xxx
1. ari.malala
(
02/04/2007 14:45)
mba lasa hoa ny eritreritro hoe, refa le manao xxx iny ry zalahy sy zavavy mpanao xxx, 'za ko mo zany anisany ndraindray, de manontany tena hoe fantatr'i Hery alo zany mazava hoazy hoe iza io, fa ireo mpandrindra hafa koa v mahalala hoe iza io? ohatra zao hoe any @ dinika manokana amin'ny fomba malalaka ohatra de fantatr'i Ralay v hoe za io manao xxx io ra ohatra ka manandrana ah?
novalian'i Fiffi ny 03/04/2007 14:14
2. fasaly
(
02/04/2007 14:47)
ny mpandrindra mikasika amin'lay rubrik misy anlay dinika ihany no mahalala azy ry ari.malala a! tanjemo aza an!:-P:wink:
4. ari.malala
(
02/04/2007 15:03)
mamzelkely, ieu, lasa lavitra mitry aky!
fasaly, ay v e! za alo ts nihevitra hanin, fa le sendra mba mitantara fiainana d manao xxx iny d mbô lasa ny saina we iza dool no malala e! ay v eeeee! mci e!
fasaly, ay v e! za alo ts nihevitra hanin, fa le sendra mba mitantara fiainana d manao xxx iny d mbô lasa ny saina we iza dool no malala e! ay v eeeee! mci e!
5. Samoana
(
02/04/2007 15:16)
ari. / raha mikônfesy anatin'ny xxx njy tsy tokony misy atahorana fa manaja ny sekire defansa ny môpera mpandrindrantsika kah :wink:! Minoa fotsiny ihany:D
6. vale
(
02/04/2007 16:26)
ari.malala::-D:-D:-D:-D:°) fa manin Ralay ry ari.:-D:-D:lol::oops:
mba lasa hoa ny eritreritro hoe, refa le manao xxx iny ry zalahy sy zavavy mpanao xxx, 'za ko mo zany anisany ndraindray, de manontany tena hoe fantatr'i Hery alo zany mazava hoazy hoe iza io, fa ireo mpandrindra hafa koa v mahalala hoe iza io? ohatra zao hoe any @ dinika manokana amin'ny fomba malalaka ohatra de fantatr'i Ralay v hoe za io manao xxx io ra ohatra ka manandrana ah?
8. Vahinala
(
02/04/2007 17:24)
ari > Fa anga misy zavatsa tena tianjy hafenina be no mitady hanao xxx njy, ra vao ny tomponandraikitra mivantana momba le dinika d mahalala koa an !:wink:
12. LazaDaddy
(
03/04/2007 02:36)
ari.malala> ny mpandrindra rehetra mahafantatra hoe iza io xxx io.
Fa raha manova anarana dia izay mahita IP toa an'i Hery irery no mahafantatra ohatra hoe i Kary ihany no le Gaoma =))
Fa raha manova anarana dia izay mahita IP toa an'i Hery irery no mahafantatra ohatra hoe i Kary ihany no le Gaoma =))
14. Fiffi
(
03/04/2007 05:17)
fasaly:heu.....na de hoe fantatr'le mpandribdra aza akia de misy ny fanajana ny olona miditra xxx.....
ny mpandrindra mikasika amin'lay rubrik misy anlay dinika ihany no mahalala azy ry ari.malala a! tanjemo aza an!:-P:wink:
15. sasa
(
03/04/2007 05:40)
hi hi hi hi hi za aloha tsy d mpanao xxx loatra kanefa mino kosa za fa manaja anreny ny admin ka tsy hilaza am hafa hoe i ari.malala io manao xxx io na sasa
16. ari.malala
(
03/04/2007 05:46)
Za anie tsy matahotra hoe hamoaka ny sekire ako izy e! fa mba lasa fts ny saiko ka!:)
efa shuuuuutttttt! be mitry za zao ry ika a ;)
efa shuuuuutttttt! be mitry za zao ry ika a ;)
18. tslem
(
03/04/2007 08:07)
ari.malala >>> ndry zao ra nanao xxx tany am fomba malalaka tsy misy bedy ka niteniteny fôna tany d fantatry fijo sy vegas :-D:-D:-D
19. sasa
(
03/04/2007 10:01)
tslem hi hihi aleo ho fantany any koa tsy maninona anie izany :-D:-D:-D:-D
