Andro paska !
1. Samoana
(
02/04/2007 14:47)
(Hatsikana nindramina tany ambadimbadika tany:wink:)
Tany amin'ny fiangonana no niseho ny tantara .
Malaza manasitrana aretina maro ty pasteur iray ka mba nanatona azy ireto mpivady
- apetraho eo @ faritra marary ny tanànareo fa hivavaka aho de ho sitrana ny aretinareo
Samy nametraka ny azy daholo ny mpivavaka nanatrika, ny sasany teny @ lohany, tratrany, nify, ..., fa ny an'le rangahy teo @ balitany. Gaga rafotsy nahita izany ary niteny t@ rangahy vadiny "manasitrana ny marary anie no ataony fa tsy manangana @ maty e!!!"

novalian'i kelly13 ny 09/04/2007 16:56
7. mandrak
(
02/04/2007 16:09)
Samoana:
"manasitrana ny marary anie no ataony fa tsy manangana @ maty e!!!"
tsy azoko? fa ina ny maty é =))
13. salmo1
(
02/04/2007 18:43)
Samoana:
fa ny an'le rangahy teo @ balitany. Gaga rafotsy nahita izany ary niteny t@ rangahy vadiny "manasitrana ny marary anie no ataony fa tsy manangana @ maty e!!!"
=))
le rangahy zany ti hitondra ny balitany velona rehefa miditra Ampiangonana:!: sa tsy zany:?::°)
natoraly io.
Hadalany zay te hangididy any...
Fa inona indray zao no nahatonga ny anarann'ity fitaovana ity oe: balita:?:
18. Stretch
(
02/04/2007 20:57)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Sexe/0012.gif[/IMG]io ko ranga samy manana ny tiny hilazany ny fitaovany fa aza be kian'eo enao ra salmo a !
io tongatonga oazy am zao ny ps n'io [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/m_yes.gif[/IMG]
io tongatonga oazy am zao ny ps n'io [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/m_yes.gif[/IMG]
19. salmo1
(
02/04/2007 22:32)
Stretch: de mba lazao kely ary oe: inn ny filazana ny fitaovani-toi,
satri misy anarany vao2 zany:idea::roll:
satri misy anarany vao2 zany:idea::roll: