Andro paska !

21. Vahinala ( 02/04/2007 23:33)
=))=))=))=))
22. cutie ( 03/04/2007 03:25)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 02-04-2007 21:31:31
Lohateny : Re : Andro paska !
ngah tsisy soratra ny andriko ?

=))=))=))=))
23. perfect ( 03/04/2007 04:26)
in no hidiran'ny andro paska @ zany
24. mimich ( 03/04/2007 06:41)
perfect:

in no hidiran\'ny andro paska @ zany
ko misy resaka vitsanganana am maty koo:roll:


samoana>:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D


25. nolalaina ( 03/04/2007 06:53)
:-D:-D:-D sô mba misy fagagana kous kou!!
26. mamzelkely ( 03/04/2007 07:22)
mimich:

ko misy resaka vitsanganana am maty koo:roll:



=))=)) hihihi iny njay ny ts hitako =))=))
27. tywa68 ( 03/04/2007 11:35)
samoana : :-D:-D

jentilisa : na tsy mino i rafotsy :wink:!
28. simplex ( 03/04/2007 12:27)
f'iza no namono azy tao e
29. Dezy ( 03/04/2007 12:34)
na i Rafotsy mody be fanotaniana fa manatena mafy ny hitsanganan'i tazy tampoka :-w:-w:-w
30. simplex ( 03/04/2007 12:43)
:D:D:D
soa ihany fa ho fiainana mandrakizay ;-)
sa mbola mety ho faty ihany :-w:-w
31. nikopol ( 04/04/2007 11:01)
Izay mino ahy na ho faty aza dia mbola ho velona
32. pissoa ( 04/04/2007 19:55)
cutie :oops::oops::oops::-D

za tsy mino an'lah ry niko :-D
33. kiadi ( 08/04/2007 09:31)
ary mety mahay mapitombo balita ve ingah pasy?
34. kelly13 ( 08/04/2007 11:19)
nga kely ny balitan'i kiadi? 8O
35. kiadi ( 08/04/2007 20:14)
kelly>angah tsy ba nojerenao kosa eh??
36. kelly13 ( 09/04/2007 16:56)
tsy nanapotoana nijerevana azy za :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1245