mahaleo zandriny
1. bazylou
(
01/04/2007 23:40)
mba resak 'et:-D:-Dtra koa ity marina an !! dia misy beatles petit fils koa ve?? tssssssss aza gasy nofa ihany
répondu par kally le 02/04/2007 15:16
3. kally
(
02/04/2007 08:05)
Ary inona ary no itadiavan'i Bazyl aretina any? Hita f'efa tsy tia koa mbola mijery ihany. Izany no tena hoe mitady aretina.Fiainana efa fohy ity moa ny anareo ka tsy mbola nahita anao faly mihitsy aho!Loza izany raha toetran'olona:lol: Tsy hamono tena ve ianao io ny farany:cry: Raha izao no mitohy?
4. agoago
(
02/04/2007 13:16)
Aza matahotra ianao kally fa mbola hiova Bazylou io, rahoviana? any akoatr'izao fiainana izao bazylou io hiova fijery.
5. kally
(
02/04/2007 15:16)
agoago:
Aza matahotra ianao kally fa mbola hiova Bazylou io, rahoviana? any akoatr'izao fiainana izao bazylou io hiova fijery.
Izaho indray tsy dia mivaky saina na hiova izy na tsia ry Agoago fa iny hono aho hahita eto @ serasera na takelaka hafa hoe malagasy iray namono tena...hay i Bazylou!!:-D "je ne ris pas le danger" adikao hoe : tsy mihomehy loza aho!:-P
