ANALYSE
1. BOYSGOSS
(
18/02/2009 11:00)
Faly miarahaba antsika rehetra ! (nyavo ary toa tsy hita intsony nareo ?)
Mba analyse kely ny ahy ity.
Tsy voatery directoire militaire io lazain'ny tafika io antony dia ity : Ny tafika dia miaro ny ara-dalana, izany hoe ny fitondrana manaraka ny fepetra voalazan'ny lalam-panorenana ka raha ny directoire militaire dia tsy voalaza ao anatin'ny lalam-panorenana hoe "raha mandalo krizy politika ny firenena dia ho raisin'ny tafika ny fitondrana".
Ny atao hoe directoire militaire dia fitondrana miaramila ary transition io saingy ny tafika no mitondra azy fa tsy civile (ohatra : Andry TGV). Tsy ferana @'izay ny hisin'ny ra latsaka raha mbola mikiribiby ny ampilahatra olona i Andry TGV satria ny directoire militaire dia midika ho fampiasan-kery avy hatrany fa tsy misy fifampidinihana raha vao mitsivalana @'ny fanapahakevitrany. Mety ny filoha no hanolotra an'io azy ireo nefa tsy azo vinavinaina mihintsy izany satria na dia ny filoha ary no manolotra an'io dia efa tsy mety satria tsy ao anaty lalam-panorenana moa koa raha manao io directoire militaire io isika dia mazava ho azy fa tsy hanaiky ny hanaovana ny fivoriamben'ny fierenena Afrikanina eto amintsika ny UA satria tsy misy filoha ara-pomba demokratika ary ara-dalana eto amintsika fanampin'izay koa dia tsy misy famatsim-bola satria ny BM sy ny FMI dia tsy makasitraka io.
Andeha atao hoe directoire militaire ary no hitsangana eto, mampandry tany fotsiny izy ireo 1 mois, manomana ny fametrhana tafika hitondra an'ny @'ireo region mafapana sy ireo sehatra samy hafa 1 mois, manomana ny election presidentielle 1 mois izy siora 100% zah fa mbola ny filoha RAVALOMANANA no lany izay tsy ho lazaiko eto ny analyse-ko, mandrapiandry ny vokam-pifidianana sy ny investiture anefa dia tafalatsaka ao anatiny mois de juillet isika izay handraisana ny sommet de l'UA, ao anelanelan'izay anefa dia tadidio fa hanao evaluation ny fiomanantsika ny fandraisana an'io sommet ny UA io ny firenenan Afrikanina ka siora fa annuler ny fandraisantsika an'io raha vao manao directoire militaire isika.
Ny hevitro momba ny fihaonan'ny filoha sy ny tafika ary ny filoha sy masoivoha vahiny teo dia tsotra, tsy maintsy hiditra amin'ny fampandrin-tany ny tafika izay voalazan'ny lalam-panorenana fa ny filoham-pirenena no filoham-bonin'ny tafika, izany hoe hapetratraka ho lehiben'ny faritra dia ny tafika ho an'ireo toerana mafampana. Manao nettoyage generale izy ireo mba hiarovana ny ara-dalana no sady ara-drariny dia ny fitondrana ankehitriny. Hisy noho izany ny fisamborana ireo mpitarika grevy sy ny mety fampiasan-kery raha mbola misy miziriziry milahatra eo ary fanakatonana ireo haino aman-jery mampiroa saina vahoaka, amiko ny fihaonan'ny filoha t@'ny ambassade dia nanazava ny demarche ataony mba ho fatatrin'ny fierenena rehetra fa izay no vahaolana farany raha tiana hilamina ny firenena satria ny TGV dia tsy hifampidinika intsony raha tsy miala ny filoha satria mafy ny pression mahazo azy izay ataon'ireo nanome volabe azy.
En bonne position ny filoha @'izay satria tsy hiasan'ny firenenamikambana saina intsony izay ain'olona maty eo ary tsy misy fanamelohana ny fanjakana satria io no mampilamina ny maro an'isa rehefa tsy hidinika intsony TGV.
Ambava omana am-po mierotra ry zareo TGV fa isika dia gasy iray ihany raha toa mbola hikiribiby nareo, tadidio fa raha nyantso nataon'ny VIVA hoa an'izay hisoratra anarana ho reserviste dia midika fa manana fitaovam-piadina nareo ka vonona hifananandrina @ tafika izay ary fitaovana sady nahazo formation raitra ka hasakasakareo izy anao izany satria ny vokatra efa fatatra.

novalian'i Andribe ny 18/02/2009 14:42
2. bozyboleta
(
18/02/2009 11:30)
Ny fijeriko koa dia tsy mirona mihitsy mankany @ Directoire Militaire fa ilay endrika faharoa lazain'i boysgoss io.
Rehefa tsy mety ny fifampidinihina fa ny hafa mbola miziriziry @ tsy fanarahan-dalàna sy fanakorontanana dia apetraka ny maha- tandroka aron'ny vozona ny tafika ka aleo izy hamerina ny filaminana. Mety hisy eo izany fisamborana sy fampiasan-kery.

3. MANAKASINA
(
18/02/2009 14:04)
misaotra ry boogosy am'lle analyse, ny fahatongan-tsaintsika sisa andrasana, dia ilamina ity firenena ity
4. Andribe
(
18/02/2009 14:42)
iza aloha no mikorotana ao eee tsy ny gasy ihany ve. Gidrao de veleso kely ny felambodin izay maditra 8) 8) 8) 8)