mangataka mail

1. saroun ( 05/04/2007 15:25)
sao mba misy mahafantatra ny mail ny gothlieb sy francis ry reto an de mba valio fa mba te hanoratra aminy zay.
novalian'i saroun ny 06/04/2007 15:23
2. lemenakely ( 05/04/2007 18:35)
midira ao @ site rta.mg dia midira ao @radio tana kidaona maraina mpanolotra fandaharana ao mantsy izy 2 lahy ireo isa-maraina .
3. sitlo ( 05/04/2007 18:45)
Taiza koa ary ry lemenakely izany tamin'ny ora nidona. Efa nody mandry ny rta.mg :-D
4. saroun ( 06/04/2007 15:23)
eny hoa ry reto efa mba nanandrana nijery ny rta fa efa tena ela tokoa no nodimandry ry zareo.efa ho 3 volana angamba izay.sady aty la reunion tsy mandeha mihintsy ny radio tanĂ  @ parabole fa tapaka foana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0801