Le president ephemère

1. BOYSGOSS ( 16/04/2009 13:19)
Manandafy RAKOTONIRINA no PM ny Repoblikan'ny Madagaskara, tsara ny safidy satria tsy "homme d'affaire" tahaka an'i Monja ROINDEFO ary olona manana traik'efa @ politika ka tsy azo lalaovina no manana ihany koa "esprit de patriotisme".
Raha efa roa tokombolana no naha filoha ankandasitra an'i Andry TGV sy naha Praiminisitra dinety an'i ROINDEFO dia tsikaritra fa sahirana @ fanendrena ireo olona 8 @ governemantany ry zareo : na ny olona no tsy misy miditra na ny olomangan'ny HAT no tsy misy.
Ho hita eo zay mahavita manorona governemanta feno ary ahitana ny Minisitry ny Defense.
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:06
2. Mirananirina ( 16/04/2009 13:40)
Manahoana Boy,ity aho fa niverina fa malahelo anareo e. :-*
Mbola tsy feno foana kay izy ity,ndao mihitsy ianao hapetraka eo sa tsy tianao?
Ho hita eo zay mahavita manorona governemanta feno ary ahitana ny Minisitry ny Defense.

Mbola sarisary io ka tsy maninona na tsy feno aza.
3. tsiafoi1 ( 16/04/2009 13:58)
Ka tsy tena izy anie ny HAT fa ankadasitra ihany e.

Aleo hanaovan'i Mr le Ministre Manandafy azy. Tsy afa miala @'ny dinosore politika ny tantaran'i Madagasikara; fa ny fiandrandrana ambony indrindra de ny fanafahana an'i Madagasikara eo ambany vahohon'ny francafrique. Ho vitan'i Manandafy ve izay amin'izao fahanteran'izao?
4. dina14 ( 16/04/2009 15:22)
"hiala amin'ny franc-afrique"
samy tonga saina daholo zany izao ny malagasy tsy vaky volo satria efa samy niaina ny fandehan'ny tantara! noho izany dia anjaran'ny tsirairay no miezaka, ny toe-tsain'ny tsirairay no mahatonga ny forenena manontolo hamiratra. ny fanombohana no an'ny lehibe (initiative) fa ny ambiny an'ny isam-batan'olona AFAKA sy MALALA-TSAINA
5. Oay ( 16/04/2009 15:40)
Misy coherence kokoa aloha na hoe compatible kokoa ny alliance Ravalomanana - Manandafy noho ny HAT satria i Manandafy d tsy mirevy frantsay toa an'i Ravalomanana ihany koa!
d hohita eo izay éphémère é! fa hatreto aloha d afaka miteny isika rehetra fa tsy misy zavatra vita eto raha tsy mirotsaka ry dadabe goaika antitra! satria ny zanany d tsy mahavita ninn na d efa mahazo azo taona aza fa d efa zatra miandry an'i dada d isika zafikely indray mbola tsy ampy taona!
6. andrywui ( 16/04/2009 16:48)
MANAONAOVA EO MOA NAREO NA SAD NA AMERIKANN NA UA NA INNN FA DE AHITA NY TSY FAHITANY MIARAKA HATRAMINAREO TIM ATO REO
7. xxx ( 16/04/2009 16:58)
he he ho hitanla eo izany e, ndana mitsoaka dieny izao lety a!
8. bazylou ( 16/04/2009 19:19)
banga mihomehy alina ireto tim ireto klee ! na ry leronyaza kay tsy mahatoky an'io tava tsoavaly io!!! jereo anie ny site tim anie feno fanontaniana hoe azo antoka ve iosoavaly io???!!!beeeeeeeuuuuuuuuurrrkk
Mbola tsy vita ny baolina e!!! :*
9. fijo ( 16/04/2009 20:06)
io oay fa manomboka mamadika slipo le,tsy homen'i hery gatô ndry fa tsy ampy 3 volana akory nendry dia hiendaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2197