TGV FILOHA MAMINAY

1. BOYSGOSS ( 02/04/2009 11:53)
Faly miarahaba anareo eto @ forum ndray.

Miha miseho lany ny habibina asehon’I Andry TGV sy ny mutin-ny, hita fa tena tsy mahazaka demokrasia sy tsy mahatoky valeur.
Tadidio fa ny fampiasa-kery dia midika fahalemena eny amin’ireny toerana natao hanehon’ny vahoaka ny heviny ireny ka tsy zone rouge toy ny etsy Ambohitsirohitra.
Amiko tsara mihintsy aloha ny nitondrany TGV kely eo (1mois raha be indrindra) mba hahitan’ny olona ny toetrany. Mieritreritra izy fa ny natao t@-ny ihany no havaliny ny légaliste nefa zavatra roa samihafa no misy dia ny tsy nanekeny ny referendum fa ny tonga dia ho president de la Republique tsy mandalo fifidianana. Tadiaviny dinganina tsotra izao ireo vahoaka any ambany ravikazo

Tsy nandalo EPP na LYCEE fa tonga de Université araky ny hiran’ilay mpanakanto iray zay.
Milay mihintsy, ndaho foana ho eny @ 13 Mai dia engany anie ka hanao io foana ny HAT.
Vao hakalana no azo dia jereo ty atao maika fa fauteille.
Raha matoky @ kely dia atao mpanapaka ny be


:x :x :x :x :x :x :x
novalian'i xxx ny 03/04/2009 08:11
2. xxx ( 02/04/2009 11:58)
Ka andry zareo anie hono ny 13 Mai e! efa voavidin'i Alain Ramaroson, sady mbola tsy lany ny volabe nomena ny miaramila mpitifitra de tsy maintsy manao ny asany ry zareo!
3. xxx ( 02/04/2009 11:59)
Asa fa tsy forum , miomàna tsara @ dingana manaraka fa tsy ho vitan'ny eritreritr' i bary izy ty

izahay tsy manao habibiana , izahay mankasitraka an' i Mama Neny lava tsy nandalo EPP na LYCEE nefa mahay manoratra eto mahaliana an'i boysgoss . Izao rehetra izany an !

fantaro aloha ny zavatra teneina vao mirediredy :oops:
4. xxx ( 02/04/2009 12:05)
Mamorina ve sisa rehefa tsy zakan'ny loha ny capsat miasa , tsy nokaramaina izy ireny , manana ny karamany tsara izay tena fantatrao fa dia minia mamorina sisa fa resy tsy mahagaga e !

HANDIHIZANAY FOTSINY :P
5. xxx ( 02/04/2009 12:09)
ka ny andry zareo koa anie izay naratra sy havan'ny maty nomena 1 000 000 isambolana e! ka tsy maintsy miaro mafy koa ny foza sao tsy tafa ny HAT de tsy hahazo io volabe io intsony ry zareo, nnntttttttttsssssooooooo! asa vola avy aiza daholo izany zarazaina fotsiny izany? ka tandremo ihany fa raha maratra na maty² eo @ 13 Mai eo de hihomehezan dry zareo fotsiny a! mety hisy bal fiandrasa mpaty etsy Ambohijatovo @ zay de hisy artista maro
6. isalo ( 02/04/2009 12:10)
xxx:

Asa fa tsy forum , miomàna tsara @ dingana manaraka fa tsy ho vitan'ny eritreritr' i bary izy ty

izahay tsy manao habibiana , izahay mankasitraka an' i Mama Neny lava tsy nandalo EPP na LYCEE nefa mahay manoratra eto mahaliana an'i boysgoss . Izao rehetra izany an !

fantaro aloha ny zavatra teneina vao mirediredy :oops:


Ny zavatra hita aloha izao dia ianareo mpanongapanjakana no mirediredy ohatra fostiny ity : nodradradrainareo teo @ 13 Mai fahiny ny hoe tsy ilaina zany fandraisana ny sommet de l'UA zany nefa avy eo rehefa tonga teo @ toerana nagalarina dia hoe ho raisintsika ny Sommet de l'UA nefa efa firan'ny UA zany ve tsy hoe mirediredy.
Manaraka navoaka ny gadra mpiray tsikombakomba @'ny dahalo (Pety, coutity,..sns) voamarina koa zany zao fa ianareo no nikonikonina ireny evasion en serie teny @'ireo fonja maro manerana ny nosy (Tsihafahy,
Ambalatavohangy,...) talohan'ny crise.
Farany, manao habibina na mutin, na ny TGV, mamaky magasin-n'olona, mi-viol zanak'olona ny CAPSAT teny Tanjombato dia lazaina fa mpandroba reny.
JEREO ANEFA ANIE NY LEGALISTE EH, TSY MISY MANIDY MAGASIN NY MPIVAROTRA REHEFA MANAO HETSIKA NY LEGALISTE SATRIA OLO-KENDRY TSY MPANDROBA TAHAKA NY TGV.

