inona no antenainao adeline
5. cutie
(
03/04/2007 03:00)
fa refa angatahiko ao @rvg de tsy mety mandeha mitsy fa le @teny anglisy no mety nefany:roll:
6. lanto
(
03/04/2007 08:34)
cutie> tsy azoko ? mifangaro ve sa tsy mety mandeh fotsiny ? mandeh izy zany manko. D efa navahina koa hoe "teny gasy" sy "anglais"
7. cutie
(
03/04/2007 11:42)
omaly ka , tsy mety mandeha isaky ny tsindriako
fa androany efa mety ka :)
fa androany efa mety ka :)
9. bidagda
(
11/04/2007 18:13)
za nanana cassette n'n y Adeline de very nefa zao tadiavina ndray sao mba manana nareo ho vidiko
