TV MADA INTERNATIONAL
1. BOYSGOSS
(
10/04/2009 05:41)
Visible sur la frequence 631.25 MHz,
Efa nanomboka nandefa ny emission momba ny tolona eny Ambohijatovo ary misy flash info koa. 8O 8O 8O 8O 8O
Qualité d'image, nette ary mahazo eraky ny faritany sy ireo nosy manodidina @ maha international azy
2. ravatorano
(
10/04/2009 06:03)
ary za mba mitady an'io fa tsy mahita mihitsy kle
sa v samy hafa ny tv-ko sy ny anareo kle aza
:x :x :x
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0834