Italic textBold textSOA FIAGNATSY MAHAVOKATSY EH
7. xxx ( 02/04/2009 12:15)
rehefa ry zareo no eo @ 13 Mai ambenan'ny CAPSAT e ! fa rehefa ny ara dalàna de tifirin'i CAPSAT , de aleo ry zareo no handinika na mety izany na tsia, tandremo anefa ry TGV isany fa ny tody tsy misy fa ny hatao no miverina a!
8. namanabe ( 02/04/2009 12:20)
DINIHO NY TENANAO ? DIA DINIHO NY ZAVATRA SORATANAO , FA HANAMPY ANAO IZANY FA SINON MITOHY HIREDIREDY ETO IANAO

ampanaovy kolaoty vy misy gadana dia tsy violen'ny capsat "AZA MAMORINA ZAVATRA TSY MISY FA MARIKY NY FAHARESENA IZANY " TCHAO O!

9. BOYSGOSS ( 02/04/2009 12:20)
ESORY NY BASY RAHA MAFY BE DIA SANDRY AMPIASINA RAHA TENA LEHILAHY.
AZO ATAO TSARA NY MAMONO IREO MPIKOMY SY NY HAVANY REHEFA TSY MISY BASY KA AZA MISY MIHAFIHAFY RAHA MAHITA TAHAKA NY NISEHO TENY AMBOHIMANGAKELY.

TAPERO NY AINY SATRIA OLON-DRATSY, AVERIKO OLON-DRATSY KA TAPERO NYAINY.
10. yvaj ( 02/04/2009 12:24)
Ankafizo tsara klou, fa kely sisa ananana azy.
De aza atao xxx intsony ny anarana fa sahia mijoro fa tsisy bedy eo refa manara-dalana !
11. xxx ( 02/04/2009 12:26)
NITONDRA BASY ANGAHA IZY IREO TENY AMIN NY 13 MEY ? :?: :?: :?: :?: :?:
12. xxx ( 02/04/2009 12:26)
namanabe: zava misy no lazaina fa tsisy mamorona eo! ianao no mirediredy ka tokony handinintena satria minia mikipy anefa ny andro mazava be! sa voky vola koa ianao io de miaro mafy? mirefarefa @ tany ny fisainanao, indrisy soa ihay fa vitsy ny gasy ohatranao izao, mbola hivaly aminareo ny fitarainan'ireo olona novoninareo sy noratrainareo ary norobainareo!
13. xxx ( 02/04/2009 12:31)
NA XXX NA PSEUDO SAMY MANAO IZAY TIANY ETO FA FORUM , TSA OMEN NY HERY ANAO NY TOERANY FA AZA FOHY FISINANA

MANAOVA XXX DAHOLO RE OLONA E ! :lol:
14. namanabe ( 02/04/2009 12:35)
Inona no zava-misy ny resaka fiangonana takonana politika ve ? tsy amidinao amin'izany ny olona ary tsy ho fahananao lainga amin'ny fiampagana tsy marina

izao fotsiny raha mbola misy ny didy jadona sy ny famoronana clan hanaovana
zarazaro anjakaina , ny tsy farahandàlana dia miteny izahay fa natao hitenenana ny vava
ny olona voatampimbava dia miaina ao anatin'ny tahotra

