/2007 13:53)
nenipita> arahabaina aloha e:-*

hatraty akia io mi degoba io a ! Za koa izao mahazo primperan sy gaviscon fa tsy manakana an'ilay vavony tsy handoa akory.

ny fanafody hitako fotsiny, dia ny mihinana izay tena tiako sy tsaroako. Izany hoe tena manala ratsiana. Nisy fotoana hoe saucisson, dia voanjo, dia labiera tsisy alkola, lasary gasy codal, fromage basque masira be ireny... dia izao lasa tia hena be atao masira be, le nofonkena ngozabe ireny mitsy nefa zavatra tsy mpiditra ny vavako mitsy izany taloha fa dia takian'ny vavoniko dia haniko. Mahagaga ahy fa rehefa sendra sakafo tena tiako be aho dia tsy mi-degoba.

Ankoatr'izay dia miezaka miala sasatra foana, soa ihany fa efa mba mahaleo tena ny zokiny ka afaka mipetrapetraka. Fa raha vao mihoalahoala manao raharaha sy mampirimpirina dia miakatra ho azy ny afero be grrrrrrrrrr :evil:

mahereza :-*
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img20.imageshack.us/img20/7438/bientotbbpr3.jpg[/IMG][/URL]
18. sitlo ( 05/04/2007 18:53)
19. Vahinala ( 05/04/2007 22:10)
sakaizakely > Ka raha mahinana d ie marina mintsy zany fa ra otrana pendant 2mois aloha nando foana sous sérum foana d ts te hinana ninoninona mintsy ko.
20. sakaizakely ( 06/04/2007 08:50)
vahinala> nampalahelo be indry izany ko. Tsy mba nisotro kapoaka mangidy intsony fa dia nitsindrona kapoaka mangidy :P

Za indray klou somary gourmande izay ihany dia afaka mihinana foana e ! Le tsy misy zavatra aloa afatsy afero iny manko no tena mafy. Efa hi degoba ihany dia aleo asiana tsironkanina kely aloha :-D :-D

sitlo> mitsikanikany foana eo ? Ataoko bevohoka eo an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0519