Fetiny Lainga

1. salmo1 ( 02/04/2007 10:46)
Ny anareo zany 01 de Abdril,
nefa ny anay 28 de Diciembre.

Za zany afaka mandainga indroa ao anatiny 1 taona :°)
novalian'i xxx ny 02/04/2007 15:50
2. karinah ( 02/04/2007 11:14)
hein,hihihihi
3. lanto ( 02/04/2007 13:33)
Ny anareo zany 01 de Abdril*,
nefa ny anay 28 de Diciembre**

*aprily na avrily
**desembra

:lol:
4. karinah ( 02/04/2007 13:44)
lanto: desAmbra:lol::-D
5. lanto ( 02/04/2007 14:17)
oupsssssss :-D
efa nojereko be mihitsy, hoe ohatry ny misy zavatra hafahafa fa tsy hitako =D
6. lapino ( 02/04/2007 14:53)
mbola lainga koa hoe mahazo mandainga amin'ireo :)
7. salmo1 ( 02/04/2007 15:10)
lanto:
*aprily na avrily **desembre


Abril sy Diciembre no tena haiko ;-)
8. xxx ( 02/04/2007 15:50)
Fetin'ny Lainga sa fetin'ny Ainga :
hoy i dadabe omaly fa ny Ainga mantsy hono hanao fampisehoana .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.281