tsy omena tsiny ianao fa mety information diso no nomena anao dia diso ny analyse-nao :?
15. ngoiha ( 02/04/2009 12:36)
KA IRENY LE ANISAN'NY NITATY NY HALATRY NY CAPSAT
EFA MAZAVA BE ANKEHITRINY.EFA MANOMBOKA MIVALY NY NATAO =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. nalison ( 02/04/2009 12:42)
isika no saihrana miady hevitra eto fa ny an'i TGV sy toropony dia hita fa mitsentsina T ny sofiny sy ny masony.
raha mahita isika hoe olona otran'ny ahoana no entin'i Alain R mamono ireo legaliste eny amin'ny 13mai
mino aho na dia tsy mahita akory ary fa ianao manohana azy ara-tsoraatra io dia mitovy amin'ireo olona ireo koa
ny mahatonga azy tsy hiahaino koa moa dia dia noho ireto mpanolontsaina
azy vao tonga tety ambon'ny tany ireo
satria ny fanalavana ny HAT dia toy izao
Hevitry ny
AVY any
Tsiafahy
17. xxx ( 02/04/2009 13:44)
Fa nisy kôzy mampme ity , zah zany vao maita olona miakanjo orange dia loiloy te hidegobe be zany . nanana tee-shirt milaibe couleur orange anankiroa zah ao an-trano fa tsy tiako nanaovana intsony h@ zay nisian`ny crise izay !! Tellement na mijery an`i TGV aza d`efa maha-crise ahy , ny antony tena nankahalako azy angamba dia noho izy nampandoro sy nampandroba orinasa marobe izay mamelona gasy maro be mpiray tanindrazana aminy ihany anefa . Ho aiza izao ireo olona tsy an`asa ireo ? Amiko tsy tia tanindrazana ny olona ohatran`izany ary tsy mendrika ny hasiako hajany akory fa mitovy kilasy amin`ny MPANDROBA . Rehefa nataoko ny fandinihina sy ny statistika tsotsotra , ny olona mpanohana an`i leiry , dia saika ireo olona somary maivamaivan-doha tsy dia mandinika firy izany !!! Miala tsiny ho an`ireo izay mpanohana azy fa somary maherihery ilay fiteniko azy .
18. rasobakobako ( 02/04/2009 14:07)
Raha mba hitanareo ireo olona TGV aty Mahajanga dia jiolahimboto eo @ 50 eo ho eo, mitondra langilangy sy lefona na antsy, manao fehiloha orange, milelalela, miantsy ady, maimbo rà. Izany aloha no aty e! ny olona matahotra dia tsy misy miteny eny an-dalana. Misy vehivavy azo isaina @ ratsantanana, makorelina voretra ireny, izaho aloha tsy mahita olondehibe sy matotra
Arakara-tarehy voajavatra e!
Ovay aloha ny aparansy + fihetsika + fiteny dia mba mety ho resy lahatra ihany zahay e!
Raha toy izany ny TGV, tsy aleoko ihany ve Ra-8 + ny zavatra ratsy rehetra nataony.
19. vale ( 02/04/2009 14:45)
namanabe:

DINIHO NY TENANAO ? DIA DINIHO NY ZAVATRA SORATANAO , FA HANAMPY ANAO IZANY FA SINON MITOHY HIREDIREDY ETO IANAO

ampanaovy kolaoty vy misy gadana dia tsy violen'ny capsat "AZA MAMORINA ZAVATRA TSY MISY FA MARIKY NY FAHARESENA IZANY " TCHAO O!





izany mba fomba fisainana e!!!!!!!!!!!!! hummmm, ampanaovy kiloty vy hono de tsy violén-dry zareo, donc manamarina izany fa mpi-viol marina ry zareo.
Faharoa: inn foana ity RESY resy tsy misy farany ity e??? :^) koa raha tsy tahaka anareo TGV ny oul koa hiady taminareo eo??? ny anareo marina moa HERY no nampiasaina hanesorana ny Filoha fa tsy mba ny ARA DRARINY ka tsy mahagaga. :^) :^) :^)
20. xxx ( 03/04/2009 08:11)
Ovay ny apparence ?????

Azafady tsy mpiatsaravelatsihy toa anao izahay , satria ve tsy maintsy tokony hanao akanjo mirebareba be dia volo saritaka dia mihinana tavikisoa , isan'andro dia matavy be toa anao dia amin'izay ho e accepténao

ndàna mipetraka any afganistan fa tsy toeranao aty @ firenena misy anay
fa toe-tsaina maha-menatra

siora aho fa olona tsy afa-manoatra amin'inoNinona ianao dia lasa mitapy amin'ny fomba fiainan'ny hafa , raha miseho milay manambany indray dia ity

ianao olona tsy misy fotony , mivavaka @ olombelona , misolelaka mbà hahazahoana fitiavana kely dia mangataka hamelomana vady amanjanaka

tsy izahay izany MAZAVA , ary aza miseho mitsara fa samy manana ny fomba hitondràny ny fiainany ny olona , ary matoa ianao manenjika ny hafa dia tsy mahita fahasambarana ao @ fiainanao MAZAVA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0918