Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAINTETAKA
1. BOYSGOSS
(
16/03/2009 11:34)
Ny tena marina vao jerena fotsiny i TGV dia hita fa raintetaka sady be ranomaso.
Niheritreritra izy fa we ao aorinan'ny vahoka dia kanjo voavalim-botana avy hatrany t@ hetsika rehetra nataon'ny mpanohana ny ara-dalana dia nitsoaka nisitrika.
Dia avy eo ndray nisy an'ireto miaramila mikomy ireto d be taim-bava dia vao tairina @ hoe referendum de mifarirotra.
AIZA RE ILAY TENIN'I HOE "...ANY VAHOAKA NY FAHEFANA KA AVERINA ANY @ VAHOAKA..."
Fa ngah mou ireo vitsy an'isa mitanin'andro eo @ 13 mai ireo no vahoaka ?
Firy isan-jaton'ny gasy mou ireo ?
Ataovy ny referendum fa na ireo any anaty ala ary amin'izany mba hafaka maneho ny heviny
Ho an'ialahy isany TGV reo, esory raha mahala fa zahay mahay mamerina
Mitondra basy, fa zahay mahay mamorona fitaovam-piadina
Mitondra vahoaka fa zahay manana lavitra

novalian'i notron ny 17/03/2009 06:13
3. Noue
(
16/03/2009 11:46)
aza omena tsiny re izy eee ! tsy hainy anoe ny manavaka ny vahoaka sy ny vondron'olona ee :-D :-D :-D :-D
4. rixes
(
16/03/2009 11:51)
ka manin ary tsy voafehin'i lisany maro an'isa ny fitondrana , ravao doly zay zavatra misy eo @ 13mai , sambory zay mpitarika 13mai . =))
5. BOYSGOSS
(
16/03/2009 11:54)
:p :p :p :-@ :-@
Fikan'ialahy isany anie ry lety efa kobo eh ?
ESORY WA RA MAHALA
TGV sy forongony dia efa hita fa raintetaka, efa nandrasanay teo Mahamasina mints t@ Alarobia fa tsy tonga.
Faible io TGV io sy mpanaraka azy ka matahotra ny fitsaram-bahoaka.
Ny vao2 dia efa miha miova andro aman'alina ary efa misy ireo foloalindahy maneho ny heviny.
90 mins ny match iray raha mbola tsy misy resy dia misy prologation 30mins ary mbola tsy misy resy dia mihatrika tire au but.
Ny TGV anefa mbola tsy niakatra Terrain de efa hita fa resy
:wink: :wink: :wink: :wink: :wink:

6. ravatorano
(
16/03/2009 12:13)
inona ry zalahy no hevitra mahomby sady haingana tsy hahitan'ny andaniny sy ny ankilany romoromo hivoahana amin'izao krizy izao ah
:wink:
:wink:
8. tsiafoi1
(
16/03/2009 13:10)
Tena spécialiste @'ny intimidation marina le zalahy iny :
Tsy mankaiza anefa izany rehetra izany :
I Samoel 2/9-10
"Fa ny ratsy fanahy kosa hampangininy any @'ny maizina ; Fa tsy @'ny hery no handresen'ny olona"
"Ho torotoro izay miady @'i Jehovah, any an-danitra IZY no hampikotrokorana hamely azy. Jehovah hitsara ny vazan-tany, ary IZY hanome hery ny mpanjakany sy hanandratra ny tandroky ny voahosony''
10. andrywui
(
16/03/2009 13:35)
Ho an'i Tsyafoi !! ""Ary Jehovah nitondra ny vahoakany hiala tao Ejypta mba hamonjy ny tany Kanana ,dia ilay tany tondra-dronono sy tantely ....!!!!"
mazava amin'i Tsyafoi ve le Tim(egypta) :-* =D> ha ha ha ha
mazava amin'i Tsyafoi ve le Tim(egypta) :-* =D> ha ha ha ha
11. notron
(
17/03/2009 06:13)
Ny mampanahy ahy indray momba ilay Raferandaomy dia mety tsy hahazo 50% akory na ao @ République de Mavoloha aza satria marobe ireo tsy mpankasitraka nefa voahidy ao. Nahavoa mihintsy ireo nanao zavatra taty ivelany ka tsy nety niverina intsony