Liste des messages

Liste des messages, inserés par BOYSGOSS, par ordre de date
BOYSGOSS ( 21/04/2009 06:57)
HOMBOY TGV-HOMBOY TGV-HOMBOY TGV-...
Hita zao ny tsy fahazakan’ny fanjakana nalaina an-keriny zany atao hoe demokrasia zany, tsy zone rouge Anosy saingy dia novonoina ny vahoaka mitaky ny ara-dalana ary olona ndeha hanatitra taratasy f... suite
répondu par tsiafoi1 le 21/04/2009 09:08
BOYSGOSS ( 18/04/2009 08:30)
RATSY LOHA SADY BE FIALONANA
Nahita an’ilay fanambaran’ny AVI tao @ TopMada zah dia tena hita mihintsy hoe miezaka ny manamarina ny asa ratsy nataon’I RATSY rahonana. Ny an’I RATSY rahonana dia hita mazava be mintsy fa h... suite
répondu par xxx le 19/04/2009 18:24
BOYSGOSS ( 17/04/2009 06:31)
Atao lavanty ny fitaovam-panjakana
Amin’ny zahako zao manoratra izao dia aleo ambara amintsika eto amin’ny forum fa dia efa navoakan’ny HAT ao amin’ny CDE (Controle de Depense Engagé) sampana iray ao @ finance ny lisitr’ireo... suite
répondu par xxx le 17/04/2009 16:19
BOYSGOSS ( 16/04/2009 13:19)
Le president ephemère
Manandafy RAKOTONIRINA no PM ny Repoblikan'ny Madagaskara, tsara ny safidy satria tsy "homme d'affaire" tahaka an'i Monja ROINDEFO ary olona manana traik'efa @ politika ka tsy azo lalaovina no manana ... suite
répondu par fijo le 16/04/2009 20:06
BOYSGOSS ( 16/04/2009 08:17)
AZA DIA HABARIBARY NY FAHALEMENA
Dia tsy mieritreritra kely akory ny fanajakana nalaina an-keriny fa dia mampibaribary ny faiblesse-ny : Nolazaina fa halamina @n'izay ny fampiasana ny kianjan'Ambohijatovo ka omena sehatra ao ny ko... suite
répondu par xxx le 16/04/2009 11:41
BOYSGOSS ( 15/04/2009 12:55)
SPECIAL MIRANANIRINA
[b]EFA HOE MIALATSINY ZAH FA LE RESAKAO MIHINTSY NO TSY NAZAVA TAMIKO FA AZAFADY FA ZAH NIHEVITRA FA MPIASAM-PANJAKANA NO TINAO ASIANA @ ILAY SORATRAO. TSY TEZITRA TSONY AN!!!![/b] :-* :-* :-*... suite
répondu par Mirananirina le 16/04/2009 12:58
BOYSGOSS ( 10/04/2009 06:46)
KOBAKA MAFANA MAHATSARA VAVONY
-Mahy ny «Réseau interconnecté»-n’ny Jirama. -Miverina mitohina indray ny embouteillage vokatr’ireo lavadavaka nateraky ny orana -Mofo 200 Ar nihena tokoa saingy nihena koa ny hangezany -M... suite
répondu par essera le 10/04/2009 09:13
BOYSGOSS ( 10/04/2009 05:41)
TV MADA INTERNATIONAL
[b]Visible sur la frequence 631.25 MHz, Efa nanomboka nandefa ny emission momba ny tolona eny Ambohijatovo ary misy flash info koa.[/b] 8O 8O 8O 8O 8O Qualité d'image, nette ary mahazo eraky ... suite
répondu par ravatorano le 10/04/2009 06:03
BOYSGOSS ( 02/04/2009 11:53)
TGV FILOHA MAMINAY
Faly miarahaba anareo eto @ forum ndray. Miha miseho lany ny habibina asehon’I Andry TGV sy ny mutin-ny, hita fa tena tsy mahazaka demokrasia sy tsy mahatoky valeur. Tadidio fa ny fampiasa-kery ... suite
répondu par xxx le 03/04/2009 08:11
BOYSGOSS ( 23/03/2009 13:13)
information
Voila c'est-ce-qui ce passé aujourd'hui 23 Mars 2009 en live et je vous le distribue : Un Capitaine de la Gendarmerie est precipité et ordonne ces troupes d'entrer au casernene dans l'immediat. T... suite
