iza kay no mpihira

1. sitlo ( 05/04/2007 02:37)
Dia inona ny lohateniny, dia ahoana ny tohiny


Ny faniriako ry tiana ny hitoetra mangina eo anilanao
kanefa ny tenako raha mba mananatra anao, ilaozanao
Efa nolazaiko ianao, ianao tsy nihaino fa lasa nandeha
Inoako f'efa fantatrao ny tiako anjara asa re

Mba ento mba eto mba ento aho
mba ento hanaraka anao
Aza avela irery aho
fa haraka anao
Mba ho any mba ho any mba ho any aho
mba ho any hanaraka anao
...
...

novalian'i sitlo ny 11/04/2007 19:22
2. kelly13 ( 05/04/2007 06:08)
tsy ejema fa no mihira an'io?
3. sitlo ( 05/04/2007 12:38)
hay, aleo ndray ary aloha jerena izany ejema izany
4. kelly13 ( 08/04/2007 12:30)
d izy sa tsia klou e! za mnatys mba nitsatoka fotsiny :°)
5. sitlo ( 08/04/2007 15:14)
tsy haiko retsy eh, nojereko fa tsy nahita ejema misy an'ilay izy aho
6. kelly13 ( 08/04/2007 15:16)
nefa nge d haiko io hira io e, enfin, ny refrain haiko :oops:
7. sitlo ( 08/04/2007 15:23)
hira taloha io, tamin'ny 80 tany angambany satria aho mbola zandry kely tamin'ny fotoana nankalaza azy. Dia mba sendrasendra tonga tato am-bavako dia nosoratako teto.
8. kelly13 ( 08/04/2007 15:26)
za efa zokiny b t@ 80 zany (efa 89 taona aho t@ zany :°))
9. sitlo ( 08/04/2007 15:30)
ary mety i kelly13 mihitsy ange zany ilay mpihira eh :°)
10. kelly13 ( 08/04/2007 15:36)
ah han, tsy hay zany an :wink:
11. sitlo ( 08/04/2007 15:38)
nefa le izy lehilahy :b:-D:b
12. kelly13 ( 08/04/2007 15:38)
za nge mety lhl t@ zany e :°)
13. sitlo ( 08/04/2007 15:49)
:-D
niezaka nitedidy ilay tonony aho fa toa ireo ihany no izy.
14. kelly13 ( 08/04/2007 15:50)
ary aza mamorona fa sipa no mihira an'io kou :twisted:
15. sitlo ( 08/04/2007 16:00)
kofa no mihira an'io eh, ohatra ny manga feo be izay mihitsy ilay izy :twisted:
16. kelly13 ( 08/04/2007 16:02)
sipa oa :evil:
17. sitlo ( 08/04/2007 16:07)
kofa :twisted:
18. kelly13 ( 08/04/2007 16:08)
sipa :twisted:
19. sitlo ( 08/04/2007 16:15)
nein, efa hoe kofa :twisted:
20. kelly13 ( 08/04/2007 16:16)
sipa :evil::twisted::evil::twisted::evil::twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2136