RATSY LOHA SADY BE FIALONANA
1. BOYSGOSS
(
18/04/2009 08:30)
Nahita an’ilay fanambaran’ny AVI tao @ TopMada zah dia tena hita mihintsy hoe miezaka ny manamarina ny asa ratsy nataon’I RATSY rahonana.
Ny an’I RATSY rahonana dia hita mazava be mintsy fa haratsian-doha @’I Filoha RAVALOMANANA satria samy zanak’Antananarivo nefa izy sy ny ekipany dia zara raha nahazo 4% t@’ny fifidianana zay nisy teto Antananarivo sy Madagascar.
Navoak’indray tao @ RNM ny mandat d’arret ho an’I Filoha RAVALOMANANA dia tena mampihomehy satria arakaraka ny haminganana azy no hitiavan’ny olona azy satria ny olona dia mahita tsara ny zava-bitany ankoatr’ireo jamba moa zany mazava ho azy na ara-tsaina io na ara-maso.
Gafio ihany izy fa ny nenina tsy ao aloha hananatra fa ao aorina handatsa

répondu par xxx le 19/04/2009 18:24
2. xxx
(
18/04/2009 08:45)
matahotra anie no dikan'izay e.Ny an'i ratsirahonana indray vageance iny tokony ho izy no president nefa lasan'i ra8 ny baolina
3. rabingogilabanga
(
18/04/2009 09:05)
boygoss:
Ny an’I RATSY rahonana dia hita mazava be mintsy fa haratsian-doha @’I Filoha RAVALOMANANA satria samy zanak’Antananarivo
samy zanak’Antananarivo ?????
atsaharo dieny izao izany resaka mamofona fanavakavahana izany,
itony le be resaka mi-critique an'i ZAFY, nefa i zafy aza milaza ny azy tsy ankanafina, au moins ny azy atifin-kavana tsy afenina fa arangaranga,
fa itony dia tena mody izao sy izao, nefa hita eny ihany ny ao am-po rehefa tsy voafehy ny tendri-po na emotion,
mila esorina eto @ serasera raha tsy mi-s'excuser, namana ianao, saingy miala tsiny aloha
samy gasy isika, puis c'est tout,point barre
enga anie mba tsy ho toa anao daholo ny TIM
4. Mirananirina
(
18/04/2009 10:32)
Mahagaga izany;izaho izaho tsy merina mihitsy ,nefa io fanavakavahana io mbola misy foana ve??????????????????
atsaharo dieny izao izany resaka mamofona fanavakavahana izany
5. halloween
(
18/04/2009 10:32)
IO ndray fa miverina le resaka Firazanana fanaon'ny TIM , ieeéé , de ahoan ?? iza no Merina afovoan-tany ? de za no Tanondrana ? de maninona ? io Fanambaniana razan'olona , fanavakavahana io no mba tena angadin'ny TIM e , zay cny azy ! de mangady lavaka hilevenany daholo aloh nareo ry TIM raha mbola mitohy ihany io toetra ratsy fanaonareo io
6. Mirananirina
(
18/04/2009 11:14)
Navoak’indray tao @ RNM ny mandat d’arret ho an’I Filoha RAVALOMANANA
Ahoana ary izany,izy manao ny ataony indray ity no avo vava ery,
TSY HOE RESAKA FANAVAKAVAHANA ITY ataon'i Boysgoss ity,fa io no fomba ny gasy rehetra,ny samy iray tanàna,ny samy izao.
7. andrywui
(
18/04/2009 11:34)
VOA NDRAY ALOU BOYGOSS ,SY MIRANA EEE ZAY TSARA PETSA ZAY ANAOVAN OLONA ANAREO
10. Mirananirina
(
18/04/2009 12:28)
Hoy i Mirananirina:
SAO IANAO NO VOA RA ANDRY?
Aiza i Salopard fa tsy mafana ny fety ééééééééééé
hanadala ahy indray manko ity Oay ity?????????????????? :)
Avohay tany izy e :lol: :lol: :lol:
11. pikatti
(
18/04/2009 16:12)
andrywui=halloween aza be rediredy eo lesy refa tsisy ambara ,tsisy resaka foko zany eo fa nareo ve efa tampina é :-D :-D :-D
12. Oay
(
18/04/2009 17:02)
Mirananirina:
Hoy i Mirananirina:
SAO IANAO NO VOA RA ANDRY?
Aiza i Salopard fa tsy mafana ny fety ééééééééééé
hanadala ahy indray manko ity Oay ity?????????????????? :)
Avohay tany izy e :lol: :lol: :lol:
an3 tsy manadala ndrii zany za zokivavy a! fa ilay Salopard iny d mémé be fona za refa mamaky izay lazainy eto satria sady mampimé ilay izy no mampisaina kely izay! tena sérieux za milaza izany a! fa mety humoriste mihintsy ranamana iny fa tsy aiko an!
13. xxx
(
19/04/2009 18:24)
Tsy ratsy loha Ravalomanana fa raha ratsy loha izy tsy mba nanao ireny ezaka goavana fanatsaràna ny firenena ireny. Jereo ny lalam-pirenena , mbola maro ny nokasainy hatao saingy ny mpamingana no betsaka . Iza moa no nanampo fa ho vita iny lalan'i Horombe iny??? Fampanantenàna poakaty foana hatrami'izay no nataon'ny teo aloha, samy milaza ho tia tanindrazana rehefa miteny kanefa ny mamotika ny zava-bita no betsaka. Tokony hasiana lalàna manafay koa ireny mpanimba ny fananam-pirenena ireny fa ireny no tena fahavalon'ny tanindrazana , de aiza indray izao no hahitàna volabe hanarenana ireny?
Ny MINISITRY NY FAMPIANARANA nifandimby hatramin'izay no tokony ho tonga saina voalohany amin'izao raharaha izao!!! inona no nampianarina andry zalahy lahiloha amin'ny fitiavan-tseza ireo ??? Inona no fanabeazana mba noheverina nomena ny malagasy nandia fianarana nefa miady ho lohany ireo??? Sa efa ARETIN'NY GASY ny FAMENOANA PAOSY ??