répondu par xxx le 23/03/2009 13:17
BOYSGOSS ( 17/03/2009 07:31)
RAMBO 2009 à dago
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D Mba te ampihatra ny zavatra nianarany mintsy reto CAPSAT ireto. Mody mitifitra tafondro sy mitraillette, de... suite
répondu par tanthelene le 17/03/2009 08:57
BOYSGOSS ( 16/03/2009 11:34)
RAINTETAKA
Ny tena marina vao jerena fotsiny i TGV dia hita fa raintetaka sady be ranomaso. Niheritreritra izy fa we ao aorinan'ny vahoka dia kanjo voavalim-botana avy hatrany t@ hetsika rehetra nataon'ny mpano... suite
répondu par notron le 17/03/2009 06:13
BOYSGOSS ( 04/03/2009 06:50)
Tsipaipaika
Hono aho eh, d mba izy hono no hanome vola handoavana hofatrano, ny ecolagen'ny ankizy, ny electricite sy ny gazy, ny vola hividianana sakafo, ny vola mba hanaovana revy ho an'ireo olona mpomba an'i T... suite
BOYSGOSS ( 24/02/2009 11:17)
FILAZANA MANJO
Amin’ny hafaliana tsy roa aman-tany no hampilazainay anareo fa ny havamalalan’ny mpanimba firenena: Atoa [b]TSAHO Gidro Valaketraka[/b] Dia nantsohin’... suite
répondu par rangorivao69 le 25/02/2009 02:14
BOYSGOSS ( 24/02/2009 10:38)
Tsy mahita angano tantaraina intsony
Indray andro hono nisy zany TGV zany izay nitovy t@'i LUKY LUKE, namory ny olony hono izy ary dia nirevy be ry zareo : Whisky tsy fahita firy eto Dago no fisotrony marque TSAHO ary ny tsakin'izy ireo ... suite
répondu par TEGEVE le 26/02/2009 02:47
BOYSGOSS ( 20/02/2009 06:58)
TGV manque d'intelligence et prudence
Ny TGV dia tsinjoko hatreto fa tsy dia manana intelligence sy prudence izay manampitrotraka ny tsy hananany legitimité sy legalité ary sahiko ny miteny 100% fa tsy ho ela intsony dia ho vita izy ity... suite
répondu par ratavao le 20/02/2009 11:21
BOYSGOSS ( 18/02/2009 11:00)
ANALYSE
[b]Faly miarahaba antsika rehetra ![/b] [u][i][b](nyavo ary toa tsy hita intsony nareo ?)[/b][/i][/u] Mba analyse kely ny ahy ity. Tsy voatery directoire militaire io lazain'ny tafika io antony di... suite
répondu par Andribe le 18/02/2009 14:42
BOYSGOSS ( 16/02/2009 10:31)
Ny gara farany hijanonan'ny TGV
1-Miha mihena ny mpanaradia 2-Miha tsy tazana firy intsony ireo akamany (dollin,rolland, pierre houlder,...sns) 3-Mihalany ny vola hanakaramaina jiolahim-boto ampiorohoro olona 4-Tsy mandaitra ints... suite
répondu par Fahazavana le 16/02/2009 13:55
BOYSGOSS ( 11/02/2009 10:41)
silence eloquant
Mazava be izao hoe aiza no maro an'isa, fomba ny any ivelany ny manao sondage alohan'ny fifidianana ka ao anatina echantillon-na population iray dia jerena ny firona-kevitrany. Nisy ireo olona nanara... suite
répondu par xxx le 12/02/2009 00:43
BOYSGOSS ( 05/02/2009 12:47)
VAO2 FARANY AVY @ MPAMATATRA NY TOETR'ANDRO
Vaovao farany azo avy @’ny mpamatatra ny toetr’andro Misy faritra andro ratsy niforina tao @ jaridain’Ambohijatovo ary efa niazo ny distrikan’ny 13 mai izy zao ary nomena anarana hoe Andry ... suite
répondu par tsiafoi1 le 05/02/2009 14:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0218