Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
saroun ( 05/04/2007 15:25)
mangataka mail
sao mba misy mahafantatra ny mail ny gothlieb sy francis ry reto an de mba valio fa mba te hanoratra aminy zay. ... tohiny
novalian'i saroun ny 06/04/2007 15:23
bidagda ( 05/04/2007 15:00)
gasy ve ireo tsy miteny gasy
mba fanontaniana ny ahy, tsy hay na gesta na ambo,2 ihany zahay no gasy eto @ tanananay, hany ka raha mahita gasy hafa ohatran'ny mahita havana akaiky. Indray andro mba nisy malagasy nandalo ka hoy a... tohiny
novalian'i fanilo ny 18/04/2007 16:23
baliakasoa ( 05/04/2007 14:17)
mi-serasera
slt, mtad namana eto @ serasera , ko manasa antsika reetr:lol:... tohiny
novalian'i kelly13 ny 13/04/2007 12:47
faxkely ( 05/04/2007 13:00)
mitady namana
Izaho dia mitady namana mba hifandray amiko matetika eto satria rehefa tsy dia misy atao za ato am-piasana dia manokatra internet foana, koa ho anao izay mba liana dia valio aho Misotra indrindra... tohiny
novalian'i epsedo ny 20/06/2007 18:39
mamzelkely ( 05/04/2007 12:26)
vaky pné
enga anie mba hande http://www.humour.com/videos-comiques/videos.asp?VIDvideo=4412 tanjemo ihany aaa:^)... tohiny
novalian'i kelly13 ny 14/04/2007 17:05
bazylou ( 05/04/2007 12:03)
vita ketsa ambohimamory e!!
Le « Non au Référendum » a gagné Échec cuisant du régime. C'est le moins qu'on puisse dire pour l'instant car le taux de participation au scrutin référendaire a été médiocre. Sur 50 09... tohiny
novalian'i hasy72 ny 06/04/2007 06:30
pimaso ( 05/04/2007 11:58)
Eglise catholique pas responsable de l'echec du référendum..
Certain affirme que la faute revient à l'eglise catho, c'est faux l'etat cherche, ou quelque partie politique un bouc emmissaire de leur faiblesse, 24 % des Malgaches sont Catholiques 80 % des Mal... tohiny
pimaso ( 05/04/2007 11:48)
REFERENDUM SA MARIAZY ?
Aleo ve maimaika manao fifidianana mba hihinanana mofomamy haingana, sa mihinana mofo mamy aloa dia mandamina tsara ny fifidianana avy eo? "eny" sa "tsia"?... tohiny
BOYSGOSS ( 05/04/2007 10:52)
Tratran'ny coup de foudre t@'na mpivarotena
Tantara tena misy ito ary bandy akama no tratrany ka hifampizarako @nareo:Ra sendra niodina teny @ indra zay 3 mtsam de gaga tampoka zao sy ilay namako fa naka Kwaitra lery nefa tsy fanaony. Jerenay k... tohiny
novalian'i wooda ny 17/04/2007 19:02
ravatorano ( 05/04/2007 10:27)
REFERENDU80 % d’abstention • Tana vote oui, Toliara dit non
Référendum 80 % d’abstention • Tana vote oui, Toliara dit non Les électeurs ont boudé le référendum constitutionnel. Le taux d’abstention avoisine les 80 % un peu partout dans l’ïle... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 07:31
mendrika ( 05/04/2007 09:18)
mpanarato mody
mba mangataka hiran'ny levelo mpanarato mody zay manana oh misaotra indrindra ... tohiny
novalian'i mendrika ny 05/04/2007 14:47
tslem ( 05/04/2007 08:56)
remarque
[color=red]azon'ny mpandridra fafàna ra tsy azo atao an[/color] inn ny zavatra tsikaritrareo am namana iray, samy milaza zay hitany.Ohatra:fiffi:heu...na oe fenoy aloha ny mombamomba anao... ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/06/2007 07:49
britos ( 05/04/2007 08:14)
mbola tia
maha saropiao lay clip e raha vadindry zareo e... tohiny
DotMG ( 05/04/2007 08:02)
Arahabaina ny TSIA.
Faly miarahaba ny TSIA aho izany tratry ny andro androany. Dia mirary azy hahatratra ny taona maro mitsingeringerina. Dia manantena fety be koa. Tsy resaka politika io ry anona a! I Tsia eto @ sera... tohiny
novalian'i sitlo ny 05/04/2007 19:21
Vikings ( 05/04/2007 07:00)
Embona sy angola
Embona sy angola an'i Mahaleo, parole an'io no mba tadiaviko! Merci:):):)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2007 07:57
naritsimba ( 05/04/2007 06:52)
FIFIDIANANA \"ENY\" sy \"TSIA\"
Miarahaba antsika namana rehetra! Niarahantsika niaina sy nahita ny fizotry ny fifidianana omaly 4 Avril 2007. Raha ny tsapa @ ankapobeny dia tsy ankasitrahan\'ny mpifidy malagasy io fanovana lala... tohiny
novalian'i fafabe ny 01/05/2007 16:32
apache ( 05/04/2007 06:32)
laoka
sao mba misy manana calendrier'ny laoka mandritra ny herinandro ianareo fa manahirana be le mitady laoka isan'andro. misaotra mialoha! ... tohiny
novalian'i cutie ny 10/04/2007 16:23
lanissa ( 05/04/2007 05:53)
fo tokana
manahoana nareo mitombina ve zany hoe fon' olona iray mitempo ho an' olona 2, de lazainy fa samy tiany daholo hono:roll: mitovy hono ny fitiavany an' reo olona roa reo... tohiny
lanissa ( 05/04/2007 03:46)
tena fitiavana ve?
manahoana daholo nareo, vô zao aho vô handray anjara ato @ forum misy olondroa tsy mbola nifankahita fa nifanoratra fotsiny,t@ tchat no nifankahitana de avy eo nifandefa mel... rehefa ela ny ela ... tohiny
novalian'i rhaina ny 29/02/2008 13:20
sitlo ( 05/04/2007 02:37)
iza kay no mpihira
Dia inona ny lohateniny, dia ahoana ny tohiny Ny faniriako ry tiana ny hitoetra mangina eo anilanao kanefa ny tenako raha mba mananatra anao, ilaozanao Efa nolazaiko ianao, ianao tsy nihaino fa... tohiny
novalian'i sitlo ny 11/04/2007 19:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.0959