bevoka a
21. nenipita
(
06/04/2007 09:40)
sambatra tokoa indry ry sakaizakely mba faka mihinana izany savatra bdb izany fa ny tena anie raha vao mihinana kely de e, e,e, isotroana ny mangidy marina akia le zazah a, tsy mandainga ilay fitenin'ny taolo hoe misotro ny rano tsy tiana . De ireny zavatra glacé be ireny koa no tena tiko hanina, na de ami'nizao andro mangatsiaka be izao aza. Nefa ilay tena mivaingana be ireny mihitsy no ilaiko. Fa hono e, tsy atahorana ami'nny zazah ve akia ireny glacé be ireny? Mstra e
22. Vahinala
(
06/04/2007 10:17)
sakaizakely > Hita aky ko, fa zany hoe za 2 mois ihany no nanao anzay fa aveo tsy naninona tsony, mofo tantely ny ahy no tena ratsiana ana tamzay nefa za tsy mbo tia anreny mintsy hatramzay !
23. meva2
(
06/04/2007 10:50)
Hitako vao haingana t@ siten'ny doctissimo izy ity raha tsy diso aho. Ny infusion ana gingembre hono mi calmer an'io mandoa io.Ka mba andramo ihany sao dia mba mety.
Izaho t@ zanako voalohany tena nijaly mihitsy satria tsy nisy n'inoninona tafiditra afatsy glace à l'eau sy jus de citron.ny primperan sy ny tariny izany moa dia eeee,indray mandeha aho nolazain'ilay dokotera hoe: raha tsy manao effort indry dia voatery ampidiriko hopitaly, mba miezaha mihinana ohatra hoe fromage e....!! Vao nahare an'ilay hoe fromage aho dia bouaahhhh!! loza be! t@ izany ange tsy nahalala menatra intsony na eny andalana na eny amin'ny fivoriana!!mampitsiky ny mieritreritra azy fa tamin'izany aho tena raofina amin'ny sotrokely mihitsy.hi hi hi

24. sakaizakely
(
06/04/2007 11:17)
nenipita> tsisy atahorana izany zavatra glacé izany satria miempo iny mandrampatongany eo @ vavony. Ary rehefa mivadika tsironkanina (éléments nutritifs) ny sakafo vao miampita any @ placenta @ alalan'ny tadimpoitra, fa tsy tonga direkta any @ilay zaza.
ary na hoe mangatsiaka aza ny andro, dia 37° foana ao anatinao ao, dia tsy mangatsiaka mits ilay zaza na hihihana glasy 1 kilao aza. Fa mety ohatra ianao no harary mikohaka na voan'ny sery, nefa tsy misy fiantraikany @ fahasalaman'ny zaza izany.
Manaova mora e :-*

25. sakaizakely
(
06/04/2007 11:20)
vahinala> ny 3-4 bolana voalohany ihany no misalebolebo satria ny fitombon'ny hormones de grossesse no mahatonga an'io. Fa rehefa dilan'ny 3-4bolana eo dia manomboka milamina amin'izay
afatsy ilay sendra ratsy fipetraka ny tranonjaza dia manohana ny vavony, dia tsy afaka mihinana be loatra koa fa midegoba foana. Fa vitsiana aloha ny efa voany e :P
mofo tantely> orera be :{
za ko tsy tia

26. Vahinala
(
06/04/2007 16:20)
sakaizakely > Za aza gaga ko tamle mofo tantely ko, hatram nahaterahako zao anga za nihinana tsony mintsy !
27. sakaizakely
(
06/04/2007 19:49)
vahinala> za koa aza tena kivy be am le hena ngondabe laniko ireny. Efa nahazo 2 kg sahady nefa vao 3 volana :evil:
28. Vahinala
(
06/04/2007 20:25)
sakaizakely > Aoka marina:-D:-D:-D:-D sady mahagaga anie fa ohatry ny le zavatra tsy mba fihinana mihitsy no lasa maha ratsiana e !
29. nenipita
(
10/04/2007 17:10)
sakaizakely>>>>>> ahoana koa akia izany hena ngodabe izany, henakisoa sa hena inona, le matavy be reny ve? marina raha tsy ohatry ny mampimehy akia.Raha azoko tsara izany de tena mampangoda be koa ilay hena ngoda be hi,hi,hiMazotoa ary mihinan-kena e
30. nenipita
(
10/04/2007 17:13)
vahinala>>>> salut njy de hono akia vavy sa lahy ilay zanakindry tamin'le tia mofo tantely izany? De iza no anarany? Tsy aleo ve tonga de natao hoe TANTELY amzay tsy sahirana mitady anarana intsony e, hi,hi,hi:lol::lol::-D:lol:
31. sakaizakely
(
10/04/2007 17:15)
nenipita>
nenà le tranche Charal ireny, tsy latsaky ny 200g isaky ny mihinana sady asiana sira beeuuuuuuuuuuuuuuu :P
fa efa lasa zavatra hafa indray ange e ! Fromages indray izao no tsaroan'ny vavako :-D :-D :-D
Mihinana foana :evil:

32. xxx
(
11/04/2007 13:41)
Fiffi:
an ?????? :roll::roll: mihinana fanafody ? à 4 mois de grossesse ???? gynéco ve zany sa medecin traitant ? raha zah enao de mijery Dr hafa zah fa na de primpéran aza raha efa feno 4 mois zany mila mitandrina satria io aza de efa anisan'ny fanafody.....
Nareo angaha dokotera ? Efa hoe tany @ Dokotera izy ka inona indray ary ity taitaitra ity