Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
boubounezy ( 02/04/2007 21:46)
ony wa?
ny iza no atao wé secta @ reto? KATOLIKA PROTESTANT BAHIA EVANGELIQUE ASEMBLEE DE DIEU PENTECOTISTE ADVENTISTE JESOSY MAMONJY PENTEKOTISTA JESOSY MAMONJY FIAINANA AO @ KRISTY ARAMPILAZANTS... tohiny
novalian'i imboa ny 27/04/2007 13:30
Samoana ( 02/04/2007 14:47)
Andro paska !
(Hatsikana nindramina tany ambadimbadika tany:wink:) Tany amin'ny fiangonana no niseho ny tantara . Malaza manasitrana aretina maro ty pasteur iray ka mba nanatona azy ireto mpivady - apetraho ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 09/04/2007 16:56
ari.malala ( 02/04/2007 14:45)
xxx
mba lasa hoa ny eritreritro hoe, refa le manao xxx iny ry zalahy sy zavavy mpanao xxx, 'za ko mo zany anisany ndraindray, de manontany tena hoe fantatr'i Hery alo zany mazava hoazy hoe iza io, fa ireo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2007 14:14
randrilalainaa ( 02/04/2007 14:23)
Hangataka hira e
salut! Mba mangataka hira rreto a! ilay "ventson'ny celibataire" n'i Njakatiana iny lay misy hoe tsy faka hijanona satria, mba rahoviana a,azafady zalahy fa ny foko mbola .... Merci beaucoup e! r... tohiny
novalian'i vegas ny 02/04/2007 17:02
Desperado ( 02/04/2007 14:20)
Mangataka tonokiran' i Tsimoka (Samy mamoy)
Mba mangataka ilay tono- kira -ny Tsimoka (Samy mamoy) iny izay mba manana... Raha tsy nilaza aho angamba dia diso Fa ianao no to mafiloha... Fitia avy ka atao risoriso ...(Hatreo ihany... tohiny
novalian'i herytdd ny 03/04/2007 19:26
leeyo ( 02/04/2007 13:31)
inona no antenainao adeline
hirampivavahana tsara b... tohiny
novalian'i bidagda ny 11/04/2007 18:13
xxx ( 02/04/2007 13:30)
fisolokoina tandremo...
[i]Toa izao rankizy no atao hoe: fisolokoina moderne a!Mitandrema sao maharay mail mitovy amiko ianareo Io no olona nanoratra tamiko [/i] AMINA BAMBA 45 Rue Cocody villa, Abidjan Cote d'Ivoir... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2007 16:34
hery ( 02/04/2007 13:06)
Ao amin'ny tononkira i Voahangy
Hitako misy hafatr'i Voahangy mpanakanto (Torabato miverina) ao amin'ny tononkira. Koa raha tsy poisson d'avril dia mino aho fa miaraka amintsika ao amin'ny tononkira tokoa i Voahangy. http://tononki... tohiny
novalian'i cutie ny 03/04/2007 22:34
sanga ( 02/04/2007 13:00)
OLOMBELO RICKY
Salama daholo. Mba te ahafantatra ny akon'ireo fampisehoana nataon'i Ricky tao CCAC sy CGM anie fa tsy teto an-toerana ny tenanay ô. Dia misaotra mialoha.:cry::cry::cry::cry:... tohiny
novalian'i sitlo ny 03/04/2007 21:24
sambatra ( 02/04/2007 12:50)
Mifampihinana ny namana, iza no tsy mety lany?
Teny iray ihany no ampiasain'ny mpandray anjara. Ilay teny ampiasaina anefa tsy maintsy mafy kokoa, afaka mandrava, afaka manimba, afaka mamotika, afaka mamono, ..., ilay voalaza eo aloha. Ohatra ... tohiny
novalian'i karinah ny 06/04/2007 08:26
simplex ( 02/04/2007 12:19)
sekta [0]
ratsy nga ny sekta e ? :P... tohiny
lapino ( 02/04/2007 11:51)
Loza ho an'izay
- manafangaro lainga amin'ny fahamarinana ka mamitaka ny olona - misakana ny olona tsy hiditra ny fanjakan'Andriamanitra na mitarika azy ho any amin'ny fahaverezana - manarona ny Tenin'Andriamanitra... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 14:34
salmo1 ( 02/04/2007 10:46)
Fetiny Lainga
Ny anareo zany 01 de Abdril, nefa ny anay 28 de Diciembre. Za zany afaka mandainga indroa ao anatiny 1 taona :°) ... tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2007 15:50
hajarivo7 ( 02/04/2007 10:25)
Mitadi sipa za
zao ni momba ànà : lehila 1m70,75kgs;28ans ,zara2 hoditra, tsotra volo,mipetraha eto Antananarivo . ni OL tedaviko de fotsi na zara2,tsotra volo sadi lavavolo ,mba valio ri reto a . ... tohiny
novalian'i Aino ny 06/04/2007 19:15
salmo1 ( 02/04/2007 02:06)
Eny an-tsena
Indray mande zay izaho sy ny cousine-kou nande niaraka t@ bisikleta, nitondra anakiray avy. Ity cousine-kou hande coiffure hanamboatra volo, izaho kosa hande haka filme hojerena, zany oe zah mety haha... tohiny
salmo1 ( 02/04/2007 01:02)
Mangily Mscar
Ny fikambanana ray amandreny izay nanangana zaza malgasy eto Espane dia namorona trano fitaizana eny Mangily. ... tohiny
novalian'i dadie ny 04/04/2007 12:20
salmo1 ( 02/04/2007 00:56)
Fihaonana eto espane
Rahoviana vao hisy fety sy fihaonana serasera eto espane? Satry ny fikambanana ray amand'reny espanol izay nanangana zaza malagasy ihany no tena mpanao fety sy fihaonana eto Espane. http://ww... tohiny
novalian'i salmo1 ny 02/04/2007 10:25
salmo1 ( 02/04/2007 00:31)
iza no mahay
- Firy ny teny misy eto espane? Inona avy?... tohiny
novalian'i pimaso ny 11/04/2007 08:37
bazylou ( 01/04/2007 23:40)
mahaleo zandriny
mba resak 'et:-D:-Dtra koa ity marina an !! dia misy beatles petit fils koa ve?? tssssssss aza gasy nofa ihany ... tohiny
novalian'i kally ny 02/04/2007 15:16
infinity ( 01/04/2007 22:25)
Striptease !
Nisy allemand, anglisy, frantsay ary Sinoa niaraka nandeha nisotrosotro tany @ bar misy an'itony mpandihy miboridana itony na mpanao "striptease" hozy ny fiteny! .Niditra ry zalahy dia samy naka toera... tohiny
novalian'i lemia ny 02/04/2007 15:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4374